mitady tononkira

1. hugoboss ( 07/11/2006 17:37)
ra misy mba manana ny tononkira hirain'dadah(mahaleo) sy nanah mitondra ny lohanteny hoe "tsara tso-rano"
misaotra dieny mialoha
novalian'i Fiffi ny 07/11/2006 17:55
2. Fiffi ( 07/11/2006 17:55)
tsara tso-rano ? nga tsy hoe tsara tso-drano ? de efa nojerenao ve tao @ tononkira ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2096
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362