indrisy
1. Aino
(
24/10/2006 10:00)
indrisy hoa fa mampalahelo ahy ny mijery hireny olona be fialonana,ty tena,manambonimbony tena.
any ka tsy mihevitra ny hafa hintsony, fa dia diso tafahoatra laotra.
misy moa ny sasany bika endrika, anana nefa ny fanahy sy ny fisainana dia tsy mamely.
any ka tsy mihevitra ny hafa hintsony, fa dia diso tafahoatra laotra.
misy moa ny sasany bika endrika, anana nefa ny fanahy sy ny fisainana dia tsy mamely.
novalian'i titis ny 08/11/2006 23:07
2. boubounezy
(
24/10/2006 10:48)
za dé manaiky anio teny io nefa ny oull samy manana ny toetrany ka ra mialona anjy izy dé aza atao mampiasa aina fa ny mpanenjika any arina fona. bon courage njy:wink::-*
3. Aino
(
24/10/2006 10:57)
boubounezy eny eh!! tsy ny aminko hirery no lazaiko fa @ general, endrehana dol izao sy izao.
4. Fiffi
(
24/10/2006 12:29)
Aino:tsy tsara ny mitsara ny olona ! ary aza mitsara mba tsy ho tsaraina hono !
misy moa ny sasany bika endrika, anana nefa ny fanahy sy ny fisainana dia tsy mamely.
5. ainaheri
(
24/10/2006 13:42)
Fiffi>>marina zany!!
Kanefa nareo ireo mba manana ny kilemanareo iany koa,ary koa tsarovy sy tadidio fa nateraka isika rehetra eto antany fa tsy natao ka noho izany samy manana ny defautny daolo
Kanefa nareo ireo mba manana ny kilemanareo iany koa,ary koa tsarovy sy tadidio fa nateraka isika rehetra eto antany fa tsy natao ka noho izany samy manana ny defautny daolo
6. Aino
(
24/10/2006 13:51)
Fiffi marina izany nefa de tafahoatra laotra satsia izy mino ny tenany fa perfectny @ rehetra nefa misy pouin tena tsy tazany mihintsy ao.
7. Aino
(
24/10/2006 14:08)
izany hoe izhao anie tsy de hoe mitsara manao ahoana, fa ny tiako lazaina hoe tokony tsy hidoka tena satsia tsy fatatrao ny hadisonao.
niza niza io na ny tenako milaza eto izao aza.
niza niza io na ny tenako milaza eto izao aza.
8. Fiffi
(
24/10/2006 14:18)
ainaheri:tsy mandaha an'zany aho ! ary tena marina mihintsy io hoe samy manana ny kilemany na ny défaut-ny ny tsirairay ! saingy hoy aho hoe noho izany indrindra no tsy handehanana hitsarana ny olona .
Kanefa nareo ireo mba manana ny kilemanareo iany koa,ary koa tsarovy sy tadidio fa nateraka isika rehetra eto antany fa tsy natao ka noho izany samy manana ny defautny daolo
9. vale
(
24/10/2006 20:19)
Aino: d'accord 100% @ ndry zah, @ le hoe tsy tsara ny be fialonana, tena marina io ary io toetra io no fototry nyratsy rehetra(hoy ny rainay izay raha mba nananatra anay izy fony mbola kelikely), ka tena marina izany, ny fanambonian-tena indray azo leferina sy ny toetra ratsy hafa, fa ny fialonana tena ratsy be io eh, ary ny ol rehefa mialona mahavita zvt faran'izay ratsy donc tsy tsara!! nahatsiaro ny tenin'ilay mpampianatra anay izay koa za (tany amoron-tsirak'io hoe mba hainareo moa ny dikan'ny teny hoe fialonana? nisomonga izany izy t@ io no sady mampita anatra, dia namaly teo doly zay rehetra, de hoy izy andraso ange fa raha hazavaina misy2 koukou io de toy izao> fiha-lo-(misy) nana!!:? ny fiha = trondro @ fiteny any atsino andrefana, donc tena ratsy be io fihalonana io eh! toy ny trondro lo misy nana izany :? ny ao anatin'ny olona be fialonana:wink:):):-*:-*:-*:-*:-*
10. vale
(
24/10/2006 20:21)
Fiffi: :wink:tsy hoe manome môral:lol: akory fa mba mizara izay mba nananarana anay kou za , ny toetra ratsy hafa mbola azo leferina fa ny fihalonana tena zava-doza sady ratsy!!:) :-*:-*
11. fasaly
(
24/10/2006 20:28)
fialonana= toetra ratsy indrindra
efa presk otran'ny mpamosavy.....
zà aloha de mankahàla lavitra nalay felonana
na de defaut aza e!
afaka ovaina ange ny defaut toa ny felonana e!
ka tsy manome rariny an'io toetra ratsy io mitsy aloha zà e!:wink:

12. vale
(
24/10/2006 20:48)
boubounezy:boubounezy: marina be alou le hoe matoha mihalona de ao ariana izay le oul, fa kosa ny zava-doza nge de raha mba mijanona @ izy oe mialona sy marary an-doha any moa manin, fa hiafàra @ fanaovan-dratsy de izay no loza, fa nenah alou de ialàko lavitra mihintsy raha vao ol be fialonana satry capable @ ratsy rehetra ilay olona eh:wink:
za dé manaiky anio teny io nefa ny oull samy manana ny toetrany ka ra mialona anjy izy dé aza atao mampiasa aina fa ny mpanenjika any arina fona. bon courage njy:wink::-*
(l):-*
13. cutie
(
24/10/2006 20:50)
boubounezy: marina be alou le hoe matoha mihalona de ao ariana izay le oul, fa kosa ny zava-doza nge de raha mba mijanona @ izy oe mialona sy marary an-doha any moa manin, fa hiafàra @ fanaovan-dratsy de izay no loza, fa nenah alou de ialàko lavitra mihintsy raha vao ol be fialonana satry capable @ ratsy rehetra ilay olona eh
miaina @io mitsy za @ zao fotoana zao fa mandreraka be e:twisted:
14. vale
(
25/10/2006 00:18)
cutie: ntsôooo; elao lavitra aky ilay olona raha azo atao a! satria ny hahavita ratsy @ndry ange no ho loza aky eh! dia courage(l):-*:-*:-*
15. vale
(
25/10/2006 00:21)
fasaly:izay indd manko an, in no mahatonga ny ol hamposavy na higafy ny namany fa io felonana felonana io ihany !!!!!!!!
fialonana= toetra ratsy indrindra
efa presk otran'ny mpamosavy.....
zà aloha de mankahàla lavitra nalay felonana
na de defaut aza e!
afaka ovaina ange ny defaut toa ny felonana e!
ka tsy manome rariny an'io toetra ratsy io mitsy aloha zà e!:wink:
16. Maholih
(
25/10/2006 08:38)
tena marina miitsy zany rireto a,fa ny tena loza d izao sady b fialonana no miatsaravelatsihy,zany oe manafikilema no tena marina,any ka tsitanao ze andraisana azy ra tsy efa tena ela enao vo tonga saina oe otrany hafa2 ty ol ty,indrindra mo fa oe mifampikasoka aminao matetika izy oh oe eo @ asa,zany ko mantsy zao no cas efa mba nahavoa ana,ary tena tsy fantatra miitsy an,d courage fona,fa izy alo d tena any aorina e,fa mis ko ange d tena manana ny ampy zao nefa d mbola b fialonana iany e.
17. Aino
(
25/10/2006 09:58)
Mpandefa : Maholih [ Valio ] 25-10-2006 10:38:15
Lohateny : Re : indrisy
tena marina miitsy zany rireto a,fa ny tena loza d izao sady b fialonana no miatsaravelatsihy,zany oe manafikilema no tena marina,any ka tsitanao ze andraisana azy ra tsy efa tena ela enao vo tonga saina oe otrany hafa2 ty ol ty,indrindra mo fa oe mifampikasoka aminao matetika izy oh oe eo @ asa,zany ko mantsy zao no cas efa mba nahavoa ana,ary tena tsy fantatra miitsy an,d courage fona,fa izy alo d tena any aorina e,fa mis ko ange d tena manana ny ampy zao nefa d mbola b fialonana iany e.
ie tena marian io, ary ilay fialonana koa tsy mifidy ah, nany manana aza mbola mihalona any tsy manana @lafony zavatra hafa faona!!
18. Aino
(
25/10/2006 09:59)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 24-10-2006 22:28:44
Lohateny : Re : indrisy
fialonana= toetra ratsy indrindra
efa presk otran'ny mpamosavy.....
zà aloha de mankahàla lavitra nalay felonana
na de defaut aza e!
afaka ovaina ange ny defaut toa ny felonana e!
ka tsy manome rariny an'io toetra ratsy io mitsy aloha zà e!
fasaly ny ahy koa anky dia anisany mora mampiakatr-afo ahy io sady manjeraka be ilay miara miaina aminy.
Fiffi,vale,boubounezy misaotra @ fananarana eh!!
19. vale
(
25/10/2006 13:21)
Aino::-*:-*:-* de :* ann!! fa tena maharombotra alou le ol be fialonana lainga lainga fa misy de tena efa manana ny ampy sy ny rehetra2 de mbola be felonana ihayny, iny ny ahy no tena tsy vohako koa:evil:,hihihi:wink::*:*:*njy!!:)
20. vale
(
25/10/2006 13:33)
Maholih: hihihihi, izany mihintsy le fanaony, haindry tsara, hihihihi, ny ffodiny de miala lavitra ftsn(raha azo atao) de mailo tsara kou, fa ny ol tsy hino satria fetsy be le ol:x:-* de ndry indray no ahazo loza eo hoe mpanaratsy sns, tena grrrrr be!!:-*