Ahoana kay mba hevitrareo amin'ilay hoe:asiana "assenceur"?
21. tslem
(
14/11/2006 09:19)
fa rôvina hitovy an louvre ny manjakamiadana e!maninn marina kou ra avadika autoroute ny lalana mankany hihihih
22. ratonga
(
14/11/2006 10:01)
tslem: tsy hitovy mihintsy louvre sy manjakamiadana fa toerana 2 samy hafa:wink:
ary fanatsara ngé no tédiavin'é . ny autoroute dia anisan'ny fanatsarana ny lalana,
lé autoroute en plein centre ville alou to mbola tsy nahita à na any a@ firenena tena mandroso bé aza, to voies rapides ko aza no anarany ra misy
ary maninona ko mo ra averina ny sarety rakitry éla dé ajanona daholy ny tomobil:roll::lol: :-D:-D:-D

23. tslem
(
14/11/2006 11:01)
ratonga >> iny ndray n tsitako :-D:-D:-D,mety hilay zany kah ! fa ny posy posy sy ny vôtiry tsy vôlazanao=))=))=))=))
24. ratonga
(
14/11/2006 11:08)
tslem: ka reny angé tsy rakitry ny éla t@ androndry ranavalona mianakavy fa efa taty arina bé:D:D, ny vôtiry efa t@ andron'i lemizo:@ efa mba nisy fandrosona t@zany:wink:
26. ratonga
(
14/11/2006 11:26)
tslem: tsy zay vé ny ny tantar'é! ny andrin-(dreraka) mihedinedina eny ambonin'ny filanjana fa mbola tsy niegzita ny kodiarana ny sarety aza ngamba mbola tsy nisy knoun:roll:
27. vale
(
15/11/2006 15:19)
koa raha asiana ascenceur ny rova manjakamiadana inona intsony ny maha orizinaly azy? lasa niova ange izany e? sa avela haminavina ny mpitsidika hoe, itony izany vao noforonina fa tam zany andro izany toa tsi nisy an'itony koa..:-D:-D
28. ratonga
(
15/11/2006 16:03)
vale: déja alo ny rova manjakamiadana zay may t@ 1995 dé tsy orizinaly akory http://www.lft.mg/ecolea/madagas/pageimages/rova1.htm
ny oul t@ zany andro zany aza nahay nanatsara rehefa nanangana ity may farany ity, efa zava-dehibé anie ny mirekonstitué ny bikany hivelany sy ny pieces principales ao anatiny é, ary ny ascenseur dé azo afénina na atao transparent
ny musée zay hitako alo zao ohatra misy toilettes ho an mpitsidika daholo nefa t@ andro nanorenana azireo tsy niegsita akory zany, ary tsy mbola naheno à wé misy mimenimenona ny oul mahita an'izany:-w:-w:-w

29. Fiffi
(
18/11/2006 21:09)
ka samy manana sy manao zay ahatsara ny azy io kah ! sady miankina @ valeur-ny . Misy manko milaza hoe fanatsarana satria hono efa mandroso...de hovaina ! de tsy misy autencitény intsony le izy...
30. ratonga
(
19/11/2006 17:31)
mametraka ascenseur ve ry reto dé ampiova inona, ny tsy tantin'ny oul fotsiny anga dé ny miheritreritra wé t@zany andro talou zany tsy niegzista le izy dé we tsy tokony hisy koa ankehitriny :-w:-w
31. Fiffi
(
19/11/2006 18:11)
fa tsy misy an'zany Ascenseur zany kosa eh ! sa ve de hoe hampiakarina firy étage ny Rova ? :roll: