Un clown dans notre ambassade en Afrique du Sud

21. kitjo ( 28/10/2006 10:52)
hafa ihany aloha Turbo e,

manaraka azy Fou Hehy

Fa goth no tsy tiako nddray fa mila mieritreritra be...efa any antrano mbola mieritreritra ihany a hoe "inona ary no tokony nampiomehy t@le izy"

hahaha

Tokony misy miteny rehefa oe aiza ho aiza no tokony hiomehy..:-D:-D

Izay ny itiavako Mr Bean, Tom et Jerry, Just for laughs..hahah..tsisy bla bla
22. Fiffi ( 28/10/2006 14:38)
ny ahy les frères Taloche no tena tiako :-D:-D:-D
23. kitjo ( 29/10/2006 14:52)
tsy haiko akia zany!:oops:
za ra vo frantsay tsy mahalala mitsy
24. Fiffi ( 29/10/2006 20:56)
kitjo: zany ve akia ? ohatra fotsiny zao hoe coluche ve de tsy haindry ? :)
25. kitjo ( 31/10/2006 18:20)
marina ra mbo haiko zany!

asehoy oe

t@ mbola tany dago taloha alo mbo mjery anreny iany fa ny andreiny fts no haiko fa za sy ny fitadidiana anarana tsy mifankahazo mitsy hatramzay
26. Fiffi ( 31/10/2006 19:16)
http://www.coluche.fr/
27. kitjo ( 01/11/2006 16:39)
hehe

haiko io kay akia fa ilay anarany no tsy haiko

t@ tany Dago taloha no nahita fa ts tadidiko tsony aza

melsi fa jereko
28. Fiffi ( 01/11/2006 17:30)
ny gasy fantatro aloha de i Jerry Marcos an !
29. kitjo ( 01/11/2006 18:56)
hihihii

fa ngah tsy mpanao hatsikana no resahina? hihii
30. Fiffi ( 01/11/2006 19:26)
:-D:-D:-D de tsy hay intsony akia fa de zay olona mampihomehy no lazaiko klé :-D:-D:-D:-D
31. kitjo ( 04/11/2006 16:09)
hahahha

fa in le mampme am jerry marcos? le fandihiny ve?

za ko zany mba afaka miteny oe fiffi :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.323