ny hafatry Môpera e!

21. vale ( 11/11/2006 08:34)
oayyyy, jampela, sao dia tsy mety izao manao dinika manokana miteny olona izao,de iza klou ty mompera nanafatra fa tsy arako ?:roll:...fa tena tsy mety izao jampela a, tsy hoe fiarovako be an'i Fiffi fa raha zavatra hifampiteniteny ohatr'izao toa tsy mety kah!! dinika ny eto, ka raha misy tsy azoazonao ny havalin'ny olona sasany dia valio eo @ ilay dinika ihany izay eritreritrao dia samy mazava na rehefa de tena sosotra be enao dia any @ hafatra fa tena tsy mety izao, marina e!!....
22. ftma ( 11/11/2006 09:51)
Tsy hoe momba an'i jampela aho fa ilay resaka nataony anie tsy manaratsy an'i fiffi fa mba milaza ny fomba famaliny e.
Amiko raha tsy misy mitsikera isika @ fomba ntsika tsy afaka ny hiova mihitsy
:D de ampy
23. ftma ( 11/11/2006 12:41)
jereo: http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45557e40b4707
24. Fiffi ( 11/11/2006 14:18)
ftma: de inona hono no maharatsy an'io novaliako io hoe ngodabe le soratra ? sa tsy ngodabe le izy ?
Ary inona no tsy tantinap @ fomba famaliako ? efa nisy namaliako anao tsy nety nga ?
25. Fiffi ( 11/11/2006 14:20)
ny tiako lazaina koa de forum ity ! mino aho fa samy manana ny fomba famaliany ny tsirairay ! ary mbola tsy nanompa namana teto aho na hoe ahoana ! zay fomba namaliako hoe ngodabe le izy de maninona ?
26. Fiffi ( 11/11/2006 14:22)
niverina namaly fahantelony aho fa tsy azoko hoe inona no hidirako @ lohan-kevitra hoe ny hafatry Môpera
27. Fiffi ( 11/11/2006 14:29)
ftma:
Tsy hoe momba an'i jampela aho fa ilay resaka nataony anie tsy manaratsy an'i fiffi fa mba milaza ny fomba famaliny e.
de tsy aiko zay hihafaran'ity raha samy handefa dinika daholo ny tsirairay hilaza sy hitsikera ny fomba famalian'ny tsirairay ato !


28. vale ( 11/11/2006 14:43)
ftma: na izany aza tsy mety aky a, marina e! maninona ary raha mandefa hafatra izy e, de any izy milaza izay zavatra tsy tantiny, tsy hitako izay maha samy hafa ny hanaovana an'izany sy ny eto ohatr'izao!...asa aloha fa nenà manokana raha eto @ dinika misy tsy tantiko ny teniny de valiko eo ambany eo ihany, rehefa mbola minia manao ary le olona (ohatra...) de andefasako hafatra, efa tratra cas in-2 ohatr'izay za,..... satria toa lasa tsy dinika intsony ilay izy fa lasa fitsikerana koa!
29. watafon ( 11/11/2006 14:45)
jampela: inona no hidiran'i môpera amzany kay ?
rehefa tsy tantinao ny famaliny d handefaso hafatra manokana i fiffi e! amiko tsy mety alou zao ataonao zao e!
30. diamondra27 ( 11/11/2006 16:11)
amen
31. lanto ( 11/11/2006 18:48)
Aza mba manao hadisoana ihany eto amin'ny ity serasera ity fa ...

Fa diso taiza ianao ry jampela ? diso "vevitra" ve ? :-D http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45538be883fbe
32. ftma ( 11/11/2006 19:37)
Fiffi: mba manao fanamarinana za fa tsy hoe manome tsiny anao akory, izany maha forum an'ity mba midinidinika :wink: ianao mazoto mamaly forum tena mahafinaritra mihitsy fa izay mba remarque kely ataonny olona mba raiso e. Momba ny famalinao "godabe ny soratra" mba azavao ny antony (valiboraingina :wink:)
jampela mbola vaovao de mbola tsy mahalala n'inon'inona ka tokony isika efa zatra mba manampy azy :D
vale: mbola tsy hainy angamba ny mandefa hafatra, jereo aza izy tsy namaly intsony :roll: tsy misy mitsikera eo fa mba milaza ny hevitra e
watafon: nga mbola tsy hainjy ny fomba fiteny hoe " hatray Mopera" ohatry ny hoe "kabary tsy valiana"



33. ftma ( 11/11/2006 19:43)
"hafatry Môpera"( fa tsy "hatray Môpera") = "kabary tsy valiana" azafady
34. Fiffi ( 11/11/2006 20:37)
ftma:
Momba ny famalinao "godabe ny soratra" mba azavao ny antony (valiboraingina :wink:)
heu....zany ve no hatao hoe valiboraingona ? de isakin'ny mamaly dinika eto aho zany de voatery hanazava anao hoe inona ny antony ? ka naninona no tsy tonga de novalianao ao @ io dinika io hoe "Fiffi mba azavao ny antony" , fa naninona no tato @ ity fitsikerana ahy ato ity no hamoahanao an'io ?


35. Fiffi ( 11/11/2006 20:46)
jampela mbola vaovao de mbola tsy mahalala n'inon'inona ka tokony isika efa zatra mba manampy azy
iza anefa no mbola nandaha hanampy ny namana mbola vao2 tato ? saingy hoe raha mbola vao2 ve i jampela tondé zao ny dinika hataony ?
.avy de anaovandry Fiffi teny anavona sy vali-boraingina tsotra izao mintsy
raha mba fantatrao manko hoe firifiry ny namana vao2 tato nampiako an ! Fa mba tiako hita koa hoe ahoana zany namaliako an'i jampela anavona zany !!!
36. ftma ( 11/11/2006 21:33)
Fiffi:tena hiderana anao ny zavatra vitanao e,efa voalazako teo aloha io.
Aleo gamba tsy hamaly intsony fa toa tezitra ianao
:D te ampy
37. Fiffi ( 11/11/2006 21:42)
io moa ve de ahatezitra ahy saingy.......m'enfin ...!
38. patrick2002 ( 11/11/2006 23:48)
Izaho aloha mahita fa nahavita be i Fiffi tato amin'ity seraserta ity ,hisaorako azy izany eram-po eran-tsaina tamin'izany fandava-tena nananany izany.
39. patrick2002 ( 11/11/2006 23:58)
jampela: ianao izany efa mahita fa nanao hadisoana ,ka tsy haiko inona ny fomba hitenenana anaho ,:roll:
- manaraka dia raha misy zavatra tsy tantinao hataon'ny olona iray ,ny tsara angamba resaka any ambadika no atao (handefa hafatra ) fa tsy ilaina no atao eto @ forum izany .Satria ianao no mitsara an'ilay olona hoe miavona fa tsy ny hafa mihintsy.
40. patrick2002 ( 12/11/2006 00:07)
Fiffi: ity serasera ity dia fifampiseraserany samy malagasy, tsy ankanavaka taona ,na toerana hipetrahana ,ka noho izany dia betsaka ny olona tsy mitovy feeling ato ,ka tsy hitako ny ahatezitra anao amin'izany (raha ohatra ka tezitra ianao), araho mora eny fotsiny, fomban-javatra izany .
Ohatra fotsiny ny fomba hiadina hevitra @ 20 taona sy ny 45 ans izaho dia tsy mitovy ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0127