Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nenipita ( 30/10/2006 13:09)
tonga fotoana ela be fa vonjeo
manao ahona ianareo, manana probleme toy izao aho. Efa ho tapa-bolana eo ho eo izay dia tara 6 jours teo ny règle-ko. Noheverinay mivady fa bevoka ny tenako nefa avy eo dia voan'ny tazo indray aho ... tohiny
novalian'i nenipita ny 13/11/2006 09:46
nenipita ( 30/10/2006 13:09)
sao misy mahalala ny manjo ahy
manao ahona ianareo, manana probleme toy izao aho. Efa ho tapa-bolana eo ho eo izay dia tara 6 jours teo ny règle-ko. Noheverinay mivady fa bevoka ny tenako nefa avy eo dia voan'ny tazo indray aho... tohiny
novalian'i watafon ny 04/11/2006 16:26
Aino ( 30/10/2006 12:51)
inn ary izany?
izy ity moa efa noresahiko t@ naman teto ihany fa tsy haiko raha misy maha tadidy!! ¿ tanora aho poakaty, antitra aho matanjaka ny zanako azo hoanina?... tohiny
novalian'i Aino ny 06/11/2006 11:50
Aino ( 30/10/2006 12:40)
iza re?
izaho matetika malahelo be nefa tsy fatatro hoe iza ilay alahelovako, dia lasa saina manotany ten aindray hoe iza re?... tohiny
novalian'i colar ny 11/11/2006 08:59
mimich ( 30/10/2006 12:19)
bon annif sasa sy avylavitra
miarahaba an'i sasa sy avylavitra tratran'ny tsingerin-taona nahaterahana. ho lava andro iainana, hambinin-java manasatra , hahazo izay iriana ary mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo... tohiny
novalian'i mimich ny 13/11/2006 06:15
enteme ( 30/10/2006 12:07)
Salmo
nahita lesy ialahy t@ le hoe tsy valiana an :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i kelly13 ny 07/11/2006 17:15
roccoo ( 30/10/2006 10:22)
hitady tonokiran'i Lôla sy Mage 4
Saika mba hitady tononkira aho izay manana ny hiran'i lôla (magnahirana, tsy afa-bela) na ny an'i Mage 4 (fo vaovao, fefy tsilo...)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/11/2006 08:17
xxx ( 30/10/2006 09:42)
mec and mec
fa ahoana no eto madagascar indraindray tsy dia tena serieu ny relation entre les deux mecs ... tohiny
novalian'i boygay ny 13/04/2007 07:36
hery ( 30/10/2006 09:03)
Babel...
Raha tia an'ireny film mikasika tantaram-piainana izay tena mety hisy ireny ianareo... ary mankafy an'i Brad Pitt... dia jereo ihany ilay [url=http://movies.yahoo.com/movie/1808746699/info]Babel[/url]... tohiny
novalian'i fali ny 27/12/2006 09:20
robot ( 30/10/2006 05:51)
namana. serasera.org
bjr!oh:D miarahaba antsika rehetra eh!:-* dia mirary fahasalamana koa. mangataka zany ny tenanay @ izay rehetra nanatrika ny fotoana fitsangatsanganana tany vontovorona eh! hoe nanao ahoana ny t... tohiny
novalian'i tslem ny 01/11/2006 08:01
salmo ( 29/10/2006 22:20)
Tsy azo valiana
Adala any 18 izay mamaly na teny anakiray fotsiny aza :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i xxx ny 02/11/2006 22:14
salmo ( 29/10/2006 21:15)
Marary fitiavana
Nisy nahatonga sms dia ozy izy: . ¿in no mety ho fanafodiny? ... tohiny
novalian'i vale ny 11/11/2006 15:33
zandikely ( 29/10/2006 17:48)
LA FRANCE ET LA GÉNOCIDE AU RWANDA
http://www.lexpress.fr/info/infojour/reuters.asp?id=30136&1706 [i]Nahitsin'i lanto[/i]... tohiny
novalian'i fijo ny 02/11/2006 23:43
bertran ( 29/10/2006 17:06)
site web!
miarahaba ny namana rehetra ! sao mba misy mahay mamorona site web ato amintsika fa za zany mba te hamorona site web anah manokana nefa tsy haiko ny fanaovana azy ka saika mba hangataka fanampiana ... tohiny
novalian'i lapino ny 04/11/2006 17:46
lemenakely ( 29/10/2006 16:27)
MPIVADY NA MPISIPA miara-mianatra na miara-miasa!
Ahoana no hevitrareo momba na mpivady na mpisipa iray asa izany hoe miara-miasa izy roa ao @ toeram-piasana iray na miara-mianatra koa.Toa hafahafa ihany raha amiko manokana !:°)... tohiny
novalian'i batita ny 16/01/2007 11:15
tslem ( 29/10/2006 11:31)
tsianjery
Angamba azo ampidirina any @ site-ny sipagasy lé tsenery reo ô!sa ahoana hoy nareo;lé tsénjéry ao @ vetso.serasera e,am'zay mahay dôly dôly ny ankizikely... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/10/2006 21:09
rabaradaka ( 29/10/2006 08:22)
Atao fitaovana politika ve ny faminaniana ?
I aokahoahy dia nilaza ilay mpaminany sandoka fa tamin'ny herinandro lasa teo aho tany Ikalamavony dia naheno zavatra toa izao : i dadasamy ao Ankerana dia nilaza faminaniana fa i Lahiniriko no ho Fil... tohiny
rabaradaka ( 29/10/2006 07:34)
Qui est responsable de la mort de Jésus ?
En 1972, l’avocat israélien David a présenté une requête demandant à la cour suprême d’Israël la révision du procès de Jésus, en alléguant que ce procès avait été insultant pour la j... tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:12
ravatorano ( 29/10/2006 07:10)
Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e
Fisaorana an'andriamanitra no anokafako ity lohahevitra ity nohon'ny nanomezany fahasalamana,fahavitrihina,sy fotanana nahafahana nanao iny fitsangatsanganana teny Vontovorona iny. Isaorana koa ireo ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 05/01/2007 13:25
namana211 ( 28/10/2006 22:42)
fa iza le ratary io eh fa toa manja ny sipa ao @clip lery
ao @ ratary.skyblog.com ary betsaka sipa mahavoa mihintsy say ohatrany vao vao le artista sa... tohiny
novalian'i ninih ny 30/10/2006 15:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.177