Ianareo lehilahy
41. mandrindra
(
07/11/2006 10:47)
rapala, andramo fa milay be eeee. ny fikarakarana sakafo mandeha, ny dite midina ihany. dia tohana kely amin'ny fanandramantsira ny dite.
43. mandrindra
(
07/11/2006 15:08)
fiffi, ny dite tsy mamono lela koa ahoana no tsy ahazo tsriontsakafo??
44. Fiffi
(
07/11/2006 16:57)
mandrindra: heu...tsy hoe mamono lela kah ! fa tsy mahatsapa tsara an'le gôut-ny le sakafo angamba ?
45. rapala
(
08/11/2006 14:16)
eny hoa ry Fiffi:)
mandrindra: mba handramo kely ange ilay misotro dovay na kely fotsiny aza e...lasa 'maestro' be enao @ fandrahona sakafo:wink:
mandrindra: mba handramo kely ange ilay misotro dovay na kely fotsiny aza e...lasa 'maestro' be enao @ fandrahona sakafo:wink:
47. rapala
(
08/11/2006 20:15)
ié, izy daholo akia izany a, ka ry zareo ange tsy hijanona hisotro 1 vera fotsiny fa mety ny 1 tavoangy mihintsy vao masaka ny sakafo e:-D:-D
53. mandrindra
(
13/11/2006 11:20)
fa anagaha nato ho jerijerena fotsiny ilay tavoahanagy fa tsy natao ho sotroina ny ao anatiny???
59. mandrindra
(
13/11/2006 15:10)
izaho hisotro aza tsy manisy olana ko ahoana no ahafahanao milaza fa be loatra