ny hafatry Môpera e!

41. Fiffi ( 12/11/2006 07:21)
patrick2002:
,ka tsy hitako ny ahatezitra anao amin'izany
efa niteny zah hoe io ve de ahatezitra ahy saingy.....ny mpandefa ny dinika no tsy mamaly sy manohy ny zavatra nolazainy fa ny hafa no....Misy koa ny hafatra natokana hilazan-zavatra fa raha isakin'ny misy zavatra tsy tian'ny namana iray ve de andeha avoaka dinika tahak'zao ? Sady tsy mety ny tahak'zao satria tondé mi-viser be no namoaka ps ! raha ohatra indray mba natao hoe "misy namana , heu....na misy olona " de mba ao vao lazaina hoe heu....i Fiffi zao .....fa ny fanokafana dinika manokana ho ahy no tsy laniko satria hitako hoe tsy mitombona ary tsy marina velively ny zavatra hamelezana ahy .....!


42. Fiffi ( 12/11/2006 07:34)
Mpandefa : jampela [ Valio ] 08-11-2006 07:56:43
Lohateny : re:re:TOHANO AHO RAHA SITRAKAREO NY HIVITRO
MISAOTRA ERAM-PO ERAN-TSAINA NY NAMANA REHETRA ATO @ SERASERA FA TENA OLON-KENDRY IANAREO NAMALY NY ANTSO! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45517fab7cf83 nefa de lasa nisy tampoka hoe avy de anaovandry Fiffi teny anavona sy vali-boraingina:roll::roll:
43. prime ( 13/11/2006 07:36)
Jampela> Tsara ny fitsikeràna fa ataovy miabo fa tsy miiba raha mety... satria mety mahatohina olona no sady tsy mampandroso...
44. ftma ( 13/11/2006 08:17)
Efa saika tsy hamaly ihany aho fa ny ahy aleko mba milaza ny hevitro toa izany mitambatamba any ivelany any
Misy manoratra zao aty amiko hoe "maninona no ianao ihany no hitezeran'i ... nefa misy hafa mandefa tsikera akolaka ko ao @ dinika ao tsy misy mamaly"
Diso aho izany namaly teto, heveriko adi-hevitra izy ity
izay fa mazoto taholo


45. xxx ( 13/11/2006 08:36)
aleo ihany manao xxx izany :wink:
46. mbaliana ( 13/11/2006 19:49)
xxx tsy manana personalité ianao fa manafina ny tena maha-izy anao ianao...
47. mpanota ( 14/11/2006 09:14)
zany ka mopera
naika lasa mpivavaka tampoka zay kay olona mpanota toy anay daholo no ato fa tsy mahatsapa tena
Resaka ve dia hahafaty e :twisted:
48. boubounezy ( 14/11/2006 13:18)
=))=))=))=))=))=))=)) mazoto daoly é!
dé mahereza enao ry fiffi dé mba mahaiza miaro tena tsara an!=))=))=))=))=))=)) samy manana ny tourny daoly eto e! za mimé no fotsiny alou no mba tko atao @zao e!=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
49. xxx ( 14/11/2006 15:11)
tsy tsara ny fihomehezana ny zavatra manjoa ny sasany...
50. boubounezy ( 15/11/2006 10:02)
dé maninn refa mba té imeme ny oull? tsitako zé olana @ zany.
51. vale ( 15/11/2006 15:32)
ftma: raha zaho no teo @ toeran'i jampela rehafa tsy sahy handefa hafatra ho an'izay olona nanafin-tohana azy izy, dia manao dinika any @ fanabeazana ohatra ka ny loha-hevitra dia zavatra hahasoa ny rehetra mpi-forum, dia halefa amzay zay tsy tanty fa tsy an-kitonona PS, samy mahatsapa tena izay voany koa! tsisy zazakely intsony eto, heu... ankoatran'i... sy i... angamba:-P:-D:-D,.... efa nisy nanao ohatran'io sizé nataon'i Jampela io tato i Kitjo ohatra(azafady aky kitjo a!:wink:); asa raha tadidinareo ilay dinika nataony hoe "resa-porum" izay nilaza ny momba ireo mpidinika manao resaka an-jorony lasa mihitatra lava be...; tsy nisy ps notononiny mihintsy fa dia izay mahatsapa tena dia mitandrina!...:)
52. boubounezy ( 15/11/2006 18:29)
vale hihiihihi:wink:
53. titis ( 16/11/2006 20:09)
Tokony nalefandry tany @ hafatry fiffi irery tany ity sizé ty raha nisy zavatra tsy tiandry nataony fa manafintohina ny sasany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3384