Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Aino
(
02/11/2006 14:51)
inn kay no tena tianareo!
@fiainana andavan-andro dia inn no mba tianareo hatao mba mahafaly ny fo nareo!!
ny ahy.
rehefa tsy mandende miaraka @akama dia mijery cinema,mandende eny atendrombohitra indrindra @izao andro izao ...
suite
répondu par Aino le 03/11/2006 17:11
nolalaina
(
02/11/2006 13:02)
Tsy haiko oé iza!!
Za zareo mba te hanao antson'ny fo fa sahirana bé oé iza no ndé antsoiko an!! :cry:...
suite
répondu par nolalaina le 03/11/2006 11:43
ari.malala
(
02/11/2006 12:43)
hihihi
Niresaka hono ny prezidà telo lahy, ny an'ny Amerikana ny an'ny Frantsay ary ny antsika Malagasy, dia hoy hono ingahy prezidà amerikana hoe tsisy manana ohatran'io statut de la liberté io n'iza n'i...
suite
répondu par tslem le 03/11/2006 13:20
ari.malala
(
02/11/2006 12:31)
hanondrana rano???
Nolazain'ny vaovaon'ny radio Antsiva t@ atoandro teo fa hanondrana rano any @ golf Persika hono ny fitondram-panjakana? ilay rano haondrana dia ao @ faritr'i Mananara, satria hono io rano io dia very...
suite
répondu par fijo le 10/11/2006 22:42
ann
(
02/11/2006 10:43)
MBA MISY AFAKA MANAZAVA HO AHY NY TESTAMETA VAOVAO sy taloha
Mandeha tokoa ny eritreritra ary lasa koa ny fijery fa toa tsy azo ary tsy tsapako mihintsy hoe: inona ny maha samihafa ny testameta vao2 sy taloha ,efa niezaka aho nanotany olona ny mikasika an'io fa...
suite
répondu par prime le 10/11/2006 13:38
yasah
(
02/11/2006 09:38)
politika ihany ity e!!
betsaka ny zavatra itako ataony ny fitondrana tena tsara ;fa mba hanao fanamarihana hoe :izay vita rehetra izay v dia tena ilainy ny vahoaka sa tsia ? toa ankalazaina b mihitsy lay izy nefa ny vahoaka...
suite
répondu par fijo le 08/11/2006 23:30
Santiona
(
02/11/2006 09:11)
Ary raha tsy nanota i Adama sy Eva?
Fanohizako ny tolo-kevitra nataon'ny namana teo aloha,
Ary raha tsy nanota i Adama sy Eva dia nanao ahoana ny fiainana? Sa kosa efa fantatr'Andriamanitra fa tsy maintsy hania izy ireo?
Efa voatedry ...
suite
répondu par cutie le 10/11/2006 20:43
rabaradaka
(
02/11/2006 08:08)
Formatage ordinateur portable
Ahoana no tokony hatao raha hanao formatage ny ordinateur portable ACER ASPIRE 1350. Misaotra...
suite
répondu par rabaradaka le 09/11/2006 11:37
rabaradaka
(
02/11/2006 08:05)
Afohezo ny fitantarana
Misy namantsika manoratra lava be, matetika tsy voavaky ireny soratra lava be ireny. Mba sosokevitra ny ahy ry havako mpiserasera : maninona raha afohezina ny fitantarana ny zavatra tian-kaseho ka vak...
suite
répondu par dailynews le 02/11/2006 17:47
rabaradaka
(
02/11/2006 08:04)
Azo afohezina ve ny zavatra soratana
Misy namantsika manoratra lava be, matetika tsy voavaky ireny soratra lava be ireny. Mba sosokevitra ny ahy ry havako mpiserasera : maninona raha afohezina ny fitantarana ny zavatra tian-kaseho ka vak...
suite
répondu par lapino le 03/11/2006 08:21
rabaradaka
(
02/11/2006 07:55)
Ataovy fohy ny zavatra soratana
Mba eritreritra mandalo re ity ry havako isany : azo atao ve ny manoratra fohy eto amin'ny serasera fa misy nama olona manoratra lavabe tena lavabe. Sady tsy voavaky ireny no manelingelina maso. Mba e...
suite
répondu par kitjo le 11/11/2006 06:55
Fiffi
(
02/11/2006 07:42)
Ianareo lehilahy
Lasa hoe ny heritreritro ry zareo hoe : ny lehilahy eto @ sera2 de tsy mba misy (na misy aza , 1 na 2 angamba) mamaly dinika ao @ sakafo ka mba ny zavatra tiako hanontaniana de zao :
-Ianareo ve ...
suite
répondu par Fiffi le 17/11/2006 15:57
fijo
(
01/11/2006 21:16)
mpifankahalala sa inona?
lasa wa ny saiko we,isika eto miresaka tsara tsy misy tomika,ary tena mifanakalo hevitra sy traikefa sy ny rehetra.ka izao le fanontaniana;
isika namana eto ve.
mpifankahalala? sa
mpifankahay? sa
...
suite
répondu par fijo le 09/11/2006 22:22
mbelotavao
(
01/11/2006 18:40)
Foana ve ny Didifolo ?
Ny Baiboly dia nosoratana araka ny tsindrimandry ; nomena ireo mpaminany sy patriarka tany aloha tany ( 2Tim 3:16-17 ) .
Ny didifolo anefa tsy mba toy izany ; fa nosoratan’Atra tamin’ny ratsan-...
suite
répondu par prime le 13/12/2006 09:36
rainy
(
01/11/2006 18:26)
vol air madagascar annulé 01 novembre
Na dia tsy tokony ho ato amin'ny politika aza io lohateny io dia misy ifandraisany ihany angamba.
Naninona no foana ny zotra air-madagascar parisy antananarivo androany 01 novembre tokony nandeha tam...
suite
répondu par fijo le 10/11/2006 22:43
ronaldo09
(
01/11/2006 13:33)
Barcelone en danger apres le nul 2-2 concede а Chelsea
Un but de Didier Drogba inscrit dans le temps additionnel a permis а Chelsea de faire match nul 2-2 а Barcelone lors d'une quatriиme journйe de la premiere phase de la Ligue...
suite
répondu par Mandefitra le 23/11/2006 06:41
rariri
(
01/11/2006 12:46)
tomazefa
Antso ofisialy ho an'ny tomazefa:arrow:...
suite
répondu par rariri le 08/01/2007 14:04
little
(
01/11/2006 10:36)
Ry vahooaka Malagasy o!
Mendrika ny hifidy sy manana ny fahendrena ary ny fahaiza-mifidy ve ny vahoaka malagasy?
tena tsy maintsy fifidianana avy amin'ny vahoaka ve no tsy maints nahdaniana ny filoham-pirenene ne f ireto fa...
suite
répondu par fijo le 03/11/2006 23:32
Fiffi
(
01/11/2006 09:35)
Tia mitsaingotsaingotra ve ianao ?
Tia mitsaingotsaingotra ve nareo ? tsy lasa mihintsy fa mankao an-dakozia ao de ny hihinan-javatra foana no hatao ao ? na hoe mahatsiaro noana kely iny de haka biscuit na zay misy anaty frigo ao de ...
suite
répondu par mandrindra le 23/11/2006 10:30
jampela
(
01/11/2006 08:06)
porofo-pitiavana
Ry tovovavy namana,ny tsy fanehoanao ny hevitrao momba ny antony handavanao ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana dia midika fa marina ny fangatahan'ny olona miaraka aminao hanao firaisana aloh...
suite
répondu par ratonga le 10/01/2007 23:46
