Nodorana ny trano nampanantenaindRavalo tao Vatomandry

1. kitjo ( 04/11/2006 07:36)
Misy tena mirefarefa @ tany mihitsy ny sain' ny sasany

vao mainka manome credibilte an ravalo izao.

http://www.lexpressmada.com
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 14:41
2. rabaradaka ( 04/11/2006 08:14)
Misy olona tena misy devoly nama, fa Ravalo tsy maintsy lany premier tour eo e
3. Fiffi ( 04/11/2006 09:17)
de faly ery zao ireo olona mpanao ratsy ireo nanaoan'zany ! :evil::evil:
4. kitjo ( 04/11/2006 09:46)
dia inona anefa ny tombotsoa amzany e?

zay zao d nokaramaina ngamba zara raha nahazo 25000 nefa mety izy ihany zao no tokony mba mipetraka ao

maivandoha tttssss
5. besoiiin ( 04/11/2006 09:53)
fa ny trano hono no naninona na io no dorana????
6. akama2006 ( 04/11/2006 10:04)
pour une fois mba mitovy hevitra aminy ity besoin! dia fisainana tsy misy fivoarana mihintsy efa volambahoaka very izao izany!ny comanditera no tsy fantatra sisa fa dia tena fahavalompirenena mihintsy ny manao izao!
7. kitjo ( 04/11/2006 10:31)
sad oe ra te higafy izy tena vendrana be satria efa hitambahoaka teo fa efa vita ilay trano...

akama> ny hevitra no ampiadio am besoin fa ts nareo no miady an..hiihhi:-*
8. akama2006 ( 04/11/2006 11:07)
kitjo>:D hita ko!izay no hoe iza le comanditera satris dia akasoparana tsotra izao!

ka i besoin anie ny heviny hafa noho ny rehetra e,marina fa ny hevitra no tsy mitovy fa ny azy asian'izay hoe dadanla!dadanla tsy misy farany izay...!sinon izy anie mety mba milay ihany e(tsy haiko na sipa na bandy anefa lery io izao!sao lazainy pelaka eo ndray fa modu chut aloha ra kitjo a!):*lol
9. kitjo ( 04/11/2006 15:02)
hahahaha
mampme nareo k!:P
10. Robert ( 04/11/2006 18:35)
Mbola tsy ampy patriotisme na koa tena tsy misy civisme mintsy ny Malagasy rehetra eee.

11. kitjo ( 04/11/2006 18:42)
zay ndrindra ilay toetsaina mila ovaina ao

na tsisy idiran' ny politika aza dia oh misy olona sasany voa mitsy ny sainy raha mahita zavatra tsara dia simbaina na angalarina (publiphone..jiro kely teny marais masay, tamboho fenoina soratra...)
12. rainy ( 04/11/2006 22:17)
Asa raha tena heverin-dry zareo fa i Ra-huit no voa amin'io hain-trano io. Ka iza indray izany no handeha hiala sasatra any raha izao no miseho? Ny olona manantsaina manana ny azy manokana fa ny kentrina ihany no tsy manan-koraisina. Raha toy izao ihany maninona raha Ambila-le-maitso no hatsaraina indray hiverenan'ny besinimaro any? Raha izaho no mba mpitondra dia : na avelako amin'izao io ho hitan'ny havany eo ny adalàny, na vao koa hanaovako trano mari-pototra tsy laitran'ny sikilaonina (trano ivaiva mafy fototra) dia ny ben'ny tanana ao no asaina miandraikitra ny fiarovana.
Asa anefa ! mba eritreritra ny ahy iny fa ny totalibeny dia mampalahelo ny toe-tsain'ny mpandrava laka.
13. kitjo ( 05/11/2006 06:19)
le izy aloha ange mety ol 1 fts ny komanditera dia ol 1 le adala nandoro e,
samy tsy misaina tafaraka fa zany hoe tsy misy idiran' nyvahoaka sy ilay faritra ilay izy satria raha t@ iny atsinanana iny, Vatomandry anisan' ny nahazoan ra8 mpifidy be tokoa ary tia azy ny olona ao na akaiky eo aza i mahanoro.

Ary logement social ilay izy majatsapa anzany daholo ny vahoaka fa ho azy ireo fa tokony atao fts izay hahatratra ireo tsivalahara ireo d aseho vahoaka mitsy dia ny tranony no alaina ipetrahan le olona tokony ahazo ilay nodorana.

14. kitjo ( 05/11/2006 06:20)
fa tsara be ilay hevitra @ilay Ambila rainy an!

zany hoe tsy tokony ny fanjakana avy aty ambony no isahana anzay lotra fa tokony mihetsika ny maire ao sy ny region
15. akama2006 ( 05/11/2006 08:21)
rainy kitjo> tena tsara mihintsy iny hevitra ambila iny ry zareo!nareo koa angaha mpakany ?lasa hiova izany eo ity sujet ity fa aleho ajanona eo !ambila lemaisto,misosa !misoasa ny lakana ....pangalana!manja e!
ny indro kely aminy ambila anie ,ny hitako,dia betsaka ny olona manana trano any no tsy tia raha toa ka lasa ohatrany foulpointe e!simba ilay sauvage 2 an'ilay toerana!mety ho marina ihany aloha io fa mila fandaminana fotsiny angamba!
le trano may vatomandry aloha dia itovizany rehetra angamba iny!wanted le nanao iny!
16. jpeg ( 05/11/2006 09:13)
Tsy mety kosa aloha izany mandoro trano izany e, tsy tokony ny hevitra no hampiadiana fa tsy fanimbana na fanaratsiana olona
17. kitjo ( 05/11/2006 10:16)
sady dia tsy hita ange ry jpeg izay tombotsoa amzany e! mahavariana!

akama> tokny mihetsika ny region dia asiana circuit mihitsy ireo toerana ireo ho an' ny gasy
18. rainy ( 05/11/2006 14:53)
Rariny sy hitsiny mihitsy raha toa ka ny maires sy ny région no hikarakara an'Ambila le maintso. Izahay dia anisan'ny tia mihitsy an'iny Ambila iny na dia somary maherihery ihany aza indraindray ny ranomasina. Tena marina ilay fandraisan'ny région ny andraikitra amin'iny. Mahasondriana mihitsy anie iny Ambila iny ê! Ampio kely indray koa amin'i Pangalana dia aoka fotsiny ! revy tsy revy hatrany...raha eo amin'ny hoe hanimba ny maha sauvage2 azy indray dia ataoko angamba fa fahaizana mandamina ny raharaha mba tsy hisian'ny trano goavana hoatran'ny any Grande Motte any Frantsa sy ny sisa.
19. rabaradaka ( 07/11/2006 14:01)
Zao aloha no izy e, aleo hanao izay anao fa Ravalo tsy maintsy lany
20. akama2006 ( 07/11/2006 17:37)
:D,bonne chance e!ravalo mety ho lany fa tsy hoe tsy maintsy ho lany!manjary ohatrany hoe mahay maminany be nareo dia mampalahelo ny olona tohananay fa dia ho resy tsy miady!aleo kosa aloha mba hisy fifanzavana dia ho hita eo aminy 3 dec e!sa tsy izany!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1986