Ary raha tsy nanota i Adama sy Eva?
1. Santiona
(
02/11/2006 09:11)
Fanohizako ny tolo-kevitra nataon'ny namana teo aloha,
Ary raha tsy nanota i Adama sy Eva dia nanao ahoana ny fiainana? Sa kosa efa fantatr'Andriamanitra fa tsy maintsy hania izy ireo?
Efa voatedry avokoa ve ny fiainana andalovana sa... ?
Ary raha tsy nanota i Adama sy Eva dia nanao ahoana ny fiainana? Sa kosa efa fantatr'Andriamanitra fa tsy maintsy hania izy ireo?
Efa voatedry avokoa ve ny fiainana andalovana sa... ?
novalian'i cutie ny 10/11/2006 20:43
2. barry
(
02/11/2006 12:46)
efa fantatr'Atra fa tsy maintsy hanotareo;fa raha tsy zany an :lol:tena mbola niboridana isika hatramin'izao
3. nolalaina
(
02/11/2006 13:08)
Efa fantany ary efa vôsorany fa tsy maintsy ho zay no fandehany!!..... (na enao nametraka ty sizé ty aza dé efa fantany sy vôsorany oé tsy maintsy ho zao sy zao dé iza no hamaly sns.... ) :°)
:wink:
tena mbola niboridana isika hatramin'izao
:wink:
5. naughtyboy
(
02/11/2006 17:00)
raha nitombona io de tsy nisy daoly isika rehetra afatsy adama ary tsy afaka miresaka an'io akory sika sa ahoana ?
9. mandrindra
(
03/11/2006 09:30)
dia efa fantatr'andriamanitra koa izany fa hisy zavatra ratsy maro hiseho, dia navelany hitranga daholo ??????:-w:-w:-w
10. nolalaina
(
03/11/2006 11:27)
oui!! :cry: épreuve avy @ doly zany!! fa zvt mandalo doly ny eto an-tany.... any andanitra no tena fiainana.........
12. Santiona
(
03/11/2006 14:28)
Fa izao no manitikitika ahy:
Efa fantany fa hanota izy roa nefa mbola nampitandremany ihany hoe "Tandremo mihinana io voankazo io ianareo" (raha tsy metaphore ilay voankazo)
Fa maninn izy mbola nampitandrina nefa efa fantany.
eny e! Tokony tany @ "fivavahana sy finoana" no tokony hisy ity tolo-kevitra ity.
:roll: