Formatage ordinateur portable
1. rabaradaka
(
02/11/2006 08:08)
Ahoana no tokony hatao raha hanao formatage ny ordinateur portable ACER ASPIRE 1350. Misaotra
novalian'i rabaradaka ny 09/11/2006 11:37
2. xxx
(
02/11/2006 10:31)
efa mba tratr'io pblm io koa aho taloha ka ny olako tamin'izany dia hoe:aiza no hahita ny drivers an'ilay portable rehefaune fois formaté ny DD?Dia nandeha tamin'ny site webn'ilay constructeur aho dia hitako tao daholo ny drivers nilaiko(référencer-na amin'ny type fotsiny oh: ACER ASPIRE 1350)...Asa raha nahavaly ny fanontanianao?
3. simplex
(
02/11/2006 10:36)
GooGle: format winXP
GooGle: ACER ASPIRE 1350 laptop drivers
NB: aza formater-na ra tsy manana winXP SP2 CD. ra manana de alaivo aloha ny cle zay vao formater-na.
4. lapino
(
02/11/2006 12:14)
Sauvegarder-na daholo aloha ny données sy izay ilaina rehetra.
Alaivo ihany koa ny clé an'ny windows araka ny lazain'i simplex.
Tokony misy Restore CD miaraka amin'ilay portable. Averiny ohatra ny tamin'ny sortie d'usine ilay ordi rehefa ampiasana azy.
Ny drivers rehetra koa dia ao anatin'io (ireo) cd io. Raha tsy izany any amin'ny site-n'i Acer na jereo ihany sao dia ato anaty lisitra ato ilay izy : http://www.clubic.com/pilotes---ordinateur-portable---acer---1-20-122-0.html

5. kelly13
(
02/11/2006 20:43)
resaka tekinika tsy idirana lalina fa t hametraka ny diapenina fotsiny za hihihi :-D :-D :-D
6. kitjo
(
04/11/2006 08:05)
za koa vao avy ny format fa ny ahy aloha DELL ka t@ nividy azy dia efa nomeny daholo ny Cd drivers rehetra
tanjemo fts misy tavela ao ny dossier ilaina
tanjemo fts misy tavela ao ny dossier ilaina