manina faona!!

1. fanaina ( 07/11/2006 20:25)
izaho ry zareo manina any dago faona @ilay resaka namana ah!! hatr@ izay dia zatra mana namana lhl faona aho tany dago ary vitsy aza ny vhv fa dia lhl dol!!
aty nefa sarotra ny ahita any izany fa tao tsy mitovy ny fitondratena fa, tao panara damaody laotra,misotro,mifoka diso tafahoatra laotra,ary manjeraka koa @lafony resaka sipa sns fa mihevitra ny sasany hoe manadala.
any ka manina ny any @tànana faona:-(
hafa ihany hoa Dago.(l)(l)(l)
novalian'i Aino ny 08/11/2006 19:26
2. cutie ( 07/11/2006 20:41)
zany ve :lol::lol::lol::lol:
3. degree ( 07/11/2006 20:45)
ka tsy ianao izany ny avy amin'ny hiran'ny raosy hoe "sahala ny tsy misy olona aty? ka izao irery no aty " ny zavatra kely omeko anao dia izao mpinamana daholo ny olona rehetra,mpirahalahy ,mpianabavy raha ato bango tokana satria taranak'i ADAMA sy EVA avokoa ,koa izay rythme ny any no miseho dia miara mirona eo =))=))=)),tandremo anefa manao mafy loatra mihotra ny an'ny hafa ka fanina eo ! nefa na dia izany aza dia aza hadino ihany ny aty
4. fanaina ( 07/11/2006 20:56)
cutie hihii ye;)
5. cutie ( 07/11/2006 21:00)
fa ohtran'ny ahona nefa ny naman tadiav-njy
6. fanaina ( 07/11/2006 21:02)
degree izaho anie tsy milaza fa tsy hinamana any ry zareo hireeo hoe!
fa tena tsy haiko fa hafa ihany ny fifandraisana ko!!
hoatra izaho ny ahy no tiako, rehefa any @tànana dia miaraka mandende,milalao karatra,miara miheno mizika ao atrano dia mba manala azy manao karaoke na mandiny,manao bol, bascket sns, rehefa mihaona mahita zavatra hatao faona, ko ny any aty indray dia miaraka mifoka sigara sy rongony etsy dol, na mandalo fotsony aza ianao lasa ianao indray no dizina voaloha:-D
de ny miaraka @vhv indray anefa dia resaka lhl faonany mande de mande mandinika any izay bogosy sns.
rehefa tsy ray @hireo indray diamijery tele,ord,play station, sns ny tontolo andro. izany ve tsy mankaleho!!
ary tsy izaho hirery no leo any izany fa ireo ray aman-dreny ny ry zareo koa nefa moa tsy misy mivaky loha any izany ry zareo.
:-D:-D:-D tsy hoe manao fikany papa sy mama aho fa tao mankaleo be ilay izy ko, nefa atao ahoana fa izay no misy.
7. rariri ( 07/11/2006 21:07)
Ny roa no tsara noho ny iray : raha lavo misy mpanarina.

:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:

naman'ireo tena namanaaa solon-dralahy tsy mna nanànana.



Ps: ohatrany fena nanana be izy zany.

aza adino ange ry joziane ny mividy labozia an!
8. degree ( 07/11/2006 21:28)
ahy ve ! tsara kosa izany hevitr'i injy izany ka izany anie no nahatonga ahy hiteny hoe tandremo anefa sao manao tompony loatra fa sao fanina eo ? mpandalo ,mpila ravinaitra ny aty fa aty dango ny antsika satria misy fampitandremana nomeko ihany teo"nefa na dia izany aza dia aza hadino ihany ny aty "izany izany dia midika fa tsy izay rehetra ataony akory dia arainao "fa tadiavo aloha ny mahasoa vao ny mahafinaritra manaraka ihany" ka raha hainao ny mandanjalanja ireo dia misosa ny fiainan-jy
sa..............................?
9. fanaina ( 07/11/2006 21:50)
degree misaotra eh!!:-*
ah ah izaho anie miezaka ary efa zatra ny fiainana aty aza ary mandray sy miaritra ny soa sy ny ratsy fa matetika faona no mahatsiaro ny any dago ko!!

Mpandefa : rariri [ Valio ] 07-11-2006 22:07:22
Lohateny : Re : manina faona!!
Ny roa no tsara noho ny iray : raha lavo misy mpanarina.

marina zany.
10. booboo ( 07/11/2006 22:32)
fanaina > zà taloha no ôtra anao (sahala @ hoe défa antitra beeee ery zà hihihihi) : paozin-dahy beeeee mihitsy fa kely feo fotsiny, zara raha nanana namana vehivavy, tia activités maherihery setra sns. fa nony nanana tokantrano dia niova beeeeeeeeeeeeee :-D:-D:-D
11. diamondra27 ( 08/11/2006 07:06)
dia tsy haiko indray 'zany ry fanaina fa ny ahy ny namako na hatrany dago na hatraty dia mbola lhl foana no betsaka ary a!dia tsy mpisotro toaka ry zareo fa mpivavaka. Ao koa moa ireo tsy mivavaka fa tsy manao la vie izany araka ny fihevitry ny maro.
Ny fiainana dia tsy vitann'ny fisotroana sy fifohana sns fa mba misy ny loisirs, sport etc...
Fa be gasy sa tsia any aminareo sa i salmo irery no any?
12. tslem ( 08/11/2006 08:03)
degree:

"sahala ny tsy misy olona aty? ka izao irery no aty ",mpirahalahy ,mpianabavy

ohatra ny tany tsy misy olona aty,tena marina zany an!sady amizay saribakoly fotsifotsy be ohatry ny barbie daôly no mifanena aminao eny andalana raha tsy izany dia ilay contraire b anizay.
degree a,tsisy anizany mpianabavy zany kosa e,:-D :-D :-D :-D :-D

13. ninih ( 08/11/2006 10:06)
arahina @ onjany marina de mande zôli le fiainana! fa tsy midika hoe haditra anefa
14. Aino ( 08/11/2006 19:24)
Fa be gasy sa tsia any aminareo sa i salmo irery no any?

hihihihi aty tys misy hafatsy io voatononjy io, sady ary @dezera be ary koa aza izy ko!! tsy mavita makany aho:lol:
15. Aino ( 08/11/2006 19:26)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 07-11-2006 23:32:09
Lohateny : Re : manina faona!!
fanaina > zà taloha no ôtra anao (sahala @ hoe défa antitra beeee ery zà hihihihi

efa mba matotra kosany fa tsy dia hoe soara eh!:-D

Mpandefa : ninih [ Valio ] 08-11-2006 11:06:05
Lohateny : Re : manina faona!!
arahina @ onjany marina de mande zôli le fiainana! fa tsy midika hoe haditra anefa

izay manko!!

ohatra ny tany tsy misy olona aty,tena marina zany an!sady amizay saribakoly fotsifotsy be ohatry ny barbie daôly no mifanena aminao eny andalana raha tsy izany dia ilay contraire b anizay.

ny ahy le barbie dol no tazako ko!! sady mitokana kely aty koa izay dia tao tsy dia misy aza ko!! asa mety misy gasy ihany aty fa sarotra dedavina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2386