hanokatra tele i Don Bosco!

1. kitjo ( 09/11/2006 16:49)
enga anie ka ho tanteraka soa amantsara!
novalian'i Zoniaina ny 15/11/2006 16:27
2. Fiffi ( 09/11/2006 17:21)
fa iza akia io ?
3. cutie ( 09/11/2006 19:22)
ary radio don bosco ve hain-jy ry fiffi :lol::lol::lol:
4. Zoniaina ( 10/11/2006 04:07)
ouadrayy le gasy tsy mahalala adio don bosco ve ?:-D:-D
5. sonwin ( 10/11/2006 08:06)
:°)
6. ravatorano ( 10/11/2006 09:46)
mba tsary reko njay any zaany e kakitj ann
enga anie
d ho hita eo ny tohiny e
7. kitjo ( 10/11/2006 11:12)
fiffi> le Radio Don bosco akia an

ravato. sady milay be ny camera zareo novidiana taty...hehe
8. Samoana ( 10/11/2006 16:33)
[quote=Fiffi]
fa iza akia io ?
[/quote
]

radio retsy io Don Bosco io fiffi fa sao heverindriko fa kandidà hilatsaka hofidiana a!:wink:


9. pissoa ( 10/11/2006 16:36)
:-D:-D:-D:-D:-D
10. booboo ( 10/11/2006 16:59)
:-D:-D
11. kitjo ( 10/11/2006 17:20)
hahahha
aoka re ry samoana an
12. Zoniaina ( 15/11/2006 16:27)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3001