Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravatorano
(
08/11/2006 06:09)
nodimandry omaly hariva ny renin 'i avylavitra
Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesina antsika namana fa namoy ny reniny ny namana avylavitra omaly hariva :cry::cry::cry:.Hisy fitsapana alahelo sy famangiana izay hataon'ny namana serasera rahampi...
tohiny
novalian'i watafon ny 16/11/2006 19:29
Flavien
(
08/11/2006 01:52)
Hira-mpitiavana
Zaho dia foiny vao 8 taona moja dia efa hirampitiavana no mandravaka ny tontolon'androko hatrizay ka hatrizao ary tena milatsaka ao ampoko mihintsy leizy ndray² aza latsaka ny ranomasoko za tsy toman...
tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:36
bmw307
(
08/11/2006 00:53)
zazavavindrano
elaniela fa nahita fa tsy nandre intsony fa nisy zazavavindrano niakatra atanety, nefa tsitia vovotany...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 07:23
LazaDaddy
(
07/11/2006 23:36)
Hoy i Jesosy
Hoy i Jesosy: [i]"Ho avy faingana aho amin'ny andro sy ora tsy ampoizinareo"[/i] (Daddy translation)
=> Raha mahatsapa tena fa Kristianina isika dia mino izany teniny izany ary miambina sy mivavaka...
tohiny
novalian'i prime ny 27/11/2006 12:11
Flavien
(
07/11/2006 22:15)
Tonon-kira
sao mba misy manana na mahay ny hiran'i NOVAH DAKOTO ny titre manao hoe Miverena aty antsianaka fa tena tiko be le izy satria ahatsiarovako za mbolakely(l)...
tohiny
novalian'i dailynews ny 11/11/2006 20:28
fanaina
(
07/11/2006 22:06)
aza mba tratra ihany!!
ilay mitan-jiro, indrindra fa sendra any ilay namana matin-kambo kely hireny hoe mazaka bogosy hihihi!!
tsara ilay izy rehefa tahaka izany, fa ravo manomboka le cinema dia ianao indray no menatra sy ...
tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:58
fanaina
(
07/11/2006 20:25)
manina faona!!
izaho ry zareo manina any dago faona @ilay resaka namana ah!! hatr@ izay dia zatra mana namana lhl faona aho tany dago ary vitsy aza ny vhv fa dia lhl dol!!
aty nefa sarotra ny ahita any izany fa tao...
tohiny
novalian'i Aino ny 08/11/2006 19:26
degree
(
07/11/2006 20:09)
fahazarana ve sa aretina
Tsy arakara-tarehy voajavatra satria na dia hoe degree aza ny ahafantaranareo ahy dia tsy hidera vady mahay mandihy aloha aho fa ny fifanerasarantsika no hitsara ny toetrako,satria olon'ny fo,tia fiha...
tohiny
novalian'i prime ny 10/11/2006 15:10
Fiffi
(
07/11/2006 18:06)
Fanambadiana: aoka hitsangana izay mahita ny tsy maha mety i
Variana aho raha nahita an'ity lahatsoratra ity hoe
[b]aoka hitsangana izay mahita ny tsy maha mety izao [/b]
Nisavorovoro Ambohimangakely iray vohitra tamin’ny sabotsy teo. Fa misy inona, hoy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/11/2006 20:38
hugoboss
(
07/11/2006 17:37)
mitady tononkira
ra misy mba manana ny tononkira hirain'dadah(mahaleo) sy nanah mitondra ny lohanteny hoe "tsara tso-rano"
misaotra dieny mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/11/2006 17:55
kelly13
(
07/11/2006 17:10)
loko
miala tsiny fa @ teny frantsay le izy!!!
quell est la couleur des peyits pois???...
tohiny
novalian'i MTN ny 14/11/2006 18:44
kitjo
(
07/11/2006 16:38)
fametrahana sary @ forum
Miala tsiny raha efa nandeha ity sujet ity fa tsy hitako aloha e!
Ahoana raha te hametraka sary ao @ forum?
raha sary anaty file fts fa tsy oe @ website?
melsi...
tohiny
novalian'i fasaly ny 20/12/2006 20:45
rariri
(
07/11/2006 16:33)
Dingana lehibe
Voalohany indrindra dia misaotra anareo nametraka ny fanontaniana, mankasitraka tokoa.
samitsara e! ho lasa lavitra ary iriana ho tonga @ izay sahaza azy daholo.
:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 25/11/2006 15:44
jampela
(
07/11/2006 15:05)
RE:TOHANO AHO RAHA SITRAKAREO NY HEVITRO!
nisy namako nitaraina fa mba nanontany zavatra efa nitranga tato @ serasera izy dia teny anavona no novinalin'ny namana azy!dia izay no nanosika ahy mody tsy nahalala nanontany sy nanao soso-kevitra m...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 08/11/2006 05:52
fens
(
07/11/2006 14:26)
Madagasikara
asa hoy aho raha mba misy amintsika ireto nymahafantatra ny dikan'ny teny hoe MADAGASIKARA, ny niaviany , ny dikany sy izay hevitra rehetra fonosiny.
nisy vahiny nanontany ahy ny dikan'io mantsy ka t...
tohiny
novalian'i fens ny 12/11/2006 13:52
tslem
(
07/11/2006 11:25)
mampieritreritra ????
Nisy size izay indray mande oe:iza no tianareo eo @ toeranareo ilay adaboka sa ilay manadaboka,tsy tadidiko oe teto @ eritreritra mandalo sa tany @ fitiavana fa mitovitovy amizay ty fanontaniako ity m...
tohiny
novalian'i cutie ny 09/11/2006 21:58
tenagasy
(
07/11/2006 10:48)
Inona ary izany?
Antitra vao mahasavika!
Nanao ankamantatra izahay t@ 4è (taranja malagasy), de tsy nahita hambara aho t@ anjarako de namorona an'io. Fa na ilay mpampianatra aza niaiky hoe mety be!
Tsy haiko na e...
tohiny
novalian'i kala ny 13/11/2006 08:58
bavy
(
07/11/2006 09:25)
fanalana tatouage
ahona kay ry reto ny fanalana ireny tatouage ireny fa tena hoatra ny tena mahamenatra be le izy @izao efa lehibe, de mba mangataka toro-hevitra fa tapa-kevitra aho fa hanala raha misy afaka manala azy...
tohiny
novalian'i pissoa ny 28/12/2006 15:03
Imahaka
(
07/11/2006 07:56)
indray andro
isa ny amontana :-w...
tohiny
novalian'i enteme ny 24/11/2006 18:58
diamondra27
(
07/11/2006 07:12)
voyage de groupe
Mba misy fizarana tombontsoa ity raha toa ka misy mi-intéressé
Misy voyage en groupe ho any Madagascar izay atao @ 15 Novembre 2006 ho avy izao, raha mila fanazavana moa ianareo dia afaka mandefa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/11/2006 06:04
