Ahoana kay mba hevitrareo amin'ilay hoe:asiana "assenceur"?

1. jampela ( 09/11/2006 20:13)
Asiana assenceur ao @ rovan'i Manjakamiadana!!!Ahoana ny vevitrao amin'izany???
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 18:11
2. salmo ( 09/11/2006 20:58)
Ny VEVITRO moa zany dia... :-D:-D (tena tsy aiko ny vevitra hatao amin'ny rova manjakamiadana)
3. Fiffi ( 09/11/2006 21:33)
inona ity vevitra ? :roll:

Raha ohatra ka ndray raha ny hevitro de maninona moa ? tsy hitako zay maha-ratsy an'zany !
4. caprio ( 09/11/2006 22:58)
Ny fisainana mintsy no tsy mety tsony na asiana assenceur io na asiana inona satria hafa mintsy ilay rova teo taloha
5. tslem ( 10/11/2006 08:31)
zany ve tsy fandaniambola fotsiny,maninn ra totohatra gasy be ihany sitrany ahay hanaovana zavatra hafa ny vola ;na ny facture-ny jirama/mois amizany aza tsy gaigy be refa miasa lé ascensseur?ny vahoaka mafy ady ....asa aloha koh ?
6. belaza ( 10/11/2006 09:06)
jampela:

Asiana assenceur ao @ rovan'i Manjakamiadana!!!Ahoana ny vevitrao amin'izany???


fa iza aloha ny niteny taminao hoe asiana assenceur ao e? sa mba mandany andro mapiresaka fotsiny? de asiana clim ko ve hono?:@
7. pika ( 10/11/2006 09:52)
tsy naharaka izany vao2 izany aloha ny tenanany e
fa raha ny tokony ho izy @ maha vakoka fahatsiarovana ny nisy t@ zany aloha dia tokony tsy ilaina izany assenceur izany
8. ninih ( 10/11/2006 12:31)
za ko de mitovy fomba fijery @ pika io. lasa tsy vakoka lotra intsony ny fisian' ny fiovana lehibe otran'izay ao fa tokony vitaina @ tohatra otraotrany izay efa tao ihany aloha e!
9. kitjo ( 10/11/2006 12:41)
araka2 ny architecure anaovandry zareo azy aloha

kanefa tokony tazomina ihany ilay oroginalite ka atao gasy be ilay izy....mety hifanipaka be raha ohatra ka hazo ny arofanina @ couloir jerena avy ety ambany kanefa misy ascenceur na escalator...mmhhhh

fa sady ngah moa tsy rihana telo ny ao raha be indrindra?

tsy aleo @ hopitalim-panjakana na ministera no asiana raha misy ihany ny vola?

mino kosa anefa aho fa misy "interior designer" ao ka tokony ho hainy ny mampifandray azy raha tena tindry zareo asiana marina!

fa ny ankamaroan'ny musee aloha misy daholo e..lol
10. ninih ( 10/11/2006 13:34)
ny ahy aloha ny henoko farany hoe tazonina ny taloha de tsokony tsy hisy izany e!
11. rabaradaka ( 10/11/2006 13:34)
O zalahy, ka aiza intsony ny mahatoeram-bakoka namelàna ny fahagola azy ? Ka maninona raha atao tsinan'ny Alakarabo koa ny Alahamady ?
12. mandrindra ( 10/11/2006 17:02)
fa misy rihana firy io no mila an'izany?????
fa misy mpitsidika firy isan'andro io no asiana izany masinina haingampandeha izany????
fa inona no tanjona amin'io rova io e, ho atao moderna ve???? ko tsy aleo nanamboatra vaovao mihitsy!!!!
13. lapino ( 10/11/2006 17:11)
Efa misy vaovao kokoa eny Iavoloha, sa tsy mety io?
14. andry08 ( 10/11/2006 19:30)
Raha misy ascenceur dia vao maika tsara fa tsy handreraka ny hiakatra sy hidina ao e!
15. kitjo ( 11/11/2006 06:49)
fa zao,

sao kosa mba tsy le ascenceur fahitantsika reny le izy?

sao mba ascenceur hazo? d tady no hisintomana azy miaka-midina? hihhhhi

mety ho tsara izany an!

fa ol 4 max
16. belaza ( 11/11/2006 10:33)
tay be ty eritreritra mandalo ty kle...:@:@
17. Fiffi ( 12/11/2006 14:25)
[quote=belaza]fa iza aloha ny niteny taminao hoe asiana assenceur ao e? sa mba mandany andro mapiresaka fotsiny? de asiana clim ko ve hono?:@/quote]hasiana clim fa mafana be ve ? :wink: sa ve nampiankarina firy étage ny Rova no hasiana Ascenseur :?: :roll:


18. kitjo ( 12/11/2006 20:40)
mba mandefa eritreritra akia izy fiffi an

d aveo mande telepherika mankeny anosy avy ao @ rova..hihihihihi

19. Fiffi ( 12/11/2006 21:28)
kitjo: nandefa heritreritra marina....saingy raha tena jerena marina kosa aloha de hoe fa nga hampiankarina hisy étage ny Rova no hasiana "Ascenseur" ?
20. ratonga ( 14/11/2006 09:01)
ra ny hevitro manokana aloa dé tsy maninona mihintsy ny manisy ascenseur ao é! araka ny filazan'i kitjo wé miegzista angé ny "interior designer" ka rà vita tsara ny conception-ny dé mety tsy anamaromaso ny fisiny fa lasa au second plan. Lé fiheverana kosa wé ny rakitry ny éla tsy mila zavatra modérina kosa alou dé mba tokony ovana @zay nagamba, ny fampiasaina zava-baovao vé tsy fanatsarana ny fiainana ankehitriny, tsy izany vé no atao wé fandrosoana. Ndao ngé alai-tsika ohatra ny Musée du Louvre é! lapan'ny mpanjaka taloha ko izy io http://www.louvre.fr/llv/musee/histoire_louvre.jsp?bmLocale=fr_FR ary époka maromaro no nifandimby nananganana azy, ary ny bâtiment farany moa dé lé pyramide en verre t@ andron'i Mitterrand zany wé @ zao fotoana ihainantsika izao nefa dé en harmonie aux restes des autres bâtiments des différentes époques http://www.louvre.fr/llv/commun/home_flash.jsp misy aloa ny tsy tia fa ataoko fa betsaka lavitra ny tia. Heritreritra mandalo fotsiny iny ny à !:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1826