ny taminay
122. booboo
(
27/10/2006 10:52)
xxx 27-10-2006 10:43:30 > inona lé antony manokana ? tokony izay no nasongadinao fa arakaraka zay soratanao no hamalian'ny te hanampy anao araka zay fahazoany ny raha soratanao. Dônky...
Hihihihi fa zà klou mandrak'ity tsy mahazo zay tena tianao ahatongavana e :°)
Hihihihi fa zà klou mandrak'ity tsy mahazo zay tena tianao ahatongavana e :°)
123. pissoa
(
27/10/2006 12:16)
xxx1 - cf booboo ! Inona no tena tianao nahatongavana ?
Jereo fa nametraka fanontaniana ianao (toa hadinonao ary le izy :roll::-D:-D:-D ) hoe :
Firy ny olona namaly an'io ? (toa pissoa irery no hitako) Ary maninona no tsy io no notaritina fa le resaka hafa ? Sa tsy io le tena tanjonao lazainao hoe te hahafantatra ny hevitry ny namana ianao ? (Nefa toa eo ihany zah no mahita hoe araka ny hevitrareo) Tena aoro size njay zany zah ve namaly an'io ? :-D:-D:-D
Aza hisaorana zah na dia sincere be aza ... misy sincere lavitra noho izaho ao fa mahagaga ahy maninona no tsy hitanao sy ... le izy dia tsy mba nisaoranao ;):-D:-D:-D
Mbola ho mety ho voa hono i Pissoa ... zah ngah no size eto ? :wink::-D:-D:-D
Manàna fomba fijery hafa ankoatra ilay hoe
Jereo fa nametraka fanontaniana ianao (toa hadinonao ary le izy :roll::-D:-D:-D ) hoe :
Ka araky ny hevitrareo diso ve za ra toa ka ni-réagir ni-éviter azy fa tsy franche niteny azy, satria efa nampoiziko ihany hoe alainy baraka imason’olona za k’inona toko mais bon ts mampaninona ahy zany.
Firy ny olona namaly an'io ? (toa pissoa irery no hitako) Ary maninona no tsy io no notaritina fa le resaka hafa ? Sa tsy io le tena tanjonao lazainao hoe te hahafantatra ny hevitry ny namana ianao ? (Nefa toa eo ihany zah no mahita hoe araka ny hevitrareo) Tena aoro size njay zany zah ve namaly an'io ? :-D:-D:-D
Aza hisaorana zah na dia sincere be aza ... misy sincere lavitra noho izaho ao fa mahagaga ahy maninona no tsy hitanao sy ... le izy dia tsy mba nisaoranao ;):-D:-D:-D
Mbola ho mety ho voa hono i Pissoa ... zah ngah no size eto ? :wink::-D:-D:-D
Manàna fomba fijery hafa ankoatra ilay hoe
fa tsy mampaninona ahy le izy satri efa zay ny fiainako zay nandefitra fôna za(by the way, io nahatonga ilay mijouer victime notenen'i pissoa tery ambony :wink: ) ... dia eritrereto le hoe transformer une défaite en victoire sy ny apprendre de ses erreurs. :-D:-D:-D
124. kelly13
(
27/10/2006 13:21)
xxx> matou nampidirinao teto klou ilay sizé d natao ho valian'ny rehetra ze te hamaly, ao ny pour anao ao kou ny contre ary ao ny manana ny libre arbitre, izany hoe mijery ny nahazo anao objectivement fa tsy mitsara ambony iany.
ho antsika rehetra ze mamaly eto kosa, rehefa voa ny oul sasany d aza vao maika henjehana sns, fa omeo ny hevitrareo, aza asina teny masika, aza asina teny "fandatsana".
tsy t hamerina hamaky ilay sizé lava b za (hé zany izy lava b) fa mba nangataka i xxx hoe "araka ny hevitrareo etc..." d valio araka izay fanontaniany izay izy.
ra manontany ahy i xxx d zao no hevitro hoe tsy nety ny ni-eviter-nao azy fa au contraire, tokony vao maika nanantona azy ianao ahazoana franche explication! d'accord hoe na sms aza tsy nalefany, nefa izany tsy hanakana anao ra t hahazo fanazavana t@ny ianao "qd on veut on peut".
pissoa>aza d atao fihomezana lôtra ny fahalavon'ny sasany! "Mbola ho mety ho voa hono i Pissoa ... zah ngah no size eto", marina klou fa tsy enao (ary tsy isika rehetra ze mamaly fa i xxx) kanefa miloloha lanitra isika ka mety lena iany!
booboo>nanontany ianao hoe "inn le antony manokana", kefa hoe antony manokana ho an'i xxx1 sy xxx2 ngamba le izy fa aleo tsy hidirana lalaina :)
za manokana klou dia mi admirer an'i xxx satria vitsy amintsika no ahasahy (na d tsy ny tena ps-ny aza no nataony saingy misy ireo ze mahalala ny tatarany) hilaza ny manjo azy avec sincèrité.
farany fa manjary lava b d makaleo b, za kou vizaka manoratra, xxx1 sy xxx2, averiko farany hoa, aoka izay, ny lasa ho homban'ny lasa, fa ny ho avy indray no banjinina tsara!

