xxx

1. tslem ( 04/11/2006 04:30)
lasa ndray ho ah ny saiko ry zareo a,misy xxx be d be v eto @ forum sa xxx iray ihany no mizarazara ny atidohany sy ny fisainany e,ndrindray mantsy misy xxx tsara fanahy,ao ny mampalahelo ,d ao koa ny masiaka ...,ndrindray tô vevavy,ndrindray lelah d tsy haiko tsony,:roll: :roll: :roll: :?: :?: :?:sa afaka manao ps xxx dôly tsika retra retra ?
novalian'i Fiffi ny 06/11/2006 17:28
2. papounette ( 04/11/2006 05:58)
Misy xxx tena sady tsy mahalala fomba no tsy manaja olona koa:evil::evil:.
Innn no tokony hatao @zany?Aiza Hery ôôôôô!!!!!!
3. miangalyandria ( 04/11/2006 06:31)
Aleo izany aloha tsorina hoe izaho indraindray manao xxx satria misy dinika valiana dia raha mamaly amin'ny psn'ny tena dia tena ohatran'ny hoe tsy misy mpahita mihitsy ilay mba hevitrao :roll: efa noresahanay taty Chine taty mihitsy io hoe fa ireo ankizy ao amin'ny serasera ireo ve mifankahalala daholo sa ahoana fa toa rehefa mba miteny izay hevitrao ianao tsy misy heveriny aby.:?::idea:
Misy namana nanao xxx koa fa na dia io aza no ataony tsy misy miraharaha dia farany naleony nijanona, mamaky sisa.:evil:
Ny ahy raha misy zavatra nolazaiko ka hitako hoe miteraka olana teto dia tena sahiko mihitsy ny miteny an'i Hery hoe "izaho Miangalyandria io xxx miteny io" dia azy ny manapa-kevitra.
Tsy mbola tsaroako aloha hoe oviana aho no hoe nasiaka gratuitement fa matoa hoe nasiaka aho teto dia nisy antony. Fa na dia mivantambantana aza ny fiteniko, izaho indray dia manaja olona lalandava satria aho manaja ny tenako koa.

4. Fiffi ( 04/11/2006 06:44)
tslem:
lasa ndray ho ah ny saiko ry zareo a,misy xxx be d be v eto @ forum sa xxx iray ihany no mizarazara ny atidohany sy ny fisainany e,ndrindray mantsy misy xxx tsara fanahy,ao ny mampalahelo ,d ao koa ny masiaka ...,ndrindray tô vevavy,ndrindray lelah d tsy haiko tsony
tslem: ny tsirairay de afaka miditra xxx ! zany he mamaly dinika de miafina , tsy miseho fa hatao xxx enao koh afaka mamaly tsy miseho fa manao xxx !
Tsy hoe ohatra he ny ps-ko no xxx fa rehefa mamaly forum de io ambony kely misy hoe tsy lazaina de io no mahatonga ny xxx !
Ny xxx de tsy olona iray fa isika rehetra mpikambana eto de samy afaka mamaly sy manao xxx daholo ! de anjaran'ny tsirairay no mijery na mi-deviner hoe lhl io sa vavy.
Misy dinika normale raha miditra xxx ny mpandefa satria nohon'ny antony izy hiany no mahafantatra azy !
Misy ny mpamaly , masika , ratsy fanahy ? mahafinaritra , @ tsy misy antony , ohatra mangataka tononkira de hihafenana ! saingy ....samy manao zay tiany io ka......
Fa ny namana miditra xxx , tsy olona 1 hiany na 2 , na 3 , na 4 sns.......fa isika tsirairay avy no afaka miditra xxx de mamaly !


5. xxx ( 04/11/2006 06:51)
tslem: saingy zao ! hadinoko kely ity ! zah namaly io ambony io hiany zao ity xxx ity saingy misy fitsipika hoe raha misy mamaly ka miditra xxx de tsy azo hatao ny manisy sonia @ ps-ny na milaza hoe i...hiany ity raha tsy zany de ho voafafa !
6. xxx ( 04/11/2006 08:16)
tena marina mihitsy izany e :@:@
7. Fiffi ( 04/11/2006 09:10)
de mampi-:@ ve ? :-D:-D:-D
8. tslem ( 04/11/2006 09:46)
Fiffi:

io ambony kely misy hoe tsy lazaina de io no mahatonga ny xxx !



