porofo-pitiavana

1. jampela ( 01/11/2006 08:06)
Ry tovovavy namana,ny tsy fanehoanao ny hevitrao momba ny antony handavanao ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana dia midika fa marina ny fangatahan'ny olona miaraka aminao hanao firaisana alohan'y Fanambadiana!
novalian'i ratonga ny 10/01/2007 23:46
2. Fiffi ( 01/11/2006 08:15)
jampela:
midika fa marina ny fangatahan'ny olona miaraka aminao hanao firaisana alohan'y Fanambadiana!
marina @ inona aloha zany ? tokony natao tao @ fitiavana angamba ity eh ?


3. tslem ( 01/11/2006 13:56)
jampela:

ny tsy fanehoanao ny hevitrao momba ny antony handavanao ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana dia midika fa marina ny fangatahan'ny olona miaraka aminao hanao firaisana alohan'y Fanambadiana!

ka inn io hevitra mila aseho io ry jampela vir...:?: :?: :?::roll:

4. Fiffi ( 01/11/2006 14:08)
ny ahy aloha de tsy azoko loatra ny tiana lazaina an ! satria hoe porofom-pitiavana ozy ! nefa indray hoe dia midika fa marina ny fangatahan'ny olona miaraka aminao :roll::roll:
5. tslem ( 01/11/2006 14:14)
ita ho ah ry fiffi, ohatrany hafahafa be zany :roll::roll:
6. Fiffi ( 01/11/2006 14:28)
jampela; hazavao kely fa tsy mazava loatra an !
7. malalatinasoa ( 02/11/2006 07:30)
tsy azoko mintsy ny tian'ny mpanoratra ambara:?:
8. ari.malala ( 02/11/2006 14:24)
hazavao ny hevitry ny mpanoratra e
9. kelly13 ( 02/11/2006 20:32)
mivoana @ laza adina ny famakafakana :-D:-D
10. Ninyah ( 09/11/2006 19:02)
za ko ôtrany tsy mahazo, inona no ty ny mpanoratra hambara?
11. robyh ( 10/11/2006 17:20)
Raha tianao anao ilay olona dia hajainy tokoa io tsy firaisana alohany fanam-badiana ,porofon°ny fitiavana izany , faharetana izany ao ny fanajana ny tianao ,fiandoam- pahendrena izany ,ahatsapany ny vhv fa tena tia azy ilay olona .
12. pulchery ( 11/11/2006 12:29)
eh mba hazavao fa adaladala be lé fanontaniana ry se a:-
13. cutie ( 11/11/2006 21:48)
Mpandefa : robyh [ Valio ] 10-11-2006 18:20:53
Lohateny : Re : porofo-pitiavana
Raha tianao anao ilay olona dia hajainy tokoa io tsy firaisana alohany fanam-badiana ,porofon°ny fitiavana izany , faharetana izany ao ny fanajana ny tianao ,fiandoam- pahendrena izany ,ahatsapany ny vhv fa tena tia azy ilay olona .

marina zany :lol::lol::lol:
14. fily ( 05/01/2007 11:39)
Ny porofom-pitiavana amiko dia ahitana karazany maro, @ lafiny rehetra io ,
ohatra raha manome fotoana vehivavy tianao ianao na olona efa miaraka aminao ka tonga
izy dia efa porofom-pitiavana izay tia izy matoa tonga @ fotoana nifanomezana, amiko
tsy ny firaisana ara-nofo no tena porofo io aza mazana hetin'ny lehilahy hanambaniana vehivavy iray ka ilazany hoe : iny lesy efa voadonako a!.
fitiavana te hiray mazana io fomba io fa tsy fitiavana , tonga ho azy io rehefa miaraka ny olon-droa fa tsy angatahina
- Rehefa MISY ZAVATRA HIFANARAHANA KA SAMY NANAJA IZAY NY OLON-DROA
DIA FITIAVANA IZAY, TSY AO ANATINY NY FIRAISANA ARA-NOFO.
LEHILAHY AHO FA TSY MIARO LEHILAHY TENY HENTINY MBA AHAZOANA ILAY
VEHIVAVY IO RAHA TOA MANTSY KA TSY MANAIKY ILAY VEHIVAVY DIA LAZAINY
FA TSY TIA AZY , ILANY ADY MIHINTSY AZA SATRIA TSY AZONY, EKEKO FA TIANY ILAY VEHIVAVY FA IZY MIHINTSY NO TE - HIRAY HANAO FIRAISANA DIA LAZAINY FA
OMEO POROFO AHO KA RAHA MANAIKY ILAY ANDANINY DIA OK! NEFA FIRY NY
OLONA NANAO POROFO FIRAISANA NO LASA MPIVADY
- VALINY :
VITSY
IZAY ALOHA FA SAMY MANANA NY HEVINY NY MOMBA IO FA IZAY NO AVY AMIKO.
15. ratonga ( 05/01/2007 12:19)
Fiffi:=D=D=D
16. cutie ( 10/01/2007 22:53)
ratonga diso frappy :-D:-D:-D
17. ratonga ( 10/01/2007 23:46)
:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0531