ILAY MOSOARA

1. rakotot ( 09/11/2006 11:56)
mitady ity hira ity aho.
répondu par ninih le 10/11/2006 13:49
2. Fiffi ( 09/11/2006 13:42)
hira an'iza io ?
3. hery ( 09/11/2006 14:11)
Efa ao kosa io rakotot a

http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=719
4. Fiffi ( 09/11/2006 14:51)
hay ve mosoara le izy fa tsy "ilay mosoara" zay no tsy nahitako azy tao !
5. andry08 ( 09/11/2006 15:46)
ilay hiran-dRaimbl e! Ié io akia ry Fiffi an!:)
6. mandrindra ( 09/11/2006 16:06)
aza mitomany inrtsony ôô
7. pissoa ( 09/11/2006 16:57)
efa omaly harivo nitomany farany izy ngamba kou :-D:-D:-D
8. ninih ( 10/11/2006 13:49)
:-D aleo avalina fa efa voakobana omaly hariva izany ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2877