Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 22/10/2006 13:27)
Mivoatra ve ny fijerintsika ny tenin'Atra ao amin'ny bible.
Indro misy article iray nivoaka omaly zay tena nahalina ahy tokoa. Ny fanamborana na fanovana ny teny ao amin'ny baiboly mba hampifaraka ny zavamisy sy ny kolotsaina amin'ny firenana na kontinanta ira... tohiny
novalian'i prime ny 06/11/2006 06:27
xxx ( 22/10/2006 10:46)
adoption
Bnjr!!saika mba mila fanampiana aminareo aho ra azo atao fa izay no mahanamana; Tsy zany fa zao mba zvtr saika hanontaniako,za mipetraka aty france fa saingy ny casko clandy aho eto efa 4ans d zao na... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 17:30
manantsoa ( 22/10/2006 06:13)
Kandidà iray mpivaro-pananana
Misy kandidà iray malaza mpivaro-pananana : - namidy ny ampahany tamin' ny orinasany . Nozarainy tamin' iza ny vola vidin' izany hanaovana asa fampandrosoana ? - Ho amidiny ilay vorombe manan'elatr... tohiny
novalian'i manantsoa ny 28/10/2006 12:27
patrick2002 ( 22/10/2006 03:49)
mahaleo teto Montreal
ity ny Mahaleo teto Montreal http://sdaudet.skyblog.com/... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 16:44
tenagasy ( 21/10/2006 22:57)
500 Millions de $
Mankamamy ô!!! Na ny pour na ny contre! Enga anie mba tsy ho [b]momba[/b] ny firaisan'ireo ka dia mba hiteraka sy hahitana soa tokoa ny fiarahana. Voaresaka foana moa ilay afera 500M°$. Asa izay h... tohiny
novalian'i tenagasy ny 25/10/2006 22:49
Aino ( 21/10/2006 19:56)
Hantatiana
ary mbola mihira ve izy io sa nony nande nanambady dia nijanona tsy ho pihira hintsony eh?... tohiny
novalian'i xxx ny 29/10/2006 16:41
lemenakely ( 21/10/2006 19:45)
Anaran'olona hafahafa !......
Asa ianareo raha efa nahita anaran'olona na gasy na vahiny fa dia misy hafahafa tokoa. -BEVODY jean martial -RAINIVOALAVO -BONGA Stansislas (bonga io any @ faritany dia ny filahiana) -M... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 09:21
fisher ( 21/10/2006 17:01)
hafa iany ny téo aloha
ManD nrésaka fifidianana. Misy 14 mianadahy mianaka iz réo no nilatsaka ho fidina: ao ny olona manana diplômatia, ao ny olona tsotra, ao iany koa iréo mptondra fivavahana... Samy manana ny téna... tohiny
novalian'i vale ny 22/10/2006 14:43
Lalosy ( 21/10/2006 14:21)
fanontaniana manitikitika
Azo atao ve ny mitia olona iray efa manam-bady, manan-janaka? Milaza izy fa tia nefa azo antoka tokoa ve izany? ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/06/2007 11:15
Lalosy ( 21/10/2006 13:47)
Hono wa?
Tena fitiavana ve ny omen'ny olona efa manam-bady, manan-janaka ny olona iray vao zatovo? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 18:58
booboo ( 21/10/2006 12:12)
koba
Te-hihinana koba mafy zà zany. Misaotra mialoha ho an'izay afaka manoro recettes : mofo katsaka (koba hono io ouz bebenay :?:), ilay misy akondro sy potika voanjo ...rehefa koba fotsiny e :°). ... tohiny
novalian'i andry08 ny 11/11/2006 12:20
Razouzou ( 21/10/2006 11:25)
Position honteuse pour la grande ile
A la 174e place au dernier classement de la fédération internationale, Madagascar perd du terrain. En un mois, le football malgache a retrogradé de six places suite sans doute à la lourde défaite... tohiny
novalian'i MTN ny 28/10/2006 00:27
tisera ( 21/10/2006 11:25)
Passeports périmés sy fandevenana
Hono hoa ry namana isany :misy namako namoy ny reniny androany maraina : manana nationalité frantsay sy malagasy izy saingy ny passeport izany samy efa lany andro daholo ; nitontona izao week end iz... tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2006 23:02
soanja ( 21/10/2006 10:20)
Ireo fomba hitorianao ny tenin'Atra
Marina fa tsy voatery ho pasitera na mopera na masera aby isika rehetra. Saingy misy hafatra kosa napetraky Jesoa dia ny nahaparitahanao ny tenin'Atra ho an'ny re ny vazantany rehetra. Inona avy ir... tohiny
novalian'i prime ny 16/11/2006 10:39
tslem ( 21/10/2006 08:47)
marseillèse
hono ho aho ry zareo ,mba lasa ihany ny saiko ho antsika aty antaninolona aty,mba mahay marseillèse daholo ve isika ireto?,zah alou tsy mahay fa raha mba misy mahay de alefaso eto ny tonony,sao sanat... tohiny
novalian'i mirana5 ny 02/11/2006 17:45
xxx ( 21/10/2006 07:53)
ny taminay
Miarahaba antsika rht Miala tsiny alou ra sendra lava ity zvt soratako ity, miala tsiny ko ra ts mitonona fa ts de fombako lôtra le mitatara fianana fa zany hoe nony asoparana ataon’ny sasany dia ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/11/2006 18:13
bebegeante ( 21/10/2006 05:59)
in ny tsiambaratelony???
mba afaka hambaranareo eto ve oe nahomby ny fahitanareo namana teto @ serasera?na @"site"hafa fotsiny ary! hoe toa mifankahalala tsara dôly nareo, mahay mifanday tsara,za mantsy vaovao ihany alou d'... tohiny
lagoon ( 20/10/2006 22:43)
Ronono dia mahasalama
Ny bota kely (Herizo) sy ny fisaka (Pety) dia tsy mahasalama sady manary vahoaka e,no lasa mamono vady avy eo! Tandremo ry zalahy an!! :-D:-D:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i fijo ny 24/10/2006 23:04
lemenakely ( 20/10/2006 19:15)
fahafinaretan'ny maso e!
ho antsika kôfa fa dia maso mijery izy ity ka tsy mitondra mody e! http://www.madanight.com/madagascar-photo-23323.htm http://www.madanight.com/madagascar-photo-23326.htm http://www.madanight.... tohiny
novalian'i nicco ny 10/11/2006 12:26
kitjo ( 20/10/2006 18:22)
video fou hehy
http://www.youtube.com/watch?v=ickwMlicjks&mode=related&search= http://www.youtube.com/watch?v=RwhM7YQJfWo&mode=related&search= http://www.youtube.com/watch?v=OSm4cuHGBoY&mode=related&search=... tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 14:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9042