ny taminay
1. xxx
(
21/10/2006 07:53)
Miarahaba antsika rht
Miala tsiny alou ra sendra lava ity zvt soratako ity, miala tsiny ko ra ts mitonona fa ts de fombako lôtra le mitatara fianana fa zany hoe nony asoparana ataon’ny sasany dia tsy maintsy miteny ihany aho satri tsy rariny ny zavatra natao ahy (mahatsapa-tena izay olona voakasika amin’ity tatara ity ):
Nihaona teto am internet izahay, nandritra ny heritaona mahery dia nifanoratra sy nifaneraserasera teto. Nitia azy aho ary izy koa inoako fa tia ahy koa saingy nony ny fandehanjavatra dia ts afaka nihaona mihitsy izahay ary ts afaka ny hiaraka malalaka satri izy manana ny sipany za ko nanana ny ahy.
Nandeh teny nefa ny fotôna ary de tena nitia azy tokoa aho ary nisy fotôna tena vonona ny hisaraka am sipako fa hiaraka aminy malgré le fait we mbola ts nihaona akory zahay satri za de tena nitia azy tam foko manntolo mihitsy. Nandeh teny ny fotôna nefa de hoy izy miantso ahy, “mi-menacer ny hamono tena I … ra sanatri aho misaraka aminy” noho izay zvt izay de nino azy aho ary dia nanonontsaina fa tsy hisy avenir mits ny anay ary de nifanaraka ary izahay fa hiaraka fôna n’inn n’inn hitranga.
T@ volana avril farany teo anefa de tonga teto M/car izy fa niantso ahy izy alohan’ny atongavany hoe mety ts afaka ny hihaona mihitsy satri tsy manam-potôna izy fa bdb ny zvt ho karakarainy, ni-insiste ihany anefa izaho fa en vain ts nisy le fotôna ts nifankahita zahay nandritra ny 2 semaines nahatongavany taty M/car. Marihiko eto fa na appel 1 aza ts azoko nandritr izy teto m/car izay na sms iray, ts nisy.
Naka hevitra tamin’ny namako manodidina ahy aho aza ka oziz ry zareo rht saraho izy fa na de inona aza ve de ts misy na de sms iray aza. Narahako ny tenin’ny namako rht ary nosarahako izy fa tsy nanaiky izy nefa za ko nony mbola fitiavako azy de niverina niaraka izahay malgré ny latsa nahazo ahy avy am zokiko, ny namako rht. Teo izy vao nitsotra tamiko hoe nanao vody ondry no nahatongavany teto m/car, ny tena nampalahelo ahy de zao nisy fotôna izaho sy ilay olona miaraka amiko hoe hanao fisehoana ary vô naka izay decision zay sy ilay sipako de nolazaiko izy nefa izy efa devant le fait accompli za vô nolazainy mais bon ts maninona.
Tonga ny volana jolay, de mba nihaona ihany izahay ny farany teo am tapatapaky ny volana jolay teo izahay no nihaona, tonga tany ampesana izy, faly toko aho tam zay andro zay ary dia niverina daholo ny fitiavako azy. Nanao fotoana izahay hoe hiaraka nefa izy tsy hita tam le fotôna saika hiarahanay fa ny ampitso izy no nandefa mail tamiko fa tsy afaka ndray.Vita nefa zay fihaonana izay indray de ts hita izy nandritra ny 1 volana, nony tonga tany apesana ndray nefa izy de efa vita ndray ny marriage-ny zany hoe ity mariage ity efa nolazainy anah aloh fa ts nolazainy ny daty.
