Atao fitaovana politika ve ny faminaniana ?

1. rabaradaka ( 29/10/2006 08:22)
I aokahoahy dia nilaza ilay mpaminany sandoka fa tamin'ny herinandro lasa teo aho tany Ikalamavony dia naheno zavatra toa izao : i dadasamy ao Ankerana dia nilaza faminaniana fa i Lahiniriko no ho Filoham-pirenena eo. Miely be io resaka io ao Fianarantsoa ary dia efa samy miandry izany sitrapon'Andriamanitra izany ny olona. I Pasteur Daniel Rajakoba moa mpakany Ankerana matetika mahalala an'izany. Dia hoy aho hoe atao fitaovana politika ve ny faminaniana ? Dia aza gaga raha haminany koa ry ...
2. Fiffi ( 29/10/2006 08:43)
ka misy fahamarinana ve aloha zany mpaminany zany ?
3. manantsoa ( 29/10/2006 13:41)
Hay ve any amin'io faritra io e.Tsy mahagaga.
Mba hanontanio azy hoe iza i manantsoa raha hainy .Tena mpaminany leiry raha mahalala ny isan' ny vadiko amin' izao fotoana izao.
IFiffi na rabaradaka angamba no mety tonga dia fantany .
Io mpaminany io anie ry zalahy efa nilaza fa tsy hisy ahaongana an'io Tsiniriako io tamin' ny toerany e. Voaonga izy sa tsia ?
Aza mba maivan-doha mety rebireben' olona ihany ho'aho.
4. kitjo ( 29/10/2006 13:59)
zany d manao lavazy servo @ol any ambanivohitra tsy manantsiny

manao fiadin' ny kanosa aby oa e!
5. soanja ( 30/10/2006 01:33)
Ho valiny maimaika de hoe ny Faminaniana koa aza dia isan'ny politika.
6. prime ( 30/10/2006 12:16)
:wink:
7. jentilisa ( 30/10/2006 15:26)
iny indray no tsy mbola reko
8. prime ( 31/10/2006 14:13)
:°):-D:-D
9. vetsoko ( 31/10/2006 16:17)
inona no mahasamy hafa an'ilay izy @ le hoe MInoa FOTSINY(diniho tsara anie le hoe fotsiny e!)ihany,asaina mino dia mifidy,tsy mahagaga ny fisehon-javatra sady tsy vaovao izany any amintsika fa aza mody fanina ialahy isany,atao ahoana fa mandaitra izany any amintsika
10. rabaradaka ( 02/11/2006 07:35)
Ny fisian'ilay olona hoe dadasamy aloha tena misy ary lasa lavage de cerveau tokoa io resaka io izao any an-tanàna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.743