ny taminay
22. kelly13
(
21/10/2006 11:24)
tatara ki peut arriver a tlm io ka! ms bon ze voa klou manodidina :)
23. sonwin
(
21/10/2006 11:26)
kelly13> tsy misy voa io raha ny fijeriko azy fa samy manaraka ny teninao ny mety ho fanafodiny
25. zoanmi
(
21/10/2006 11:45)
By the sun above !!!! tena degany be zany kôzy za ! za amin'io mivanaka fotsiny !
26. cutie
(
21/10/2006 12:56)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 21-10-2006 13:23:32
Lohateny : Re : ny taminay
film orera ve le izy? hihi
ie :-D:-D:-D:-D
27. diamondra27
(
21/10/2006 13:30)
FEUX DE L 'AMOUR 1 'zany io fa mety mbola hisy ny suite an!
simplex: tiko be le fananaranao sy torohevitrao.
ento mora ne interne eto (internet);-) fa ao tsy tafavoaka (externe)e!
de aleo aloha :-w:-w kely fa tena tantara 'ty ka tantara

28. dailynews
(
21/10/2006 14:40)
cherie a, mialatsiny fa antsoiko izany ianao raha tsy mampaninona anao (i xxxx io). rehefa mijery ny tantaranao avy ety ivelany, izany moa no ilana ny olona mijery avy ety ivelany fa afaka mahita tsara ny sary dia tahaka ny tsotra be ny mamaly azy hoe...ampiresahiny ianao izany..mety ho tia anao angamba izy, fa ny sentiment ange aky tsy ampy e, efa mazava izany fa io vehivavy io no notolorany ny voadiny sy ny fiainany. ianoa ve na dia izany izy efa hoe hatao vodiondry sns..en plus efa nalainy VADY mihitsy ilay vehivavy???? izany aza dia mbola manaiky azy ihany??? please wake up(mifohaza aky a)
aza apetraka amin ny olona tahaka izany aky ny fondry fa tsy mendrika izany akory izy a. avelao amin izay izy fa efa manambady ary courage. fianarana ny fiainana.
ny resaka fitiavana eto amin ny aterineto aky tsy azo entina serieux be tahaka izany mihitsy a, samy mahafinaritra be daholo ny olona rehetra rehefa mbola eto no miresaka fa rehefa tena mifankahita no ho hita eo. ny azy aza moa izany efa nasehony nibaribary hoe iza izy koa dia anjarandry izany no mifoha.....