Nisy projet be nefa tao ampesana ka mi-accaparer ny fotônako ka ts afaka za ra ts atoandro, izy nefa mi-insiste mafy ny hiaraka amiko (hanao) de ndraindray za mieritreritra hoe tsisy afatsy zay ve no tedaviny aty amiko sa aôna, ny tena natahorako de zao manko ra tratran’ny sipako za de mety ho very azy nefa izy efa manana ny vadiny ts hisaraka aminy mits.sady en plus izy hiverina any ivelany any ary ts hody aty m/car tsony ra tsy afaka 2taona de za zany refa azony zay nilavany ahy ve de avelany eto fotsiny? izy manana ny vadiny nefa za fatatro ny tioetrako fa ra nanaiky azy aho de vô maika tia be azy nefa izy ts ho ahy mandrakizay :(
Nanao fotôna aza izahay indray alarobia de ts afaka za tam zay satri nanenjika asa nandefa msg masika be amiko izy nefa hoe afaka enao sa ts alakamisy de nefa za hiala am asako de nanao briefing tam ankizy hisolo ahy ny jeudi sy vendredi, de nanaovany vava aho hoe soa ihany fa… de amizao fotôna zao aho alany baraka fa tsy mampaninona ahy le izy satri efa zay ny fiainako zay nandefitra fôna za
Ka araky ny hevitrareo diso ve za ra toa ka ni-réagir ni-éviter azy fa tsy franche niteny azy, satria efa nampoiziko ihany hoe alainy baraka imason’olona za k’inona toko mais bon ts mampaninona ahy zany.

novalian'i Fiffi ny 05/11/2006 18:13
2. zoanmi
(
21/10/2006 08:24)
Tsy nampoiziko hoe lasa lavitra be ohatran'izao ny resaka fitiavana eto amin'ny net an :roll: ! ity anie tsy tena izy fa virtoaly rankizy e 8-)! Fa zao e, adinoy any izy fa matoa tsy ianao no nalainy fa olona hafa dia iny olona hafa iny izany no tiany :?::idea:. Raha miteny izy hoe tia anao, ahoana no inoana an'izany, hafa ny tena izy (ny actes : tsy mandefa sms na ny iray aza donc tsy dia hoe tena ao be izany amiko :-w) sy ny blabla (tiako hoe malala nefa ao ambadika sy eo anoloan'ny écran fotsiny fa tsy tena izy:-@).
ADINOY BASTA !!!! :-*
ADINOY BASTA !!!! :-*
3. Fiffi
(
21/10/2006 08:33)
:evil::evil::evil: tena mba tsy rariny kosa aloha zany zavatra nataon'le bandy anao zany ry xxx an! :evil:
Tena tsara ny zavatra nataonao !!! fa tena tsy azoko mihintsy hoe inona hiany aza ity hataon'ny le bandy ity ? tsy misy zavatra hafa azo hatao ve afatsin'ny fandriana ?
Lery koa @ zay efa manambady de mbola mitady inona indray ??? Soahiany fa tsy nanaiky an'zany enao ry xxx an!
Fa ny zavatra hitako hoe tena tsy rariny kosa aloha de io hoe fanalam-baraka anao io an !! izy aza anefa efa manambady ka maninona no manao an'zany ? :evil:

4. xxx
(
21/10/2006 08:42)
raha za i xxx raha manala baraka ahy de hi-se venger za de lazaiko an'ny vadiny zany !!!
ADINOY BASTA LERY !!!!:-*:-*
ADINOY BASTA LERY !!!!:-*:-*
5. xxx
(
21/10/2006 08:54)
xxx> - tsy nanala baraka anao aho satria tsy nanonona ny anaranao na kely aza no tsy misy nitantarako ny tantarantsika.
- tsy azo nandefasana sms enao satria hoe mahasosotra amin'ny akamanao
- aza hadino fa za niantso anao phone foana
- ny fotoana noresahiko phone farany taminao? ilay maraina iny, tezitra ianao tamizay satria teo ny akamanao, aiza moa no ahafantarako fa am 9 maraina nareo mbola any an-trano.
Araka ny hevitro, tsy diso ianao ni-éviter sy tsy franche tamiko na dia efa in-100 aza aho niteny taminao fa ataovy franc jeu ilay izy hoe ahoana sy ahoana.
Samy manana ny fomba fijeriny angamba isika. Dommage hoe izay no niafarany. Nefa ...ts koi.

6. xxx
(
21/10/2006 09:16)
xxx marina zany ts nanonona ny anarako enao nefa kosa tsisy ts nahalala hoe za io resahanao io ka ialako tsiny aminao fa ts tiko le fombanao c tout za ts nanao ratsy anao akory.
marina ko fa niantso ahy enao fa vakio tsara ny zvt soratako hoe tam enao taty tam mois d'avril io ts nandefa sms io ary nolazaiko anao zany
dommage marina zao ny fefaran'ny le tantara fa atao akory zay angamba ny fiainana :?