ô ry fiffi a! tsitako zany lazainao oe io ambony kely io zany!
9. xxx ( 04/11/2006 09:48)
:-D :-D :-D hitako tampoka ,dia zah zany zao ty xxx ty, dé hanao xxx ah zany ndraindray koh :-D:-D:-D=D =D =D =D =D tehaka fotsiny aloha
10. xxx ( 04/11/2006 11:08)
Tsy hitako izay olana amin'izany. Malalaka ny tsirairay eto. Rehefa tsy manompa na manao teny mamoafady fotsiny dia izay.
11. Fiffi ( 04/11/2006 11:19)
marina zany !
12. xxx ( 04/11/2006 13:12)
mankasitraka am' fanazavana fiffi â!
13. xxx ( 04/11/2006 13:14)
xxx:

Tsy hitako izay olana amin'izany. Malalaka ny tsirairay eto. Rehefa tsy manompa na manao teny mamoafady fotsiny dia izay.


f'angah moa oe misy olàna e,efa hoe eritreritra nandalo iny
14. lapino ( 04/11/2006 16:59)
miangalyandria:
fa ireo ankizy ao amin'ny serasera ireo ve mifankahalala daholo sa ahoana fa toa rehefa mba miteny izay hevitrao ianao tsy misy heveriny aby.:?::idea:
Tsy mifankahalala daholo ka! Za zao tsy misy fantatro aby ireo, fa dia miresaka fotsiny.
Ary za toa tsy dia nahatsikaritra an'izay tsy ahoan'ny namana izay, sao kosa ary nareo dia niteny sinoa? hihihi ;):D Fa serieux am'zay, tsy hoe satria tsy nisy namaly akory ny resaka dia tsy nisy namaky izay. Ny anareo angamba tonga dia resaka marina be tsy misy iadian-kevitra no nosoratanareo dia mitsahatra eo ilay sampan-dresaka iny. Fa tsy maintsy ho efa novakian'ny olona iny.
Raha nanontany kosa ianareo no tsy nisy namaly dia mety hoe izay angaha. Kanefa sao dia sarotra be ny fanontanianareo dia tsy voavalin'ny namana ?
Ny tiako tenenina dia hoe sao dia mba misy antony hafa ankoatra ny "ankizin'ny serasera" ?

Na izany na tsy izany, za miombon-kevitra fa misy ny olona eo amin'ny fiaraha-monina no mijery ny olona alohan'ny hevitra. Phénomène misy amin'ny fiaraha-monina andavanandro mihitsy izay. Eto amin'ny internet no hany mba ahafahana mihataka kely amin'izay, izany hoe mba ahafahana mampiady ny hevitra tsy an-kijery tavan'olona. Antony iray ao anatin'ny vitsivitsy io izany ilana ny xxx.
miangalyandria:
Ny ahy raha misy zavatra nolazaiko ka hitako hoe miteraka olana teto dia tena sahiko mihitsy ny miteny an'i Hery hoe "izaho Miangalyandria io xxx miteny io" dia azy ny manapa-kevitra.
Fantatry ny mpandrindra izany na tsy tenenina aza ka!
15. xxx ( 04/11/2006 17:20)
xxx:
f'angah moa oe misy olàna e,efa hoe eritreritra nandalo iny
Efa voan'ny traumatisme tamin'ny resaka momba ny xxx taloha angamba i xxx ilay tsy mahita olana :D
16. Aino ( 04/11/2006 19:53)
ary ilay xxx na ,,,, taloha tary @tsikera ny sary aza no tena loza ko, afera izany raholona raha anopa.
17. diamondra27 ( 04/11/2006 20:02)
xxx:

lazaiko anao fa misy tena xxx mihitsy ny ps-ny ka ,jereo nge ny momba azy e!


fa ny xxx hafa de xxx anonyme

fa naninona koa xxx no nanao xxx nanao ity size ity?
18. Fiffi ( 05/11/2006 18:00)
19. Fiffi ( 05/11/2006 18:01)
lasa fotsiny le x !!

xxx: raha samy mamaly xxx daholo na misy maromaro no moditra xxx de io le tena manahirana hoe iza no iza ? tsy hoe le ps io an ! fa le hoe xxx1 sa xxx2 sns...
20. ninih ( 06/11/2006 13:45)
a a a kah! hifanjevo ao daolo ity xxx ity ny farany kah ! raha miseho ve nefa nyps de ina no olana e! tsy izay ve no hifankalala koko aza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1132