Un clown dans notre ambassade en Afrique du Sud

1. rabaradaka ( 26/10/2006 13:09)
Noel Raharijaona dit Harijao est nommé 1er conseiller de l'ambassade de Madagascar en Afrique du Sud, sis au 90B, Tait Street, Colbyn, dans la banlieue de Pretoria. Que va dire Tabom Beki ? hahahaha !
Mba mety ve alo lay teny frantsay e
novalian'i kitjo ny 04/11/2006 16:09
2. vale ( 26/10/2006 14:42)
c ki Tabom Beki? :oops::°)hihihi, tsara ange izany koh, raha azoko le raha dia gasy izany no lany 1er conseiller ao @ ambassade de m/car ao South of afrika? rariny loatra raha izany koh! fa ny hoe clown, iza le clown fa very ny tenako!:^):oops:
3. dailynews ( 26/10/2006 15:38)
fa inona no maha clown azy? asio information hiaingaina(background information) hahafantaranay ny tena tantara dia afaka miady hevitra isika avy eo.
4. agoago ( 26/10/2006 15:57)
I Harijao io mantsy akoatra ny asany dia manao fampihomezana koa. Agronome de foramtion izy, niasa ta@ sté privé ,Dir cab Ministeran'ny fambolena , Chef de région talohan'izao Coseiller ambassade an'ny south africa izao.
5. Fiffi ( 26/10/2006 15:58)
de lasa hatao hoe clown ve ? :roll:
6. vale ( 26/10/2006 16:04)
agoago: ... hay ve! .. fa mi-exazera koa i rabaradaka @ le hoe kloun kah!! sao dia tsy mety koa io fonenany avoaka io? :roll: sa efa nivoaka tany ho any io? mmm...
7. pissoa ( 26/10/2006 16:06)
Hihihi, tsy maninn akia io fa physical address an'ny ambasadintsika aty aminay aty an :-*:-D:-D:-D
8. pissoa ( 26/10/2006 16:07)
rabaradaka, tongava aty raha hijery Harijao amin'ny fifampiarabana tratry ny taona :roll::-D:-D:-D
9. ninih ( 26/10/2006 16:54)
tsy azoko indray hoe iza le olona aloha e! :oops:
10. vale ( 26/10/2006 18:21)
pissoa:

Hihihi, tsy maninn akia io fa physical address an'ny ambasadintsika aty aminay aty an :-*:-D:-D:-D
=))=))=))=)):oops:pissoa, hay ve eh! ihihihihihihi


11. vale ( 26/10/2006 18:22)
pissoa::-*:-*:-*
12. fijo ( 26/10/2006 21:01)
tsy hoe satria izy mpanao hatsikana dia tsy mahay ny asany.i goet leeb izao mpanoa hatiskana nefa nianatra koa,de ahoana?
13. mandrindra ( 27/10/2006 09:47)
ny asany hitsarana azy fa tsy ny zavatra ataony ivelan'ny toerampiasany
14. mandrindra ( 27/10/2006 09:49)
fijo, ry turbo konkou izao nianatra teny ankatso, ary nahavita
15. fiderana ( 27/10/2006 10:05)
hay moa efa tena mba lasa lavitra ilery iny ê!, tena mba tsy naharaka izany aho, hitako no tsy henoheno intsony ilay haka ko:lol:
16. kitjo ( 27/10/2006 11:01)
izy iny koa moa tsy finaliste t@ Question Pour Un Champion niaraka t@ Patricia?
17. vale ( 27/10/2006 11:43)
hummm! milay zany!:D
18. Fiffi ( 27/10/2006 16:49)
fa tsy azoko hoe fa nahoana no hatao hoe clown le olona an !
19. kitjo ( 27/10/2006 17:30)
ka izy ilay mpanao hatsikana angamba ry fiffy no ilazany anzay an

mpanao hatsika ohatra andry Turbo izy io!
20. Fiffi ( 28/10/2006 06:09)
kitjo: nefa akia tena mihavaka be i Turbo tena komika eh ? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3305