7. xxx
(
21/10/2006 09:25)
xxx > aza maha-mahana eo fa inona aza ty. Ts enao 'zany iny fa ilay iray hafa. oh la la
8. booboo
(
21/10/2006 09:26)
euh...hitako hoe dommage raha ato @ forum, hitan'ny be sy ny boabaka, nareo roa vao afaka mifampiresaka tsara mandamina ny raha ....:?
11. cutie
(
21/10/2006 09:55)
alamino any ho any de refa milamina de miverena eto mitantara :lol::lol::lol:
12. Fiffi
(
21/10/2006 09:56)
xxx:mety misy antony ny nahatonga an'io hoe navoaka eto io ny tantara ! mety asa ? namoaka ny tantara koa ny 1 ? d zao novalian'1 zao !
hita owa ry booboo. sanatria ohatran zazah zahay 8)
13. Fiffi
(
21/10/2006 09:57)
cutie:cutie: de inona indray akia no tantaraina avy eo ? hoe efa nilamina ve de basta ? :)
alamino any ho any de refa milamina de miverena eto mitantara :lol::lol::lol:
14. simplex
(
21/10/2006 10:22)
xxx1:
tsy te hitsara anao ary sarotra b ny hiresaka zavatra tsy iainana. Kanefa ra ny anabaviko ny miaina toy izao d tsotra no teneniko azy: "sipa vendrana tsisy otranao". Ra enao no tena safidiny tsy nanambady olon-kafa zany izy au moins tokony mba hoe nifankahita taminao izy na de hoe par respect fotsiny aza. @ zao ndray, eny fa na tia anao aza izy, mazava fa tsy hisaraka aminy vadiny velively. k in no isisihana @ zavatra hita fa sans issue. Mazava b doly ny ambiny...
Zavatra roa no azo hijerena azy:
- jiolamboto: araka ny kozin'le namana teo ambony. Refa samy tsy mifanaja d apoahy any doly. Zavatra tena important @ lery ny vadiny, jereo fotsiny ny pasiny retra. Nenao ze bandy 1, tsy haiko hoe mety ho important fa efa hatrany amboalohany enao no nanao faux pas ka tsy maintsy hoe misy contrepartie ihany. De tte facon, tsy ny bandy no lany akory...
- misaraka tsisy maratra. Aza asiana sira any tsony ze ataony fa efa tsy ho anao mandrakizay izy. Sarotra io fa mora koziana. Na izany aza ny fika mora hanadinoina ol 1 d ny miady aminy, ataovy izay hankahalana azy :°)
xxx2:
tena pezy izy fa na izany aza, aza atao mitondra takaitra ny zanak'ol. Ny vevavy ony fanaja, mba eritrereto oe ny bavin'i toi kou no misy milalao otr'izao. Ny tody tsy misy ony...
Hafatra kely:
* aza miady, samy mety diso doly na ny andaniny na ny ankilany.
* aza milalao fitiavana. Samy may eo ny hiafarany.
mazotoa,
:-*:-*
15. kelly13
(
21/10/2006 10:42)
ôtran'ny fantatro hoe tataran'iza sy iza ireto xxx bdb reto! enga anie ka ho diso za! ms bon, ny zvt lazaiko anareo ry xxx (raha ianareo marina ireo d ataoko fa fantatrareo tsara za) samia manaja ny azy! ny fifanalana baraka ca ne mène a rien! inn no soa azo @ zany? tsisy! inn ny satisfaction azo @ zany? tsisy! mifandratra fotsiny nareo! dia mba eritrereto ny vadinareo respectifs fa aza nareo rery no jerena fa egocentrisme b izany! adinoy ny lasa fa ny ho avinareo tsirairay jerena!
17. cutie
(
21/10/2006 11:16)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 21-10-2006 11:57:53
Lohateny : Re : ny taminay
Hoy i cutie:
alamino any ho any de refa milamina de miverena eto mitantara
cutie: de inona indray akia no tantaraina avy eo ? hoe efa nilamina ve de basta ?
ie :lol::lol::lol::lol: