Fitiavana ve sa fihavanana ?
1. degree
(
03/11/2006 23:00)
azoko lazaina tia ahy ve ny olona iray : tena mitory fitiavana amiko izy rehefa manalavitra ahy nefa kosa raha mifankahita izahay dia dia toa namana fotsiny nohitondrany ahy ?
novalian'i dailynews ny 05/11/2006 22:53
3. degree
(
03/11/2006 23:28)
cutie:
sao de saro-kenatra izy ?
ka inona ary no mahamenatra azy,satria raha mifanalavitra dia manga feo fa raha mifanakaiky dia kary lahy ?
5. talissa
(
04/11/2006 00:08)
valiny roa no azoko omena anao, ny voalohany dia tsy tia anao izy satria lavitra ianao toriany fitiavana fa eo akaikiny ianao hoentiny ohatran'ny namany fotsiny ihany, ny valiny faharoa dia mety ilay olona saron-kenatra ireny izy ka rehefa eo imason'olona na eo akaikinao dia tsy sahy mampiseho izany fitiavany anao izany, koa anjaranao no mijery hoe iza, mirary soa anao
6. Fiffi
(
04/11/2006 07:00)
degree:Ny tiana lazaina hoe manalavitra zany de ny fitoriana fitiavana via net , telefona sns...? virtoaly ? Raha izany manko de hafa hiany ny fomba fitoriana fitiavana @ halalan'ireo sy ny mifankahita ......
azoko lazaina tia ahy ve ny olona iray : tena mitory fitiavana amiko izy rehefa manalavitra ahy nefa kosa raha mifankahita izahay dia dia toa namana fotsiny nohitondrany ahy ?
7. nikopol
(
04/11/2006 09:31)
tsy mbola tia an' i degrée izy raha izany, mety ny firesaky degrée, ny feo, ny fanoratra sy ny sisa no mahafinaritra azy, sady mety mba te hiaina fitiavana " à distance" fotsiny izy ,fa tsy mbola te hiroboka ara-batana. Mila azon'i degrée ny vatany vao azo lazaina fa mety ho tian'i degrée izy na tsia. Raha misy bandy rapida kokoa mahazo ny vatany any dia zay no lazainy fa tiany. :lol:
8. simplex
(
04/11/2006 14:06)
sao d mihetsika mintsy kosa rangah fa miandry ze pasiny fotsiny:?:
omeo azy ny hafatra aloha d hita eo @ zay ze tena adiny e. Ra poinsa moa d efa zay zany kou. Sinon, alaivo mora. Any @ terrain-ny ndray no miresaka, ilay a distance io. insister-o, aza manao lakoly b nefa an. Ra vao mi-ceder kely d mba ampifilafilao koa ;-)
D mba jereo kely le kozin'i niko io hoe sao d efa misy bandy hafa any fa toi roue de secours fotsiny... :°)

9. degree
(
04/11/2006 17:45)
simplex:

Saika hiobok'hevitra @ i se ah mba kose,nefa ....KOSA aleo jerena tsara aloha ny fiaingany fa raha tsy rototra izy dia avosotra
10. lapino
(
04/11/2006 18:00)
Jereo ange ny vehivavy rehefa miantsena: eeeeeeeeeelllaa beee foana! Toetran-dry zareo mihitsy manko no mitady ny tsy hita io. Mety mbola ohatra ny miantsena bandy ilay sipa resahan'i degree ngamba, tsy mety tena tapa-kevitra na dia efa voasintona aza. Raha izay dia mila influencer-na kely ny safidiny ho haingana. :)
12. Fiffi
(
05/11/2006 18:28)
lapino:normale zany kah ! zay no maha-vehivavy anay ! de aza be menomenona raha tsy mahita ny olainareo izahay , ohatra sakafo mba nagatahana iny !
Jereo ange ny vehivavy rehefa miantsena: eeeeeeeeeelllaa beee foana! Toetran-dry zareo mihitsy manko no mitady ny tsy hita io.
13. degree
(
05/11/2006 18:58)
raha azoko tsaraizany nytenin'i fiffi dia tsy mety hafa-po izany ianareo vehivavy rehefa miantsena nefa ka tandremo ihany anefa sao fatra mpifidy ny masaka ka sendra ny efa motraka ary fatra mpifidy manja ka sendra ny jila............:-D:roll:
14. vivi
(
05/11/2006 19:46)
ohatrany tsy d tena tia aloha izy raha zany no paikany, mba hampifilafilao kely d eo no tena ahitana azy
15. dailynews
(
05/11/2006 22:53)
mahatsiaro irery izy izany rehefa lasa any alavitra dia mety ho ianao no azony antsointsoina sy hanoratana ary hihantahantana. Fa rehefa tonga ny tena hoe tafaraka ianareo dia mipoitra ihany ilay tsy fananany ilay fitiavana anao ao anatiny.
tsy fitiavana izany amiko.
tsy fitiavana izany amiko.