aona mi-clear le adress bar?
1. kitjo
(
04/11/2006 08:07)
slt dol nareo ato
hono wa, ahoana ny atao raha tiana esorina dol le liste adress am le adress bar io? raha misy site nojerenao zany tsy tinao ho hitan zay hampiasa ilay ordi aveo
"clear history" no nandramako d le history fts no lasa fa le adress bdb reny mbola eo @le bar iany
melsi

novalian'i kitjo ny 06/11/2006 14:14
2. simplex
(
04/11/2006 13:47)
- ie: clear history
- firefox, mozilla, konqueror,...: clear saved forms -- ao @ le privacy tab no misy azy
- opera: clear history
3. kitjo
(
04/11/2006 15:10)
o ry simplex ah!
tena tsy simplex mitsy zvt lazianao zany fa mbo atoroy anah tsara ilay izy fa za nge venjana be amtony e!
ilay "clear history" fts aloha tsy mety e!
d in dol reo?
tena tsy simplex mitsy zvt lazianao zany fa mbo atoroy anah tsara ilay izy fa za nge venjana be amtony e!
ilay "clear history" fts aloha tsy mety e!
d in dol reo?
4. simplex
(
04/11/2006 15:27)
:D:D
* ra ohatra ka internet explorer ny ampiasainao d le hoe clear history iny no clicker-na,: ->tools -> internet options -> general (tab by default io fa tsy mila mikliky akory) -> clear history
* ra ohatra ka mozilla, na firefox ndray d le hoe clear saved forms: -> tools ->options -> privacy (tab) -> saved forms -> clear.
* opera: -> tools -> options -> advanced -> history (tab io na rubriq) -> clear (esory doly na ny cache aza fa tsy manin)
netscape tsy haiko fa jereo any @ options ihany...

5. kitjo
(
04/11/2006 16:17)
IE k..
fa tsy haiko re fa tsy mety!
ilay history fts no voafafa dol fa ilay asiresy bdb eo @ ilay adress bar io mbola eo daholo ihany
fa tsy haiko re fa tsy mety!
ilay history fts no voafafa dol fa ilay asiresy bdb eo @ ilay adress bar io mbola eo daholo ihany
6. simplex
(
04/11/2006 16:50)
sao d tsy natao hoe apply sy ok refa vita :°)
adiresy bar in klou e ? le eo @ le fampidirana url v? misy ankoatran'zay nga ?
ra io an, d le efa nokoziako teo:
->tools (ery ambony ery akaikin'ny help io)
->internet options (eny @ farany ambany io)
->jereo eny ambany misy hoe clear history, klikeo io bouton io
-> apply
-> ok
tokony mety io.
sa le version farany no tsy mety ? tsy haiko ndray ny @ zay. Jerijereo @ GooGle. Miandry an'i lapino eto :°)
ra hi-clear forms ndray an, ohatra hoe ny ps login na koa ny tenimihafina eto @ serasera ohatra tadidin'le matosy automatiquement, ra tsy tianao hisy hahita ny ps-nao na otr'izany ...
-> tools
-> internet options
-> content (tab eny @ le ambony io)
-> autocomplete (somary eo ampovoany)
-> clear forms na passwords
sinon, azonao atao tsara ny mampiasa browser hafa ohatra hoe firefox :-P
7. lapino
(
04/11/2006 17:06)
Dia voasoratra eo amin'io zavatra lazain'i simplex io ny valin'ny fanontanian'i kitjo :)
Fa marina izany hoe tsara ny firefox :wink:
Fa marina izany hoe tsara ny firefox :wink:
8. kitjo
(
04/11/2006 18:29)
tsy mety ry simplex an...
le history iany no miala fa le adresy bdb tsy mety oa marina e!
ie le fampidirana url
lapino> :oops: tsy haiko aiza ho aiza no hanokafana an' io raha teny anglisy? tena tsy haiko mampiasa le teny frantsay :oops:
le anokafana azy fts ao @ options inona fa rehefa hitako dia arahiko fts mety haiko ihany
Ahoana mi switch @ ilay Firefox io?
dia inona no mety ho difference?

9. simplex
(
05/11/2006 12:27)
sampona kosa ny anao ra zany.
asivo mot de passe fotsiny ny username-nao d tsisy tafiditra @ session-nao e.
le noteneniko faharoa io no mamoaka an'io zavatra nokozian'i lapino io.
firefox:
http://www.getfirefox.com/
http://www.petri.co.il/download_firefox.htm
download, d avy eo install.
Alefaso any @ Mydocuments (install folder)ra ohatra ka tsy administrateur ny compte-nao.
Mitovitovy @ IE ihany io, tiako kokoa @ le afaka manokatra page en tab (middle click no tsindriana d misokatra en tab ny link 1), d avy eo koa misy bookmark toolbar otran'ny "favourites" @ IE fa zany hoe organise kokoa... jereo @ le fanazavana eo ambony io.
10. kitjo
(
05/11/2006 12:37)
tena sampona mitsy ry simplex an!
satria nandramako t@ desktop fa laptop manko no nanontaniako io, d mety le izy @ desktop fa ty mitsy angamba no mivaha! :roll:
d izay no nataoko nasiko user account ho ahy d iray Guest fa tsitako zay hevitra!
aleo fa andramako ary io firefox io ndray
melsi e

11. MTN
(
05/11/2006 20:42)
tools>Internet options>Klikeo daholo Delete cookies sy delete files eo amin'ny temporary internet files