izao di amibaribary fa ireo mpanohitra sasany dia tsy vonona ny hanagana an'ny mada fa dia handoro sy handrava foana.ka dia mazava amin'ny vahoaka izao ny fandehany
Mbola ho maro ny fanimban-javatra hoataon' ireo eran' ny nosy mandritra sy aorian' ny fifidianana.
Misy mirehareha mihitsy anie fa mora aminy hono ny mamerina ny toy ireny tamin' ny 2002 ireny e .