Afohezo ny fitantarana
1. rabaradaka
(
02/11/2006 08:05)
Misy namantsika manoratra lava be, matetika tsy voavaky ireny soratra lava be ireny. Mba sosokevitra ny ahy ry havako mpiserasera : maninona raha afohezina ny fitantarana ny zavatra tian-kaseho ka vakianay mpiserasera eto. Misaotra
novalian'i dailynews ny 02/11/2006 17:47
2. pika
(
02/11/2006 10:03)
ianao izao dia efa tratra koa
hevitra 1 no tianao lazaina dia in-3 ianao manambara azy:D:D
ka ilay manavaka ny ventinkevitra anie no mety ....
hevitra 1 no tianao lazaina dia in-3 ianao manambara azy:D:D
ka ilay manavaka ny ventinkevitra anie no mety ....
3. vale
(
02/11/2006 14:53)
ravatorano: rehefa diso lava beeeee tena mahakamo ny mamaky azy fa tsy afenina:°), ..:wink:nefa mi-dépendre ny vontoatiny'ilay tantara koa,hihi!:wink:
4. vale
(
02/11/2006 14:55)
Rabaradaka,:lol:, miala tsiny, vao avy namaly dinika nisy an'i Ravatorano zà ka de nifangaro e!:-D:-*:wink:
5. dailynews
(
02/11/2006 17:47)
hay ato koa ianao!!!
tena tsy tantinao mihitsy an....tsy hitako izay hatao anao raha izany, samihafa ny olona koh...:wink:
tena tsy tantinao mihitsy an....tsy hitako izay hatao anao raha izany, samihafa ny olona koh...:wink: