indrisy

21. cutie ( 25/10/2006 14:36)
Mpandefa : vale [ Valio ] 25-10-2006 02:18:15
Lohateny : Re : indrisy
cutie: ntsôooo; elao lavitra aky ilay olona raha azo atao a! satria ny hahavita ratsy @ndry ange no ho loza aky eh! dia courage

ie zay mitsy ny fanafodiny
22. boubounezy ( 25/10/2006 15:08)
maholihtsy itako mintsy ny masamiafa ny mpetsaravelatsy sy ny felonana satry try fombany ny mpetsaravelatsy ny mialona dé mody etsarany velatsy eo enao.:o
23. Aino ( 25/10/2006 17:16)
tena ny ahy ny olona sasany mora tazako eny @endriny eny ny fialonana sns, matetika.
24. vale ( 25/10/2006 21:51)
:lol::lol:indry koa toa mampiomehy ry Aino, ahoana koa izany,:lol::lol::lol:
25. cutie ( 25/10/2006 22:04)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 25-10-2006 19:16:58
Lohateny : Re : indrisy
tena ny ahy ny olona sasany mora tazako eny @endriny eny ny fialonana sns, matetika

hita wa, hita be mitsy :-D:-D:-D:-D
26. Aino ( 26/10/2006 09:19)
Mpandefa : vale [ Valio ] 25-10-2006 23:51:39
Lohateny : Re : indrisy
indry koa toa mampiomehy ry Aino, ahoana koa izany,

ka ny fomba fihetsiny fomba fijeriny anao dia efa milaza zavatra izany ko!!
raha mijery normaly indray tsy maninona fa ilay endrika, fijery mihorirana sns hummm:-o
27. vale ( 26/10/2006 14:04)
Aino: fona ary moa e, raha niteniteny foana e, fa ny fiheverako dia hoe ny endriny olona, fa tsy ny fihetsiny eh! hummmm, de aza rarahiana hoà fa andosiro lavitra raha izany fa ny ol be fialonana ange ka mahavita zvt ee!!
28. vale ( 26/10/2006 14:08)
Aino a: mangarika ve izany le oul e? mialona izany raha mangarika e, ny ahy indray ny efa nahazo ahy de menace de mort mihintsy e, resaka sipany indray no nikoty ana t@ mbola ado izany ttara izany e, fay za h@ zay e!!
ny faharoa indray fialonana resaka fiankanjo sns, de dominy foana aho tany ampenarana taloha indray io , ka andosiro fa sao mihatra aman'aina e! izay ihany moa ny ahy ny mba teniko, de aza atao mamaky loha be fa andosiro lavitra izay ni fanafodiny kiah!!:wink::-*:-*
29. Aino ( 26/10/2006 17:49)
vale tsy le mangarika fe le fombany mihintsy anky no hafahafa ah, tsy haiko.
30. vale ( 26/10/2006 18:38)
Aino: ndry ihany no mahalala azy aloha , fa de mailo ftsn ihany:wink:
31. MTN ( 27/10/2006 00:05)
raha misy olona iray mirehareha aminao, na amin'ny fomba fihetsika fotsiny aza. Ka avy eo lasa tsy mazoto miresaka aminy ianao. Dia lazana fa mialona va ianao? Tsia kosa angamba no valiny. Ary tsy fahadisoanao mihitsy izany amiko.
32. vale ( 27/10/2006 10:17)
MTN: ilay olona ange hono no mialona fa tsy i Aino e!! :lol: (tsy mahazo resaka toi:-D:-D:°) )
33. Aino ( 28/10/2006 12:31)
MTN ilay olona fa tsy izhao ka!!
ilay fombany taloha ela be izay manko niova be ankehitsiny ka dia izay no antony. lasa hafahafa tahaka hireo voalzako.
34. vale ( 28/10/2006 20:37)
ndryyyyyyyy:-*:-*:-*
35. titis ( 08/11/2006 23:07)
Ny olona rehefa be fialonana dia efa mpamosavy zay amiko sady olona tsy misy hazon-damosina sy marary foto-pisainana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074