DVD air madagascar tsara mba ananana..

1. lemenakely ( 03/11/2006 17:45)
Mahafinaritra ary tena mahavariana ity DVD air madagascar ity .Ary tokony mbà fiér isika gasy manana pilote sy copilote mahay tokoa

http://www.worldairroutes.com/AirMad.html
novalian'i Papoose ny 03/12/2006 23:28
2. Fiffi ( 03/11/2006 18:11)
lemenakely: misaotra anao nizara fa tena ....tsy hita zay lazaina fa tena sady :) no :( no ....tsy hay intsony !
Fa mankasitraka an ! =D=D=D=D
3. boubounezy ( 04/11/2006 09:59)
lemena:}:}:}:}:}:}:}:}:}=D=D=D
4. Fiffi ( 08/11/2006 17:28)
lemenakely: raha zah enao haverina ao @ dinika hafa ity fa aty manko tsy de misy mpitsidika loatra nefa sur zah fa tian'io ny namana ! sady milay be an!
5. Papoose ( 03/12/2006 23:28)
tokony mba nasiandry zareo sarin'ny pilote sy ny equipage maromaro mba hojerijerena fa sao de mba hahapoinsa ao zahay le!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2554