ny taminay
81. kelly13
(
25/10/2006 11:14)
oadray! inn ary ty? efa hoe samia manao ny fiainany nareo ry xxx1 sy xxx2. aoka izay ny rancune fa tsy mitondra makaiza na hoe ahazoana vola b! adinoy ny lasa. victime ou pas victime, fiainana dol zany! ny manatsara no ataovy fa resaka ohatran'izao tsisy hanaiky diso nareo!
82. diamondra27
(
25/10/2006 11:51)
sonwin::lol: efa kopy enao an!:wink::@:@
=((=((=((=((=((
xxx1 na 2 : rehefa mampirafy de tsy maintsy misy foana ny blem
Rehefa misaraka de misy foana ny chagrin d'amour
de mionona sisa no atao REFA RAVA LE RELATION na virtuel io na tsia.
cutie: liana be ndry an!le romance ve? tonga de nandingana épisode 'zany fa niteraka fito lahy sy fito vavy 'zahay e! de sambatra be

83. mimich
(
25/10/2006 12:39)
oky zay ry zareo ah!! , tantara efa nivalona iny , avelao ny lasa homba ny lasa fa ny ho avy no banjino de ny hahasoa anareo any amin'izay misy anareo tsirairay avy any sisa atrehina fa ny fanohizana ny firesahana an'io dia toy ny mamoha fota-mandry ka vao maika mety hampisy hantsana eo aminareo.
Na an'iza na an'iza ny fahadisona dia hoy aho hoe: "ny famindram-po no valifaty tsara indrindra":-*:-*
tohizo ilay tantara noforonina aky diams fa miandry zay ah!!!
Na an'iza na an'iza ny fahadisona dia hoy aho hoe: "ny famindram-po no valifaty tsara indrindra":-*:-*
tohizo ilay tantara noforonina aky diams fa miandry zay ah!!!
84. ari.malala
(
25/10/2006 13:25)
pissoa, hafa kely ny sincerité andry! manindry ny efa voa ve? mandetika kokoa ny fantsika hilentika any anatin'ny ratram-pon'ny namana mitaraina ve? aleo atao hoe izay ilay izy aza e! hoy anie indry hoe:
xxx nanokatra ny size : tsy hitako ze tokony ho olanao amin'izanynefa eritrereto tsara izany hoe efa naka decision ilay olona hisaraka @ vadibeany hoan'io xxx2 io... pffffff
85. xxx
(
25/10/2006 14:09)
aok'izay fa manjary ianareo indray no mifanakiana hevitra naroso.
kelly13, mimich> ok.
xxx le diso
kelly13, mimich> ok.
xxx le diso
86. cutie
(
25/10/2006 14:38)
cutie: liana be ndry an!le romance ve? tonga de nandingana épisode 'zany fa niteraka fito lahy sy fito vavy 'zahay e! de sambatra be
ie liana be fa njy tsy te hitantara akory :cry:
87. fiderana
(
25/10/2006 14:42)
"..... izay tsy miady olom-bodo hono fa ny to-fo mpamosavy ê!....".:roll:
91. Zina
(
25/10/2006 20:46)
cutie hahahah betsaka lotra ilay xxx ka tsy fantatra intsony iza no iza o?
94. cutie
(
25/10/2006 23:40)
de hamaly @zay za hihihihi
miombon-kevitra tanteraka
de mba sambany niombon-kevitra t@ pissoa koa za t@iny :-D:-D:-D
Ny anampiako azy fotsiny de tsy we rariny ny nataon'i xxx2, fa hita fa tena mpanararaotra mitsy, vo maika nadalainy xxx1 nefa efa hainy tsara mitsy fa tsy halainy vady , sady efa hainy koa ny antony:-D:-D:-D:-D
Fa le antony nefa tsy hain'i xxx 1 tsara , heveriny xxx1 fa le fanaovana mariazy t@ olon-kafa no antony tsy nampiraika an'i xxx2 taminy , nefa ny pble de any @xxx 1 daholo.
Fa de anjaran-jy ry xxx1 no mandanjalanja sisa,fa lesona daholo reo .
Aza atao hahakivy na alahelo fa ze ray ve no tsy tsy tamana, mbola betsaka ny ho avy :lol::lol::lol:
Mpandefa : simplex [ Valio ] 21-10-2006 12:22:33
Lohateny : Re : ny taminay
xxx1:
tsy te hitsara anao ary sarotra b ny hiresaka zavatra tsy iainana. Kanefa ra ny anabaviko ny miaina toy izao d tsotra no teneniko azy: "sipa vendrana tsisy otranao". Ra enao no tena safidiny tsy nanambady olon-kafa zany izy au moins tokony mba hoe nifankahita taminao izy na de hoe par respect fotsiny aza. @ zao ndray, eny fa na tia anao aza izy, mazava fa tsy hisaraka aminy vadiny velively. k in no isisihana @ zavatra hita fa sans issue. Mazava b doly ny ambiny...
Zavatra roa no azo hijerena azy:
- jiolamboto: araka ny kozin'le namana teo ambony. Refa samy tsy mifanaja d apoahy any doly. Zavatra tena important @ lery ny vadiny, jereo fotsiny ny pasiny retra. Nenao ze bandy 1, tsy haiko hoe mety ho important fa efa hatrany amboalohany enao no nanao faux pas ka tsy maintsy hoe misy contrepartie ihany. De tte facon, tsy ny bandy no lany akory...
- misaraka tsisy maratra. Aza asiana sira any tsony ze ataony fa efa tsy ho anao mandrakizay izy. Sarotra io fa mora koziana. Na izany aza ny fika mora hanadinoina ol 1 d ny miady aminy, ataovy izay hankahalana azy
xxx2:
tena pezy izy fa na izany aza, aza atao mitondra takaitra ny zanak'ol. Ny vevavy ony fanaja, mba eritrereto oe ny bavin'i toi kou no misy milalao otr'izao. Ny tody tsy misy ony...
