Ianareo lehilahy

1. Fiffi ( 02/11/2006 07:42)

Lasa hoe ny heritreritro ry zareo hoe : ny lehilahy eto @ sera2 de tsy mba misy (na misy aza , 1 na 2 angamba) mamaly dinika ao @ sakafo ka mba ny zavatra tiako hanontaniana de zao :

-Ianareo ve mba mikarakara sakafo ? de inona no tena mahavantana anareo ?

-Inona ny sakafo tena mba tianreo ? ka hainareo ny manao azy de hataonareo an!

Ny zavatra efa mahazatra manko de hoe ny vehivavy foana no mikarakara sakafo (@ ankapobehiny zany an !)
novalian'i Fiffi ny 17/11/2006 15:57
2. mamybe ( 02/11/2006 08:09)
Fiffi> Ka ilay mihinana:miam: ange no tena kapoakan-dry zareo fa tsy ilay mikarakara e!
3. jentilisa ( 02/11/2006 08:22)
Samy manana ny reviny kosa e! ny ahy aloha ilay manao crudité, sy mayonnaise...ny zavatra tsotsotra no ataoko fa tsy hisahirana be izany kosa aho. Raha tsy hoe asako angaha! Sao dia ianareo vehivavy kosa ary no tsy mitady fanampiana dia tsy mieritreritra izay tokony atao ny lehilahy?

dia eritreritra koa ny ahy!
4. raval ( 02/11/2006 08:28)
Vitsy tokoa ny lehilahy no mikarakara sakafo satria izy dia natao ho karakaraina (io lay toe-tsaina tsy mety), raha mbola misy vehivahy ao an-trano; fa rehefa sendra irery izy dia tsy maintsy manao ary rehefa manao ry zalahy dia ireny mora vita ireny no ataony.
5. naritsimba ( 02/11/2006 09:28)
fiffi> zà tena tia manao sakafo, fa saingy tsy ilay sakafo efa be mpanao ireny fa ny ahy ilay sakafo eo am-panaovana azy zà no mieritraritra izay mahatsara azy izany hoe miezaka mamorona
6. ravatorano ( 02/11/2006 10:03)
za kosa aloha tia mahandro sakafo fa tsy tia manome sopapa rehefa mahita plat mlay e manjary tsy afaka mizesta za hoe mahay mahandro reefa misy killlll ao aminny tanana
za nefa miditra any amin ilay lohahevitra hoe sakafo fa tsy mandray anajara fotsiny !
zay e
:wink::wink::wink::wink::wink:
7. isrine ( 02/11/2006 11:00)
ravatorano> tia tena manko enao zany, tia mandray fa tsy tia mizara!
8. paolla ( 02/11/2006 13:22)
=))Ra za manokana lo no anotaninareo de mis tokoa lehilahy tena mikarakara na eo ny vadiny na ts eo nefa tena tsara tokoa ny zavatra ataony milay anie ry reto ny lehilahy mahay mkarakara e!i!i!i!sa aôn oziz nareo
9. hafaliana ( 02/11/2006 13:39)
Za alo mba tia manao lakozia ihany fa za kamo miantsena d ze ho entin'ny mpiantsena eo d mety daholo
10. aokahoahy ( 02/11/2006 14:00)
:D:twisted::?:
Aza miady varotra amin'ny lelahy
11. Aino ( 02/11/2006 14:29)
humm ilay zodahiko ato tena mahay mahandro be mihintsy dia izy faona no atao mikaraka @izay matsiro izay hoanina:-D
12. vale ( 02/11/2006 15:07)
Fiffi: andraso fa asaina mankato @ sera2 le cousin-ko zay koa fa izy aza miady varotra mintsy hikarakara sakafo rehefa tsy miasa iny, ihih, faly dol zay vhvy :-D:-D:-D:^) ( manana spécialité @ io kou aloh izy e, mé kan même... tiany mintsy ny azy le manao lakozy :-*)
13. mimich ( 02/11/2006 15:27)
mba misy 1 kosa ee!
za oh efa nahita an' samoana tato am resaka sakafo , tao am le porc sauté aloha no nahitako azy ee, de nanandrana angamba izy fa nanao commentaire zay

fa na izany aza tena marina fa tsy mivaky loha am resaka nahandro ry zareo lhl, ny ankamaroany
14. Fiffi ( 02/11/2006 16:07)
mimich: misy hoa kah ! 1 na 2 hihihhii:)
vale: de miandry azy zany :)
Aino: zany an ? :)

aokahoahy: miady ahoana ?
15. Chuan ( 02/11/2006 16:09)
Zah kalou tena noteren-dRabofinay hianatra mahandro kaly h@ bandy kely fa am`zay tsy ampijalian`ny joba r`efa raikitra ny operation longilongy ! :lol::lol::lol:
16. Fiffi ( 02/11/2006 16:19)
Chuan:
Zah kalou tena noteren-dRabofinay hianatra mahandro kaly h@ bandy kely fa am`zay tsy ampijalian`ny joba r`efa raikitra ny operation longilongy ! :lol::lol::lol:
aiza kosa tondé zany ve no antony hihanarana hanaovana lakozia ? anjekaky ooo :{:{ de mahay tsara zany zao ? de inona le tena hainao ? :)


17. boubounezy ( 02/11/2006 18:35)
ny anah njay alou dé mahanjo ny vadiko dé maamp anah @ fandraona sy y fanaovana ny tâche ménagère retra.:-*:-*:-*(l) vale :wink:
18. Fiffi ( 02/11/2006 19:43)
naritsimba:
fiffi> zà tena tia manao sakafo, fa saingy tsy ilay sakafo efa be mpanao ireny fa ny ahy ilay sakafo eo am-panaovana azy zà no mieritraritra izay mahatsara azy izany hoe miezaka mamorona
naritsimba: de inona zao ny sakafo noforononao farany ? hihihi mba zarao @ nay an ! :)


19. vale ( 02/11/2006 20:01)
Fiffi: rien est sur ozy ny fitenenana fa miankina @ iany io!:)

boubounezy: tena maaaandreraka ny mahita lhl kamo:), soa ihany nenay ao @ fianankaviana alou fa tia manao lakozy dôl ny lhl,:):-*:-*:-*:-*
20. simplex ( 02/11/2006 20:11)
Aleo azavaina @ fomba tsotsotra @ Fiffi ny tena fandehany an'le olana:

* mandany andro b le mahandro kaly. indraindray misy adiny 1 zany v ranga mahandro kaly fotsiny, renjekaky o :{

* sarotra ny mandainga fa tena gidraka b le mikenokenona an'le izy hany ka zara ra vita le paika d tsy matsiro akory nefa mba mandreraka. tsisy fyany mintsy.

* indraindray may foana le sosisy nefa mbola tsy navadika akory :°)

* refa mahandro ony d tsy mahazoto homana avy eo. D mba zaraina ny latasy, ny vevavy mahandro d mba ny lelah no mikaly. Fanampiana anareo @ le hoe tsy te ho grosse io an :-D:-D

Fiffi:
Ianareo ve mba mikarakara sakafo ? de inona no tena mahavantana anareo ?

Ny lehilahy rehetra eto ambonin'ny tany d mahay mahandro atody sy manao kafe doly ;-)

Tandremo anefa fa ny "grand cuisinier" chef d lelah :°)

Fiffi:
Inona ny sakafo tena mba tianreo ? ka hainareo ny manao azy de hataonareo an!

Lavitry ny afo ny kitay!

:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4024