Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 27/10/2006 09:39)
mila toro hvt o!!
Manana sipa efa ho erintaona sy tapany aho izao fa efa fantatro h@ voalohany hoe efa anolonkafa izy.Mbola niaraka ihany izahay ary tena mifankatia tokoa.Mbola tsy nahatsapa fitiavana tahaka izany aho ... tohiny
novalian'i fily ny 05/01/2007 12:35
Fiffi ( 27/10/2006 07:30)
« Handriaka ny rà »
Tsy misy olona izay tsy mihoron-koditra raha vao hiditra amin'ny sehatry ny fifidianana indray ny tanin'ny repoblikan'i Madagasikara, satria leon'ny korontana lava amoizana ain'olona tokoa angaha ka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 07:56
besoiiin ( 26/10/2006 21:29)
1/4 de tour de vita pour ra8
tena logik b io ary tsy hisy ny 2ème tour. Ny antony? tsisy candidat tena manana potentialité handrakotra an'i Mcar afatsy ra8 lainiriko ... tohiny
novalian'i akama2006 ny 31/10/2006 10:08
xxx ( 26/10/2006 21:11)
tokony mba hisy rediredy eh
nareo ve tsy mahatsapa fa ohatra ny milay zany ny mirediredy nefa manalabaraka. Amin'itony anonyme itony tokony mba manararaotra mirediredy fa tsy serieux be foana.... tohiny
MTN ( 26/10/2006 20:41)
mahay
-firy ary ny isan'ny kaontinanta eto an-tany? -fito, za lazain'ny olona hoe tsy mahatadidy isa fa iny kosa mba tadidiko iny.... tohiny
novalian'i kiali ny 27/10/2006 15:07
fasaly ( 26/10/2006 18:44)
Fisarahana
raha sendra ny olana ny mpifankatia andeha hatao hoe amin'ny plasy-nao ilay izy.....de aiza ho aiza ny plasy tianao????.... ilay adaboka sa lay manadaboka? raha amiko manokana tsy vitako ny manadabok... tohiny
rrgmt ( 26/10/2006 18:43)
Nanambara prophétie hon Mayhol momba ny fifidianana 3 Dec
Araka ny gazety androan dia hoe hisy korontana aorian'io fa raha mivavaka dia tsy hisy; tsy faminanian amiko izany théorie de décison. Raha mihizingizina izy hoe faminaniana dia sandoka ka asakasa... tohiny
novalian'i prime ny 13/11/2006 08:56
rakaroka ( 26/10/2006 17:30)
Samy mikaroka ny ahasambatra azy ny olona!
Samy manana ny zavatra ironany tokoa ny tsirairay!rehefa heveriny fa mahatsaratsara ny fiainany:"fivavahana, politika, vola, fahalalana,sns..." Mikasa hihaona amin' ny "Amma" aho ny faramparan'ny vol... tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2006 08:48
Fiffi ( 26/10/2006 16:32)
Halloween sy ny Kristiana
Ho avy indray ity zao ny 31 Octobra zay hanaovan'ny olona an'ity halloween ity ! Nijery ny fihandoahan'io halowwen io aho ary ny "signification"-ny de hitako ao hoe io fomba io dia natao mba han... tohiny
novalian'i prime ny 04/12/2006 10:17
tezitra ( 26/10/2006 14:35)
L'appel du general zanadambo tezitra
tsisy anisan'ny mieux placé hi-critique andra8 angamba raha tsy ny zanadambo, ary izaho no anisan'izany, la bataille la plus decisive pour la victoire de ravalo dia: -tsy andohanatady (fianarantsoa... tohiny
novalian'i akama2006 ny 30/10/2006 20:15
vale ( 26/10/2006 14:31)
Metisy!
Miarahaba e, Hono hoà mba lasa ny saiko e, raha gasy izany no metisy dia gasy ve izy sa vazaha, ny fandraisan'ny olona azy? (raha ho antsika gasy ohatra dia inona no tonga dia fandraisana io olona i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/11/2006 18:41
rabaradaka ( 26/10/2006 13:11)
Manadio tatatra ny firaisana faha-VI
Dia efa tsy hita intsony ny asian'ny Patrick Ramiaramanana ny volan'ny CUA fa dia asa tsisy hilana azy mihitsy no hatao. Esory any rangahy io maire io fa tsy lasa, soloy an'ny iza mo ity Arema taloha ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/10/2006 17:33
rabaradaka ( 26/10/2006 13:09)
Un clown dans notre ambassade en Afrique du Sud
Noel Raharijaona dit Harijao est nommé 1er conseiller de l'ambassade de Madagascar en Afrique du Sud, sis au 90B, Tait Street, Colbyn, dans la banlieue de Pretoria. Que va dire Tabom Beki ? hahahaha ... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/11/2006 16:09
aokahoahy ( 26/10/2006 12:53)
Mpaminany sandoka mampihorohoro vahoaka
Mpaminany sandoka mampitahotra ny ^pokona ka tokony samborina ity Maihol ity. Lazainy fa hisy zeny ra mandriaka après eléction. Efa diso hatramin'ny voalohany ange ny faminanianao ry Maihol e ! Hila... tohiny
novalian'i kitjo ny 30/10/2006 08:54
millenium ( 26/10/2006 12:43)
Lehilahin'Antananarivo
Mba toroy hevitra aho:ny vadiko dia lehilahy avy ao Antananarivo,ny fahitako ny politique ny fianakaviany dia te-hovelominay ato an-trano izany hoe hipetraka hiaraka aminay ka te-handidy ny tokantrano... tohiny
novalian'i robyh ny 06/11/2006 19:06
dolby ( 26/10/2006 12:30)
Rehefa otran'ny ahoana no atao hoe mi-frime ?
Ohatran'ny ahoana izany vehivavy mi-frime izany ? Ohatran'ny ahoana izany lehilahy mi-frime izany ?... tohiny
novalian'i little ny 27/10/2006 09:45
dolby ( 26/10/2006 12:27)
Rehefa mijery lehilahy ....
Ho anareo vhv rehefa mijery lehilahy dia inona no jerenareo voalohany. Ny mahasarika anareo izany, raha lehilahy gasy ohatra no resahina.... tohiny
novalian'i titis ny 04/11/2006 13:14
dolby ( 26/10/2006 12:25)
Fa naninona no nasiana volo ny helika ?
Tena tsy azoko mihitsy aloha fa hoe naninona ary no natao hoe helika , maninona koa no nasiana volo maniry ? lasa mahabe fahasahiranana ilay izy :-) Maninona tsy natao toy ny ao ambadiky ny lohalik... tohiny
dolby ( 26/10/2006 12:20)
Halehibiazina ny soratra
Ho an'ny tompon'andraikitra : Asa na mba misy miombom-kevitra amiko fa mety ve raha mba [b]halehibiazina kely[/b] ny haben'ny soratra eto amin'ny forum fa dia [b]bitika tokoa[/b] hany ka sarotra sy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/10/2006 14:48
tahirikely ( 26/10/2006 11:51)
politingina
salama daolo ry sakaiza an! mba manan-ko lazaina va ianareo amin'ity zava misy eto dago ity e . manao aona ny akon'ireo vaovao poly tingina any aminareo any anindrana any . mila mankaleo be la oizy e... tohiny
novalian'i tenagasy ny 11/11/2006 01:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.117