Ry vahooaka Malagasy o!
1. little
(
01/11/2006 10:36)
Mendrika ny hifidy sy manana ny fahendrena ary ny fahaiza-mifidy ve ny vahoaka malagasy?
tena tsy maintsy fifidianana avy amin'ny vahoaka ve no tsy maints nahdaniana ny filoham-pirenene ne f ireto farany aza tsy manana ny saina hamakafaka sy handinika akory?

novalian'i fijo ny 03/11/2006 23:32
2. Fiffi
(
01/11/2006 11:07)
little:de mba @ fomba ahoana zany hozy enao no hatao mba hifidianana raha tsy ny vahoaka no hifidy ? sa ve avela ry samy zareo ao hiany no hisafidy hoe iza ?
tena tsy maintsy fifidianana avy amin'ny vahoaka ve no tsy maints nahdaniana ny filoham-pirenene
3. jentilisa
(
01/11/2006 11:59)
tena matotra tokoa ve ny kandida milaza ny hirotsak avy eo mitaraina hoe tokony ho bulletin unique no atao. Efa fantatra mialoha ny fandsehan'ny tantara ka avy eo vao miteny hoe tsy mety ity na iry!
4. akama2006
(
01/11/2006 12:04)
ka ny lalana anie ry jentilisa no nilaza ilay izy fa sty hoe resaka ny ankizy eny antokontany e!efa hoe misy loko sy fenitra tokony arahana!zany ve dia mba matotra!
5. kitjo
(
01/11/2006 16:43)
Oh diso fipetraka ilay fanontaniana hoe
maninona ny vahoaka?
tsy avy @ vahoaka mihitsy ny olana
Mendrika ny hifidy sy manana ny fahendrena ary ny fahaiza-mifidy ve ny vahoaka malagasy?
maninona ny vahoaka?
tsy avy @ vahoaka mihitsy ny olana
6. vetsoko
(
01/11/2006 16:57)
conclusion no raisiko @ fanontanianao ry little,tsy mahatoky ny vahoaka malagasy ianao @ resaka fifidianana satria araka ny hevitro dia marina fa tena vulnérable ny opinion'ny malagasy satria tara be isika @ resaka demokrasia,en plus victimen'ny pratique politique nataon'ny polititien gasy koa ny vahoaka,vokany très facile à manipuler ny opinion'ny sarambabe,ohatra:ne serait ce que pour un slogan bidon et n'importe quoi dia maro no efa resy lahatra(minoa fotsiny ihany,hampanan-karena ny tsy manana,hovitaintsika mandritry ny 5 taona izay tsy vita hatrizay........),tsy mijery programme aroso,tsy mijery logique économique et réalité sociale,tsy mijery ny parcours sy cursus intéléctuel et politiquen'ny candidats (compétance),bref mbola tsy préoccupation'ny vahoaka malagasy izany satria soit izy paysan(la plus part des cas illétré) ary tsy fahadisoany izany,soit origine no itiavany candidats(ary matanjaka be io critère iray io),soit par comparaison ny zavatra efa nisy teo aloha fotsiny
Mbola tsy évéillé politiquement parlant ny opinion malagasy,@ marobe dia mbola izay lazain'ny mpitondra no atao hoe ara-dalana vokany betsaka ny polititien tsy tafavoaka na manana compétance plus volonté aza satria tsy mahay mampanantena(bidon),tsy mitovy origine @ sasany,betsaka no tsy mahgatakatra na tsy mis'inte @ proposition (intélectuèlle)de rénovation izay atolony,na tout simplement satria tsy milliardaire
80% NY vahoaka malagasy dia paysan,ao anatin'ny secteur primaire(agriculture et élevage),donc mbola minoritaire no afaka manao analyse de choix politique selon les vrais critères politique et économiques ny fitondrana firenena anefa à la fois une poste qui éxige un minimum de savoir politique,du profil,et surtout une stratégie solide en matière d'économie national et international
Hevitro io

7. tenagasy
(
01/11/2006 17:31)
Mankamamy e!
Tena tsy vaovao amiko ary fijery efa nananan'ny maro taona vitsy lasa izay io fanamarihanao io r'i vetsoko. Nitovy ny fahitantsika t@ iny na dia mpankasitraka sy mpankahala ny fitondran-dRavalonanana aza isika eto.
Amimpanetretena no anambarana fa mba mikarokaroka mikasika ny fampianarana sy ny fanabeazana ny tena, ka arak'izany mahita fa ny fomba nitondrana ny fampianarana malagasy teo aloha dia natao hanabadoana (tsy hananana fahaizana fa fahalalana) ny vahoaka: tsy hahalala afatsy izay tiana ho fantany, ary izay tiana ho tafita ihany no ampitaina na faran'izay tsy alehany aza.
Tsy hanaporofo intsony aho fa niara-nahita isika, ary be ny azon'ny tsirairay ambara mikasika an'io.
Koa ataoko fa tsy mahagaga ary sanatria tsy fanambaniana ny mpiray tanindrazana velively raha manamafy fa dia izany tokoa ny zava-misy amin'izao fotoana izao.
Ny sangiko zary tenany fotsiny dia hoe: mbola ho lazaina fa i Ravalomanana koa izao izany ô???
Mirary soa!