29. xxx
(
21/10/2006 20:00)
Tena olona mora vahana sady tsotra raha izaho fa noho isika samy hafa tokoa dia sarotra ho anao ny handray ny hevitro....
Iza no tinao ? ? ? ? ?..........
Iza no tinao ? ? ? ? ?..........
30. Fiffi
(
22/10/2006 08:45)
sonwin:fa ahoana no hoe tsy misy voa ? ny voa kosa aloha amiko de le sipa an! fa le bandy :evil: satria léry efa manambady de mbola manala baraka an'le sipa klé !
kelly13> tsy misy voa io raha ny fijeriko azy fa samy manaraka ny teninao ny mety ho fanafodiny
33. mimich
(
23/10/2006 06:19)
ouhhhh!! toa eto ndray ianareo vao mifanazava!! tsy aleo mba taao ankatakonana aloha
34. kala
(
23/10/2006 06:45)
xxx > (ilay nanoratra ny sije no tiako tenenina)
somary giravy ihany ilay zavatra niseho taminao saingy ny azo atao dia :
- "ataovy toy ny tanala very sampy ê!ny manova no mety"
- "tano ny ananana fa sarotra ny mila" en fait, tsy mila moa izany fa ny manakatra ny tsy hoazo sy ny anjaran'olo.
Matoa izy naka vady hafa fa tsy ianao, dia izay olona izay no efa tiany kokoa noho ianao.
Ny fitiavana virtuel rireto tsy atao hankarary fo zany â! Tsy miteny zà hoe aza mitia an, saingy mba ataovy sentiments virtuel koa ê!
Ny anà zao eto misy olona bedabe ataoko:* tsy midika izay fa tena(l) aminy zà, mba pimenter-na kely ny fiainana ê! :wink:
- misy anjaranao efa tandrify anao any ho any (asa! ilay efa notiavinao angamba io), omeo azy manontolo ny fitiavanao f'aza zarazaraina. Fa na ianaoa za ange zany efa naman'ny nampirafy ê!
tsy mandatsa zà ry xxx (satria mety fantatro sy namako ianao io) ary zà malahelo anao saingy, TSY MBOLA TARA MANOVA FAMINDRA IZAO. :-*
Dia mahereza rahavana! ary mahaiza manadino satria izay lay fiainana. Il y a des hauts et des bas. Saingy tsy entina mitolefika izany.
xxx > (ilay niaraka tamin'i xxx ndray zao)
Raha mba nisy fitiavana hoan'io xxx io ianao dia tokony nitsotra hatramin'ny voalohany.
tsy misy tsara noho ny sincérité leitsy ê! ary tsy misy mahasosotra @ filazana ny marina. Satria mahatonga ratra hoan'ny ankilany izany.
Mahereza ary aza miady tsony fa tsy misy tombontsoa azonareo amin'izany intsony:-*:-*:-*
Ilay mifanala baraka indray - raha tena nisy - ataovy hoe hadisoana amin'ny maha olombelona iny saingy ny mamerina izany no tena tsy ahazoanao famelan-keloka :roll::roll:
Bonne chance daholo nareo :-*:-*:-*:-*

35. kala
(
23/10/2006 06:54)
simplex > :-*:-*:-*:-* hoanao! tena efa mazava kay ny zvt nosoratanao =D =D =D =D =D
ary ny amintsika mba ahoana ry...:-$ ^:^^:^

36. xxx
(
23/10/2006 09:05)
nisy ankizy niteny mo we fa maninn no atao forum le izy, satriko mits ny ts hamôka azy eto saingy ts vita mangina sy milamina tsony le resaka
prime merci bcp am le hanatra fa raisiko mits io zao ekeko we misy fahadisoko ao am le tatara ts tokony niditra lalina be lôtra taminy za nbefa mo :)
kelly 13 eny tompoko ts hanao trony za :-D
kala merci akia tena marina io lazainjy io :-*:-*

37. antsotokana
(
23/10/2006 12:35)
mahavariana ilay tantara tena nisy.:( Tsotra be ny toepon'ilay xxx
Anatra kely hoandry ry xxx, aza manahy fa mbola misy tokoa ny anjaranao saingy ny fotoana angamba no mbola tsy mety ve? fantatr'Andriamanitra ny mahasoa sy ny mampiadana anao fa ataovy toy ny sedra ny toy itony.
Mahereza, dia mivavaka hoanao.

38. vale
(
23/10/2006 15:16)
ndryyyyyyyy :(xxx:-*:-*:-*:-*:-*, soa ihany enao fa tonga saina satria olona tsy de tsara loatra raha ilay voalzanao eto , satria efa hifanarahana hoe samy miala , hay moa..sady tsy vitan'ny nandainga sy namitaka anao izy fa mbola tsy tena tsia anao kou e! de mahereza de mivavaka ho anao koa!:-*:-*:-*:-*:-*
39. kelly13
(
23/10/2006 15:47)
xxx:
misy manahy vary ato lol
lenan'ny orana nga zany vary ahahy zany? hihi
inn no dikan'io klou fa tsy azoko e!! :)
40. diamondra27
(
23/10/2006 16:25)
xxx:za moa zany tsy manan-ko-lazaina fa ireny efa noresahako ireny no tokony natao e!
amboary ny fo dia izay ihany . Mahereza.