125. kelly13
(
27/10/2006 13:25)
pissoa>njy klou no voateniko fa miala tsiny za satria nenjy no hitako farany teo! :wink:
126. mimich
(
27/10/2006 14:54)
ohatra lasa nitatra be ilay resaka zany .
Ho ahy dia mizara 2 fomba fandraisako ny antony ametrahan'ny olona 1 ny size eto de arakaraka izay koa ny fomba amaliako azy.
1- ao ny mizara na mamoaka fotsiny ny zavatra iainany satria mavesatra tsy zakany ka ny famoahany azy eto no hitany fa vahaolana hanamaivana ny sainy sy mitondra fankaherezana ho azy. Ny fomba amaliana azy de ny fanomezana fankaherezana sns....
2- ao ny mamoaka ny size eto satria mitady vahaolana na soson-kevitra , de mamaly araka izay aho.
Ho ahy zao de namoaka ity ilay nanoratra ny size satria te hizara ny zavatra niainaany izy. Ekena fa samy manana ny fomba nentina namaly azy isika na izany aza a tsy tokony hitatra lavitra be ilay resaka.
De manamafy ny tenin'i kelly aho we , aoka izay , fa toa lasa isika natao hanirina indray no mampivandravandra. Tadidio fa arakaraka ny angalantsika mpitazana coté 1 xxx1 na xxx2 na iziriziriantika amin'ny hevitrantsika no mampaharary ny ankilany sy mampahazo vahana ny andaniny ka mety vao maika hampalalina ny hantsana manelanelana azy ireo.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

127. Fiffi
(
27/10/2006 17:53)
kelly13:marina mihintsy akia io ry kelly13 an! miloloha lanitra marina isika rehetra ka tsy fantatra zay mety hitranga rahampitso !
pissoa>aza d atao fihomezana lôtra ny fahalavon'ny sasany! "Mbola ho mety ho voa hono i Pissoa ... zah ngah no size eto", marina klou fa tsy enao (ary tsy isika rehetra ze mamaly fa i xxx) kanefa miloloha lanitra isika ka mety lena iany!
128. Zina
(
29/10/2006 01:09)
Novakiko ndray ilay resaka satria nanontany tena aho oe fa ahona ary no maka ny etsy sy eroa?
1- xxx1 sy xxx2 samy diso nareo
nefa kosa
ilay xxx2 (bandy io) tena lache be ilay fisainana. no sady tian-tena be... Rehefa tsy tiana maninn no mbola mande mijery azy any @ ampiasana ihany...
xxx1. hanatra ho anao io nefa kosa tsy io rery no bandy amanrivony etsy akaiky...avelao any izy.

129. Fiffi
(
29/10/2006 07:33)
mimich:ny ahy indray aloha de hitako hoe tsara ny namoahan'i xxx ity eto @ ! zavatra nanjoa azy io ary ho antsika zay tsy nandalo t@ zany ary ho an'ho avy indrindrandrindra fahampitandremana mba tsy ho tratran'zao zavatra izao . Misy lesona azo tsohahina !
1- ao ny mizara na mamoaka fotsiny ny zavatra iainany satria mavesatra tsy zakany ka ny famoahany azy eto no hitany fa vahaolana hanamaivana ny sainy sy mitondra fankaherezana ho azy. Ny fomba amaliana azy de ny fanomezana fankaherezana sns....
2- ao ny mamoaka ny size eto satria mitady vahaolana na soson-kevitra ,
130. xxx
(
29/10/2006 23:15)
ilay xxx2 (bandy io) tena lache be ilay fisainana. no sady tian-tena be...
Io fitiavan-tenany io ihany no tsy mety hitiavako azy
131. manantsoa
(
30/10/2006 05:28)
Mampalahelo be ilay tantara kanefa sitra-po ny azy koa dia mahereza.
Aza adino fa samy hafa ny fitiavana sy ny fiarahana :
- Misy olona tianao be fa tsy azonao iarahana
-Ary misy olona miaraka aminao fa tsy tianao akory .
Ny idéal dia olona mifankatia no miaraka .
Aza adino fa samy hafa ny fitiavana sy ny fiarahana :
- Misy olona tianao be fa tsy azonao iarahana
-Ary misy olona miaraka aminao fa tsy tianao akory .
Ny idéal dia olona mifankatia no miaraka .
