Babel...

1. hery ( 30/10/2006 09:03)
Raha tia an'ireny film mikasika tantaram-piainana izay tena mety hisy ireny ianareo... ary mankafy an'i Brad Pitt... dia jereo ihany ilay Babel.
Vao nivoaka tamin'ny zoma teo. http://hery.blaogy.com/post/4/2037 ny resaka :-)
novalian'i fali ny 27/12/2006 09:20
2. ravakamalala ( 30/10/2006 12:31)
eeeeeeeeee!!miandry am 15nov vao mivoaka aty frantsa. fa nanintona ahy ny "bandes annonces " aloha e! sur!
3. vale ( 30/10/2006 14:03)
Hery: voavaky:wink: toa mahaliana marina izy izany, de miandry @ le 15 izany! saotra nizara e!=D=D=D:-*
4. Fiffi ( 30/10/2006 18:09)
taraiky indray zany aty frantsa zany an!
5. vale ( 04/11/2006 16:57)
k'hita wa, tssss
6. soanja ( 13/11/2006 03:04)
hery:

Raha tia an'ireny film mikasika tantaram-piainana izay tena mety hisy ireny ianareo... ary mankafy an'i Brad Pitt... dia jereo ihany ilay Babel.
Vao nivoaka tamin'ny zoma teo. http://hery.blaogy.com/post/4/2037 ny resaka :-)


Tena tsara tokoa ilay film saingy lavabe loatra na mitarazoka be sady mamparary maso le senn tany Japan , le tao anaty Disco. Fa ny ankoatra'izay tena mampisaintsaina mihits fa nahitana kolontsaina isan-karazany. Mampatsiahy ahy zavatra be dia be. Misaotra an'i Hery nizara.


7. fali ( 27/12/2006 09:20)
:D:D:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1019