aza mba tratra ihany!!

1. fanaina ( 07/11/2006 22:06)
ilay mitan-jiro, indrindra fa sendra any ilay namana matin-kambo kely hireny hoe mazaka bogosy hihihi!!
tsara ilay izy rehefa tahaka izany, fa ravo manomboka le cinema dia ianao indray no menatra sy miahaka.
:-D:-D:-D mba sendra tadidiko fotsony fa @izao aho tsy mety hitahan-jiro tsony:-D
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:58
2. patrick2002 ( 07/11/2006 22:56)
mampitan-jiro indray izany nareo ,zany hoe nazaka bogosy ah! :wink::wink:
3. Flavien ( 08/11/2006 01:26)
za koa taloha dia mpitan-damba fa izao kosa mba mampitazona kely fotsiny an! lezorony kely iny no ampitazoniko8-)
4. majakely ( 08/11/2006 08:28)
za nefa saika mba hampitazona an'i fanaina zaoo ,,hihihii,,nefa le bogosy mbola tadiavina an?? :lol:aiz izy zayy???
5. Imahaka ( 08/11/2006 08:43)
majakely> fa tsy mety angaha raha ratsy kely sahala aminay?:?
6. Simpona ( 08/11/2006 09:01)
I majakely nga tsy haka raha tsy bôgany ???
de raha otrana odawol ny majakely rehetra de tsy afaka hanatsara tarana miits zany ny rats kely otranay :oops::oops:
:lol::lol::lol::lol::lol:
7. fanaina ( 08/11/2006 09:18)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 07-11-2006 23:56:34
Lohateny : Re : aza mba tratra ihany!!
mampitan-jiro indray izany nareo ,zany hoe nazaka bogosy ah!

ah ah izaho indray tsy mampitana olona izany fa ampol dia efa mety fa ilay labozia mandoro ny tainy:-D
majakely hihihihi izaho koa mbola hitady
8. ninih ( 08/11/2006 11:03)
ngaha moa raha ampoule izany hisy fy fa mba labozy kosa moa de romantika koko e! de nefa anie hono "ze tiana mitombo tarehy" koa refa otratrizay iny e! :wink: ny tiko lazaina hoe tsy de ilaina lotra le fijerevana tareha indray²! :-P
9. fasaly ( 08/11/2006 11:09)
fanaina:

ilay mitan-jiro, indrindra fa sendra any ilay namana matin-kambo kely hireny hoe mazaka bogosy hihihi!!
tsara ilay izy rehefa tahaka izany, fa ravo manomboka le cinema dia ianao indray no menatra sy miahaka.
:-D:-D:-D mba sendra tadidiko fotsony fa @izao aho tsy mety hitahan-jiro tsony:-D


tsy aleo ve ky nitazona pataloha:-P
10. patrick2002 ( 08/11/2006 14:40)
fasaly: tsy aleo mitazona sosisy :-D:-D:-D
11. ninih ( 08/11/2006 15:09)
:-D:-D:-D:-D
12. fanaina ( 08/11/2006 16:10)
Mpandefa : ninih [ Valio ] 08-11-2006 12:03:18
Lohateny : Re : aza mba tratra ihany!!
ngaha moa raha ampoule izany hisy fy fa mba labozy kosa moa de romantika koko e! de nefa anie hono "ze tiana mitombo tarehy" koa refa otratrizay iny e! ny tiko lazaina hoe tsy de ilaina lotra le fijerevana tareha indray²!

hihihi ka injy ve aza no hataoko hitazona azy eh? lol

izaho tsy mijery n tarehy, fa ilay namako mihintsy no matetika milaza ahy hoe " izy kosany bogosy ah!! mba nazaka ihany aho nazaka azy) de ekeko eny fotsony fa tsy miteny tsony aho avy eo fa manarakefa fotsony.
13. fanaina ( 08/11/2006 16:11)
tsy aleo ve ky nitazona pataloha

hihihi raha izany ve anky tsy izaho indray no voasitombolo hoe atao inondry tazomina ny patalohany:-D
14. kelly13 ( 08/11/2006 16:30)
za klou tratra une fois, en fait nandainga t@ko le namako hoe andao akary de nande kay izy ty nanao fotoana t@ sipany fa lasa za nody, ny tena marina tsy nanana afokasika nampiretana labozia za! lolll
15. Aino ( 08/11/2006 19:13)
kelly13 :-D:-D tsy te hitana jiro izao de mody hoe tsy nanana afo!!
16. mandrindra ( 09/11/2006 16:42)
aza manaiky mitana izany fotsiny fa mba mandraisa anjara koa e
17. ninih ( 10/11/2006 14:58)
raha laingana kosa de marina fa afaka ny mandray anjara fa raha otra ka efa fantatra ve de tsy mety ny fandraisana anjara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3505