Hafatra kely:
* aza miady, samy mety diso doly na ny andaniny na ny ankilany.
* aza milalao fitiavana. Samy may eo ny hiafarany.
mazotoa,
miombon-kevitra tanteraka
de mba sambany niombon-kevitra t@ pissoa koa za t@iny :-D:-D:-D
Ny anampiako azy fotsiny de tsy we rariny ny nataon'i xxx2, fa hita fa tena mpanararaotra mitsy, vo maika nadalainy xxx1 nefa efa hainy tsara mitsy fa tsy halainy vady , sady efa hainy koa ny antony:-D:-D:-D:-D
Fa le antony nefa tsy hain'i xxx 1 tsara , heveriny xxx1 fa le fanaovana mariazy t@ olon-kafa no antony tsy nampiraika an'i xxx2 taminy , nefa ny pble de any @xxx 1 daholo.
Fa de anjaran-jy ry xxx1 no mandanjalanja sisa,fa lesona daholo reo .
Aza atao hahakivy na alahelo fa ze ray ve no tsy tsy tamana, mbola betsaka ny ho avy :lol::lol::lol:
95. Tokinao
(
26/10/2006 00:39)
Raha ny hevitro dia tsotra ry XXX (lahy sy vavy) : misaraha, dia aza mifanoratra intsony, dia aza mifankahita intsony. Tsy ho voalamin\\\\\\\'ny ady hevitra intsony mantsy izy ity satria resaka \\\\\\\"fo\\\\\\\".
Ny ahiana mantsy raha mitohy ny ady hevitra dia izao : mety hifanala baraka ianareo, ka ho tonga an\\\\\\\'ny any am-poton-tsofin\\\\\\\'ny olon-tinareo any avy izany. Ka vao mainka loza ho an\\\\\\\'ny andaniny sy ny ankilany.
Ka aleo samy mieritreritra any @ misy azy avy.
- izay nanao ratsy dia aoka hatahotra ny tody, fa tena misy io. Na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy hihatra aminao ny zavatra nataonao aman\\\\\\\'olona.
- izay diso famindra dia mandiniha ny @ tokony hitondràna ny ho avy.
Tsy nanonona anarana aho ( na i XXX lahy io na i XXX vavy ) satria sarotra ny mitsara. Ny azo lazaina kosa anefa dia izao : samy nanao fahadisoana na tsy fitandremana avy ianareo. Ka soa lavo hahay mamindra hoy ny fitenenana, soa kenda hahay mitsako.
[center]mahereza e :)[/center]

96. sonwin
(
26/10/2006 09:47)
cutie:
Zao za vo tena mahakobo an;le tantara kle
lalina marina :@
K'efa oe lalina!'za nge efa niteny e :^) :@:@:@
98. pissoa
(
26/10/2006 11:17)
Hihihi, omeko :-*:-*:-*:-*:-* i cutie :-D:-D:-D
ari.malala, manindry ny efa voa ve ? tsy izay loatra angamba le sincerité resahiko, fa tsy miteny toy ny hoe :
Toa marary be ny fonjy (sorry :lol: ) amin'ilay noteneniko hoe :
:-D:-D:-D
(Aleo tsy valiako fa ataoko fotsiny hoe io koa izao sincerité tsy zaka ...)
Inn kay wa ny dikan'le pfff fa tsy haiko e ? :roll::-D:-D:-D
ari.malala, manindry ny efa voa ve ? tsy izay loatra angamba le sincerité resahiko, fa tsy miteny toy ny hoe :
De @ maha vhv ahy de mi-défendre ny vhv zah tsy normal ve zany ozy enao ?(na ny toy izany samy vehivavy sns) fa rehefa noheveriko fa tsy mety ny nataon'ilay xxx volohany dia noteneniko hoe tsy mety izany.
Toa marary be ny fonjy (sorry :lol: ) amin'ilay noteneniko hoe :
xxx nanokatra ny size : tsy hitako ze tokony ho olanao amin'izany
:-D:-D:-D
(Aleo tsy valiako fa ataoko fotsiny hoe io koa izao sincerité tsy zaka ...)
Inn kay wa ny dikan'le pfff fa tsy haiko e ? :roll::-D:-D:-D
99. pissoa
(
26/10/2006 11:23)
xxx1:
pissoa tsy manao victime za ary tsy milaza ho victime ko fa misy antony ny namohahako an'io sujet io teto fa refa zay no fandraisanjy azy hoe mi-jouer victime za de victime za zany saingy hoe... tsy de zay lôtra le but
zah tsy hamaly :roll::-D:-D:-D
Fa ... hindramiko fotsiny ny tenin'i xxx2
xxx2:
Diniho amin saina tsy miangatra ny voalazan'i simplex, pissoa sy ny hafa fa marina ny an-dry 'zareo.
:-D:-D:-D
Dia henjy tsala doly amizay :-*:-D
100. ari.malala
(
26/10/2006 11:52)
pissoa, ny dikanle pff ve? za tsy hamaly! hahaha:-D:-D:-D
ie, marary be ny foko @ le tsisy olana ny nanjo an'i xxx satria toa tsinotsinoavinjy le izy! aza manao vaindrahalahy tsy marary kosa aky a! tsy hoe tsyandry ny lelo die haindry ny manisina, satria efa voalazako fa ca peut arriver à n'importe ki. Na indry miseho andry mahay mitandrina b io aza, refa hoavy ny tsyampoizina tratra iany. tsy maniry loza akory sanatria fa miteny fts.