Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Aino ( 24/10/2006 10:00)
indrisy
indrisy hoa fa mampalahelo ahy ny mijery hireny olona be fialonana,ty tena,manambonimbony tena. any ka tsy mihevitra ny hafa hintsony, fa dia diso tafahoatra laotra. misy moa ny sasany bika endrika,... tohiny
novalian'i titis ny 08/11/2006 23:07
mamafara ( 24/10/2006 09:31)
miantso amin'ny fo i mamafara
Mitady namana iray izay fa tsy haiko izy io na mpikambana ato na tsia. D.R.H. ny anarany. Izany hoe tsy teneniko eto aloha sao manafintohina. Tsy DRH any amin'ny toeram-piasana io akory ry zareo f... tohiny
xxx ( 24/10/2006 09:18)
MADAMA be spons!....
Ahoana no fahitanareo ny cas efa manomboka miseho toy izao .Madama efa manenika ny 40 taona ,ao ny manambady ara-dalàna ao koa ny rava toka-trano na manao-tena dia misipa @ bandy kely 25 à 30 ans.D... tohiny
saho ( 24/10/2006 08:03)
Samia mandinika ny zava-misy any Gasikara
Ny resaka zava-misy @ izao fotoana izao ny lalana vita nahazo vahana ny vazaha manambola mandroso ny orinasa Tiko mihamanana ny efa manana misy daholo ny zavatra tiana vidiana rehetra vahiny no ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2006 23:06
soanja ( 24/10/2006 02:53)
Happy Birthday Krikri
Krikri, Amin'izao fitsingerenan'ny andro nahaterahanao izao dia faly aho miarahaba anao manokana. Enga anie ka hahazo izay irina rehetra ary hahantontosa ny zava-kinasa. Ity misy hiranay any anaty "R... tohiny
novalian'i ninih ny 26/10/2006 16:34
Santiona ( 23/10/2006 16:01)
POOPY AU PALAIS DES SPORTS
Hoantsika eto Dago, manao ahoana io Poopy @ 05Novembre io e? Zay ry reto te andeha nefa tsisy namana a! :cry::cry: Nefa io zao no farany @ ity taona ity an! Iny ve tsy hoany ivelany ndray @ faran'ny ... tohiny
novalian'i belaza ny 09/11/2006 08:41
soanja ( 23/10/2006 15:29)
Hira mahafinaritra ahy
Misy an'ity hira ity sao mba misy mahalala ny tonony azafady. "Mahaiza misaotra sy mankasitraka Ny Tompo nahary nifidy anao Tanatin'ny maro, tanatin'ny tsara misaora. Niangaram-pitiavan' i Je... tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:27
soanja ( 23/10/2006 15:24)
Bado amin'ny tsipelina
Asa na efa noresahiko teto ity fa gaga aho mamaky ny kahien'ankizy amin'izao fotoana izao rehefa mijery ny fanoratany ny teny Malagasy. Diso diso daholo. Tsy manao tsipeliteny sy dikasoratra ary vakit... tohiny
novalian'i xxx ny 06/11/2006 10:12
sissie ( 23/10/2006 10:52)
aza sakanana + JEAN RIVO
Salam daholo e! mba mitady ny tononkira n'ny JEAN RIGO le aza sakanana iny ra mba misy mahay mba alefaso @ ty adresse mail_ko ty: masissie@yahoo.fr. Ny refrain ihany no tadidiko :Na anao mbola tia... tohiny
novalian'i lanto ny 23/10/2006 19:13
ronaldo09 ( 23/10/2006 09:06)
Le Real Madrid remporte le Clasico
Le FC Barcelone, imbattu cette saison en Liga, a trouvé meilleur que lui : le Real Madrid.Io no azo anafohezana ny lalao omaly zany hoe noporofoin'ny ekipanay fa mendrika izy ary tsy azo atao n'ino... tohiny
kelly13 ( 23/10/2006 08:50)
rakilety sa fondue
inona no hitanareo tsara kokou? ny raclette sa ny fondue? za manokana klou d samy tiko e, ny vadiko raclette hono no tiny koukou! ary nareo?... tohiny
novalian'i vale ny 01/11/2006 22:19
kitjo ( 23/10/2006 07:33)
Didier sy Marc!
hahaha mahay raha ny Gasy! Milay e http://dragon2madagascar.over-blog.com/archive-2-2006.html... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:11
kitjo ( 23/10/2006 06:29)
Racisme ao Frantsa contre gasy
Mampalahelo http://harinjaka.com/weblog/2006/10/17/lynchage-au-village-un-malgache-traite-de-negre-en-france/... tohiny
mihanta ( 22/10/2006 18:59)
filazana manjo
mampandre antsika rehetra fa ny namana lilbon d namoy ny renibeny ka dia mirary fiononana ho azy sy ny fianakaviany. Ho tsara levenana ny maty ka dia mivavaka ho anao sy ny fianakavianao. mahereza... tohiny
novalian'i cabot ny 17/11/2006 23:36
kitjo ( 22/10/2006 18:22)
film gasy
t@ ty forum Tim ty no nahitako azy dia apetrako eto fts http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,30227 Raha tsy hita dia midira forum dia 'andrembabe" lohateny - fa misy fil gasy maro2 ao na... tohiny
novalian'i kitjo ny 30/11/2006 16:36
kitjo ( 22/10/2006 17:40)
klip gasy
Ankoatra le efa nomena reny http://www.klipgasy.com/ ao @ www.dailymotion.com koa bedabeeee....sady misy andry Hery..hehe jereo ilay link nataon hira72 ato @artiste sy hira dia misaotra azy ... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/11/2006 13:13
gasypantin ( 22/10/2006 17:13)
MISY OLONA TENA MITROSA NOHO NY TOAKA!.........
Tsy sanatria fitsikerana be fahatàny na miditra @ fiainan'olona fa dia MAMPALAHELO TOKOA ny mahita olona mameno cahier na bon noho ny fisotroana .Ampirevena daholo ity olona rehetra ity ny karàma t... tohiny
novalian'i Achia ny 27/11/2006 15:21
vale ( 22/10/2006 15:08)
Olo-be misary zaza, sa..? hihihi
Raha samy hifidy ihany kay, de in ny tianareo , olo-be misary zaza? :-D sa zaza misary olo- be?:lol:... tohiny
novalian'i vale ny 30/10/2006 14:14
diamondra27 ( 22/10/2006 14:25)
fisaorana soirée fraternité
Vita soa aman-tsara iny izany ny soirée izay nokarakaraina t@ 21 octobre 2006 niaraka t@ TEARANO sy MAGNEVA tany @ MAUREPAS izay nokarakarain'ny Association MADAGASCAR NATURELLEMENT ka dia misaotra a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 21:08
fasaly ( 22/10/2006 13:56)
namana vaovao
izaho dia namana efa tonta fa te ho namana vaovao! mety ve izany????:roll::°)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 07:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.871