ny hafatry Môpera e!

1. jampela ( 10/11/2006 07:40)
Aza mba manao hadisoana ihany eto amin'ny ity serasera ity fa ...avy de anaovandry Fiffi teny anavona sy vali-boraingina tsotra izao mintsy!Dia izay e:Ny aza voany ihany hoy Môpera!!!
novalian'i titis ny 16/11/2006 20:09
2. xxx ( 10/11/2006 08:05)
ny fahitako azy, matetika izy tsy mahazo resaka, ka na azony ilay koz na tsy azony dia mamaly hatrany izy.
3. ftma ( 10/11/2006 09:06)
jamela: hay ve izany no hafatry mopera e!
aza vakiana fontsiny izany soratany ko :wink:
4. xxx ( 10/11/2006 10:38)
izaho koa manamarika io ry xxx ;fa misy tena mandeha @ tsy falehany
5. malalatinasoa ( 10/11/2006 10:46)
Nanantena be ahita toriteny fa mety tsy ho afaka ivavaka @ lahady.

Oupsss be fa hafa kay ny hafatry mopera :-D:-D:wink:
6. mbaliana ( 10/11/2006 12:08)
rehefa diso kosa ve...dia avy eo kosa ianao manitsy koa...iza no mahalala raha nataonareo fanainiana disoana le izy
7. rabaradaka ( 10/11/2006 13:32)
Io ange nama ilay hoe samia mahatanty fa izay no seraserantsika e, aza miteny ratsy sy manompa fotsiny fa mba asio hajany sy sandany ny seraseratsika. De mba angario ko izy rehefa hitanao e:lol:
8. Zoniaina ( 10/11/2006 13:34)
kii vita ndray fiffi letie e
9. Simpona ( 10/11/2006 14:05)
Tsss.... inn ndray ar zao kozy zao??? fa nisy inn ndray tao e:roll::roll::roll:
10. Samoana ( 10/11/2006 16:28)
jampela:

Aza mba manao hadisoana ihany eto amin'ny ity serasera ity



Raha mahatsapa nanao hadisoana dia raiso am-pitiavana ny teniny fa mba te hanampy mafy izy e !
Samy manana ny toetrany avy isika namana eto fa rehefa tsy mifanompa dia zakaina @ halemem-panahiny eny e !:wink:. Zapena fotsiny hoy ny vizongo rehefa tsy azoazon'ny saina ny fahakingan'i fiffi maneho ny présence-ny amintsika izy fa aza atao mahatezitra e !
11. andry08 ( 10/11/2006 17:03)
:roll::roll:zah mbô gaga!
12. andry08 ( 10/11/2006 17:17)
I Fiffi anie raha nahatsikaritra ianareo dia nanampy foana e! Aza dia masiaka toa io
13. mbaliana ( 10/11/2006 18:48)
za koa mantsy mba gaga... sady zao koa eto anie manoratra , alohan'ny andefasana le sujet na izay alefa dia mba vakio aloha .. rehefa mamaly ny olona vao hoe zaozao ... ohatry ny fanaratsiana olona fotsiny le anao ry jampela
14. andry08 ( 10/11/2006 19:06)
zoanaina: vita @ innn e!
15. andry08 ( 10/11/2006 19:08)
andraso fa ho avy eo.Dia manararaotra be eo !
16. ftma ( 10/11/2006 19:13)
Ny fomba famalian'i fiffi angamba draidray misy tsy mahataty na misy tsy mahazo, za aloha draidray tsy mahazo fa tsy mamaly e:wink: (oups) namaly ihany kay za t@ ilay loha-hevitr'i salmo :roll:
17. andry08 ( 10/11/2006 19:14)
Diso kely iny fa aleo izy ho tonga dia ho hita eo fa aza manararaotra rehefa tsy eo izy!
18. Achia ( 11/11/2006 05:22)
fifi anie miresaka e;raha tsy misy azy ngaha nareo mahita resahana
19. Fiffi ( 11/11/2006 08:00)
Hay ve re misy resaka momba ahy tahak'zao ato eh !

jampela: sur ve enao fa anavona ny famaliako ? :roll: heu.....@ manaraka de hitandrina tsy hamaly zay lazain'i jampela intsony zany no hataoko koh !

Nefa tadidio tsara fa na de forum aza ity an ! ny ahy de :) foana de ampy !

Ny mampalahelo ahy fotsiny de naninona nefa no tsy nolazainao ahy t@ hafatra zany fa de mamely be ahy eto zao ? m'enfin ....tsy olana fa sans rancune eh !

zah indray aloha de tsy toetrako zany miavona zany an! ny ahy de :D:D lava ....
20. Fiffi ( 11/11/2006 08:05)
mbaliana:
... ohatry ny fanaratsiana olona fotsiny le anao ry jampela
tsy olana akia zany an! jereo fotsiny zah zao ! tondé :D de ampy ! raha misy ny manaratsy ahy de mamelà azy zah fa tsy blèm zany ! :)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.319