Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
kitjo
(
04/11/2006 08:19)
Any izany !
mba jereo kely ange ity e
http://www.aody.mg/politique.php?id=603...
suite
répondu par fijo le 07/11/2006 23:50
kitjo
(
04/11/2006 08:07)
aona mi-clear le adress bar?
slt dol nareo ato
hono wa, ahoana ny atao raha tiana esorina dol le liste adress am le adress bar io? raha misy site nojerenao zany tsy tinao ho hitan zay hampiasa ilay ordi aveo
"clear history"...
suite
répondu par kitjo le 06/11/2006 14:14
kitjo
(
04/11/2006 07:36)
Nodorana ny trano nampanantenaindRavalo tao Vatomandry
Misy tena mirefarefa @ tany mihitsy ny sain' ny sasany
vao mainka manome credibilte an ravalo izao.
http://www.lexpressmada.com...
suite
répondu par kitjo le 11/11/2006 14:41
kitjo
(
04/11/2006 07:27)
Eto ra hihaino vaovao @radio gasy!
http://www.alliance92.com/
jereo fa miova isan andro fa toa tsisy archive ka rehefa tsy afaak mihaino dia tehirizo fts d henoina manaraka
na mamaky gazety aza hafa ihany ilay mihaino indrindra i...
suite
répondu par fijo le 07/11/2006 23:55
tslem
(
04/11/2006 04:30)
xxx
lasa ndray ho ah ny saiko ry zareo a,misy xxx be d be v eto @ forum sa xxx iray ihany no mizarazara ny atidohany sy ny fisainany e,ndrindray mantsy misy xxx tsara fanahy,ao ny mampalahelo ,d ao koa ny...
suite
répondu par Fiffi le 06/11/2006 17:28
xxx
(
03/11/2006 23:23)
fanirina
ianareo vehivavy ve de mba maniry sy tia lehilahy iray na eo @ bikany na eo @ fihetsiny ka te hiaraka aminy ianareo? Mba azonareo lazaina eto ve ny antony ?...
suite
répondu par MTN le 05/11/2006 20:46
degree
(
03/11/2006 23:00)
Fitiavana ve sa fihavanana ?
azoko lazaina tia ahy ve ny olona iray : tena mitory fitiavana amiko izy rehefa manalavitra ahy nefa kosa raha mifankahita izahay dia dia toa namana fotsiny nohitondrany ahy ?...
suite
répondu par dailynews le 05/11/2006 22:53
colar
(
03/11/2006 20:37)
mbola inty aho
antson fo ty ra ol a,ary efa ho lava,
antso1,hoanao zay mamaly de miomana fa ho avy any aminao ny we zao sy zao iny,antso2:tandremo fa tsy lavittra anao ny hanimba ny fahasambaranao,antso3:
mety ho ...
suite
répondu par Fiffi le 20/11/2006 06:49
Aino
(
03/11/2006 20:24)
pianatra sy pampianatra
raha pampianatra kay ny mazana mipi-maso any pianatrany dia mba ahoana ny eritreritrareo?
...
suite
répondu par fanaina le 07/11/2006 20:53
lemenakely
(
03/11/2006 17:45)
DVD air madagascar tsara mba ananana..
Mahafinaritra ary tena mahavariana ity DVD air madagascar ity .Ary tokony mbà fiér isika gasy manana pilote sy copilote mahay tokoa
http://www.worldairroutes.com/AirMad.html...
suite
répondu par Papoose le 03/12/2006 23:28
anjely
(
03/11/2006 15:50)
possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?
Salut daholo! manontany tena aho ry reto hoe 8O possible ve hoe tia olona 2 en même temps? zà marina ohatran'ny tsy afaka hisafidy fa mamy ny atsy fy ny ary. Zay jerena :^) mampilndalenda daholo :-o...
suite
répondu par kala le 21/11/2006 09:04
fasaly
(
03/11/2006 15:13)
Fijerena pejin-tsary
Tena mily kosa akou lay zavatra vaovao ao am sary ao ndray e!:wink: lay fijerena pejin-tsary tena tsy mamizana no pratik, merci foana ny mpinadraikitra e!:-*:-*:-*...
suite
répondu par kitjo le 02/12/2006 07:07
aigredoux
(
03/11/2006 14:51)
Arahaba
Miarahaba antsika namana rehetra eto @ serasera. Tsy manan-kambara betsaka aho fa faly tonga eto @ ty toerana ty mba hitafa sy hidinika ary hifampizara ny manta sy masaka. Mirary serasera mahafinaritr...
suite
répondu par Tsingatsa le 07/11/2006 12:30
tslem
(
03/11/2006 13:08)
fihomehezana paharivan'ny andro ty
http://www.geocities.com/RainForest/4258/humours1.html...
suite
répondu par tslem le 03/11/2006 18:51
tslem
(
03/11/2006 12:39)
ankafizo kely
ankafizoo kely aloha reto e:
http://www.chez.com/arathorn1/...
suite
répondu par ninih le 08/11/2006 10:52
infinity
(
03/11/2006 12:36)
Urinoir
Tany Paris ny tantara no nitranga.
Nisy sinoa iray nanao touriste tany, poritra be te hi-pipi rangahy kanefa occupé daholo ny trano fivoahana, naka sisina poteau lery nanao ny besoin-ny. Kanjo nisy...
suite
répondu par ari.malala le 07/11/2006 14:14
xxx
(
03/11/2006 10:59)
resaka trano
:P o ry zala e,mba té hanana trano kely eny mahitsy aho hevitra iray lehibé mety mavita vé ra vola cinq million ,sao diran-doja na fitahin'olona,tsara è...
suite
répondu par ratonga le 01/12/2006 23:03
tianne
(
03/11/2006 10:47)
gospel
sao mba misy afaka manampy ahy ny fomba atao ahafahana miditra anaty tarika GOSPEL tena tiako be mihintsy mantsy izy io. misaotra anareo sahady....
suite
répondu par ninih le 06/11/2006 13:01
tianne
(
03/11/2006 10:41)
mitady tononkira
sao mba misy mahay ilay tononkira natao lalao tany imaritsiatosika ny 01/11/06 lasa teo MAMBEAU. misaotra betsaka...
suite
répondu par ninih le 06/11/2006 13:20
haria
(
03/11/2006 08:58)
'zaho te ho namanao
Salama e!faly be aho tafiditra amin'ity serasera ity.Mbola tsy dia misy ambara firy fa vahiny,tsy aritro fotsiny ny tsy hilaza ny ato am-poko dia mba nanoratra aho.Sa ve ilaina ny hamantatra ny momba ...
suite
répondu par Fiffi le 09/01/2007 13:00
