Ianareo lehilahy
62. melody
(
14/11/2006 12:01)
mandrindra a, tena gravy kosa ilay misotro dité lava satria manjary mandé wc fona indray d hatahorana tsy misasa ny tanana raha matetika lotra nefa mahandro sakafo=))=))
64. mandrindra
(
14/11/2006 15:53)
melody, ka maninona moa raha tsy misasa ny tanana, ny ahy ilay tantara manga madio, noho izany tsy mila sasana ny tanana
65. melody
(
14/11/2006 19:43)
dain, aiza koa no hisy izany, be resaka fotsiny i mandrindra klé:-D:-D:-D
66. mandrindra
(
15/11/2006 10:07)
kôzy zany e, matoa ny kôfiboay manasa tanana rehefa avy mipips dia nipips tamin'ny tanana izy izay, raha tsy izany dia heveriny fa maloto ny fikany dia saasny ny tanany.
ny ahy sady madio ny fikako no tsy mipips amin'ny tanako aho, noho izany tsy mila manasa tanana
ny ahy sady madio ny fikako no tsy mipips amin'ny tanako aho, noho izany tsy mila manasa tanana
67. melody
(
15/11/2006 12:36)
drai3 re ry mandrindra o! aiza koa e! rehefa mamo izany anga mahtsiaro ny fanao intsony, dovay 1 tavoangy na 2 tavoangy hadino tanteraka ny hygiene, mety tsy ho tafatsangana intsony ary amin'izany klé=))=))