10. Lejim
(
01/11/2006 19:06)
Raha mbola demokrasia no resahina dia ny vahoaka foana no tompom-pahefana. Ny zavatra azon'ny manam-pahaizana atao angamba dia ny hampihena izay manipulation ataon'ny kandida sasany izay, amin'ny fanatevenana ny lalana momba ny fifidianana sy ny fampielezan-kevitra.
Ny ahy aloha raha vao miresaka politika dia tsy maintsy demokrasia no banjiniko voalohany. Ny zavatra hafa manaraka. Na bado sy mora fitahina aza, araka ny tenin'ny namana sasany, ny vahoaka malagasy, ny vahoaka malagasy dia vahoaka mahaleo tena ary mendrika ny hifidy izay tiany hitondra azy. Peu importe hoe iza no laniany eo. Fa safidiny sy zony tanteraka izany.

11. fijo
(
01/11/2006 23:04)
eto koa aho dia momba tanteraka io voalazan'i lejim io.ary raha efa mba niresaka tamina tambanivohitra ianareo,dia ahatsapa fa diso io fisainana hoe tambanivohitra tsy maharaka politika io.asa izay any anaty kirihitr'ala ngamba
12. little
(
02/11/2006 07:11)
Voafehin'i Vetsoko sy Tenagasy ny tena hevitra. ka izay no mampanontany tena hoe raha ny fampandrosoana an'i Madagasikara tokoa ve dia alao izao ihany? tsy manda ny demokrasia aho nefa kosa tsy mbola any @ tsika io concepet io ka tsy azo adikadika fotsiny satria zay no lamaody any ho any. Ary aoka ho fanttsika fa na dia i Amerika (USA) izay lazaina fa firenen'ny demokrasia aza nefa manana ny tsy mahay taratasy b indrindra koa dia mahalala fa tsy ny vahoaka mivantana no mifidy fa mbola mandalo "grands electeurs" satria tsy mety ary tsy hety ve;ively raha ny vahoaka no manondro mivntana satria dia izao manjo atika izao no vokany. Tsy momba an'iza na iza aho na ny teo aloha na ny ankehitriny fa kosambamibanjina ny ho avy ho ahy ary indrindra ho an'ny zanaka sy zafy faramandimby.
Mbola be ny dingana tokony alehn'ny malagasy vao hiresaka demokrasia isika.
Ny fifidianana grnds electeurs anefa dia tsy manafoana velively ny faefan'ny vahoaka satria avy amin'ny vahoaka ihany ka asa, atsipy ny tady , atsipy ny teny.

13. vetsoko
(
02/11/2006 15:40)
ny maha efficace na tsia ny demokrasia dia miankina be dia be @ polititien aloha(leurs pratiques)aloha,sy ny volonté politique ananany,faharoa dia miankina koa @ système juridique et législatif misy eo @ le firenena satria ohatra raha tsy misy ny indépendance de la justice dia lasa izay lazain'ny mpitondra no ara-dalana ary lasa matanjaka be loatra ny gouvernant,tsy misy ny libérté d'expression par conséquent opprimé ny vahoaka.Fahatelo dia miankina @ assuiditén'ny opinion sy ny hoe hatraiza ny fahafahan'ny vahoaka mi-cerner izay zavatra rehetra lazain'ny mpanao politika satria aneho hevitra ary hifidy izy avy eo
14. fijo
(
02/11/2006 22:55)
amiko tokony avela hifidy izay hafaka mifidy,fa ny hofidiana kosa no ferana.
ohatra.
tamin'ny andron'i ratsiraka dia nisy ny solombavam bahoaka tsy nahay namaky teny akory.zava nisy o.amin'izao fotoana tsy haiko raha mbola misy izany,fa raha mbola misy dia izany no tena manimba ny firenena.ka izay no tokony ho ferana.

15. akama2006
(
03/11/2006 11:47)
fijo> salut rafijo!
azoko tsara ny tianao tenenina aminy solombavam-bahoaka ka!fa hitanao ,raha raisina aminy hoe solombavam-bahoaka ny resaka dia izany hoe misolotena ny vahoaka izany!ny vahoaka anie ka maro dia maro fa tsy anananko moa ny statistika farany momba izay,no TSY MAHAY MAMAKY TENY SY MANORATRA E! ka izany hoe misolo toerana azy ireo izany ireo depute tsy mahay mamaky teny sy manoratra ireo!izay raha lozika!
fa kosa raha resaka pragmatisme dia mazava ho azy fa tsy mety izany!
jerenoa anie ny depute antsika e!toute appartenance confondue! miejry antenimiera ianoa dia mahita taratrany degre ny fandrosoana ara staina,fiaianan,fomba etc...,erany madagasikara!tsy mila mitety faritra dia hitanao ny atao!
aza jerena vilana anie e!fa jereo amny maso tsy mitongilana dia hitanao ny depute malagasy,asa isaina aminy ratsa tanana angaha ny manana ny toerany sy manaja ny asany!
sur!

16. fijo
(
03/11/2006 23:32)
ka izay mihintsy ry akama no tsy ekeko.
izany mpisolovavam bahoaka izany anie no handrafitra ny lalàana hitondrana sy hanjaka ao amin'ny vahoaka e.ka raha ireo no tsy mahay mamaky teny dia tena tsy hay izay mitranga.
izay no antony tsy mampiova mihintsy ny lalana misy any,satria ilay code civil nolovana tamin'ny fahaleovan tena ihany no mbola ao tsy nisy fiovana.lasa ny mpitsara "par la jurisprudence" no mameno ny banga.
dia hoavy ko any mpanatanteraka "executif" avy eo hitondra par ordonance.de vita.
eto mila ezaka be mihintsy.