mahaleo teto Montreal

1. patrick2002 ( 22/10/2006 03:49)
ity ny Mahaleo teto Montreal
http://sdaudet.skyblog.com/
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 16:44
2. Fiffi ( 22/10/2006 08:39)
patrick2002: =D=D=D=D misaotra anao nizara an! fa tena milay koa izy zany an! hummmm:) de aiza ho aiza zao no misy an'i patrick @ ireo ?
3. Zina ( 22/10/2006 19:15)
Misaotra o aiza i Patrick amin'ireo olona betsaka ireo?
4. vale ( 22/10/2006 19:16)
mmmmmhhhhhh, manja be!:)=D=D=D=D
5. patrick2002 ( 23/10/2006 02:28)
:-Dzaho mbola sahirana ,nitaona sono ,ah de nivarotra billet ,dia nitsipona tavoangy ah!, tena tsy nahare mihintsy :-D
6. soanja ( 23/10/2006 05:23)
Patrick misaotra nizara o.
7. Fiffi ( 23/10/2006 05:56)
patrick2002: zany ve ? fa tsy misy sary hafa fa tsy anaty blog ve ? ohatran'somary sahirana kely manokatra ny sary tsirairay ! tsy misy flèche hijerena ny manaraka sady somary kely ny sary mivoana nefa tsy azo halebihazina !
8. ninih ( 23/10/2006 13:54)
tena tsara tokoa raha mba misy sary hafa e! ireo aloha efa tena isaorana fa izany hoe toa kely lotra de sarotra be ny mijery azy. fa naizany aza de =D^:^ ô!
9. Fiffi ( 24/10/2006 09:18)
ié ! ka tondé anaty blaogy le sary de zay no mahatonga azy kely fa misaotra an!:)
10. ninih ( 25/10/2006 15:12)
de tsy misy fika azo hijzerevana azy mba lhb koko ve?
11. Fiffi ( 27/10/2006 16:44)
patrick2002: tsy azonao hatao anga ny mandefa ny lien avy hatrany de mba azo halebiazina ny fijerena an'le sary ? fa tena kely loatra le ao am blaogy an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3134