132. Fiffi
(
30/10/2006 06:04)
manantsoa:raha tsy misy fitiavana ve @ fomba ahoana no hiharahana ?
Aza adino fa samy hafa ny fitiavana sy ny fiarahana :
133. ari.malala
(
30/10/2006 08:29)
pissoa, fa njy v d tena mihevitra andry ho tena tsy mandia tany mintsy e! tsy ndry no resaka eto, dakor za, fa io hoa mety tratran'io daolo n'importe ki ra mbolka olombelona koa, ary io sentiment io resaka fo fa ts azo tsinonstinoavina! aza manenjika hoa! az manao tsy hotratry ny aloka re e! vevavy koa anie njy e! ts maniry loza aho akory fa miteny fts!
134. booboo
(
30/10/2006 12:01)
xxx 30-10-2006 00:15:01 > saika tsy hiteny zà fa hiteny ndray :°). aza mifanilaka fa samy tia tena nareo roa ary samy diso fa tsisy diso kely na diso be zany. Na maharary anao sy izy aza dia sitrapo ny anareo ny hiaina relation -na amant/maîtresse dônky... ; sady efa lasa iny (raha tsy hoe angaha mampitony anao ny fitantarana eto ny toetra ratsiny :roll:) fa zay mampety ny anao sy ny vadibenao atao tsara @ zao klou " ny aminareo " indray jerena :°).
135. xxx
(
30/10/2006 13:57)
xxx:
Fiffi> za nanambady efa fantany tsara. Saika hoe invité any aza izy, saingy hitako ihany hoe tsy nety raha tany izy nohon'ny antony maro. Ny daty fotsiny ange no tsy fantany fa ny hoe hanambady fantany tsara e! Araka ny hevitrao aza, iza izao no mamoaka resaka imason'olona , za sa izy?? za nga no namoaka resa-be eto amin'ny forum? de za ve no manala baraka amin'izany?
Dia averiko ihany ny teniko hoe, tsara ho fantatra angamba dia hoe inona ilay fanalam-baraka?? sao i xxx1 hoy aho no mahana tsy enjehina?
raha mamaky an'ity nosoratako ity ianareo ry xxx1sy2 de mahalala tsara hoe iza aho. Za maraka tsara ny niantombohan'io tantara io, dommage hoe izao no niafarany. milaza ianao ry xxx2 fa tsy manala baraka olona, nefa raha vao nahita ilay atsy ambadika atsy aho hoe zistoara sy ny tao anatiny dia zendana tanteraka mintsy! milaza ianao fa tsy natao hamelezana olona io, nefa ny fandehan'ny tantara rehetra dia mitory sy milaza fa ianareo io voaresak io, principalement i xxxx. Tsy hiteny zavatra betsaka aoh fa manjary mamoaka imasombahoaka ny secret anareo fa izao fotsiny, ny vy tsy mikitrana irery, fiteniko matetika io, fa matoa nisy sy nivoaka ity resaka ity dia noho io zistoara notantarainao io izay tena mitovy tsy misy valaka tanteraka @ izay nisy teo aminao sy xxx1. Efa naika tsy hiteny an'izay ihany aho, saingy otran'ny tsy mety amiko ilay mangina fotsiny.
Cutie miteny hoe tsy marina ilay tsy nampoizina, manaiky za fa fantatr'i xxx1 ny marina rehetra, saingy ny mandreraka be sy lazaiko hoe tsisy sincerité dia ilay fanaovana ani' xxx1 devant le fait accompli foana. Jereo tsara anie raha manaraka tsara nareo e, i xxx1 miteny ny zavatra hitranga eo aminy sy ny vadibeany fa i xxx2 raha tsy efa vita ny zavatra ohatra, nanao vodiondry no nahatongavana taty dia tsy afaka nihaona mintsy... efa vita ny mariage vao mihaona na miresaka @ xxx1... aiza le nampiozina amzany? io le tenenin'i Fiffi he namitaka sy nametrapetraka.
Amaranako azy dia izao, samy misy hadisoana nataonareo. Efa noteneniko tany @ hafatra moa hoe, tsy niera t@ olona teto @ forum anie ianareo raha niaraka e, dia indramiko ny tenin'i Kelly13 hoe ny fifanalana baraka tsy mitondra anareo aiza mintsy! mety hisy olona mamaaky ity tantara ity sy ilay anakiray atsy izay hita be hoe mifampitohy hitsara anareo hoe maivandoha satria toy nya nkizileky mitatibolana! ka efa samy lehibe, oona efa manambady izany efa responsable dia samia responsable @ acte ataony. Aoka ny lasa homba ny lasa dia ny hoavy banjinina. Teny efa niverina im-bdb teo zay, ka aoka tsy hahita xxx1sy 2 mifamaly eto intsony izahay. Tapitra angamba.
139. xxx
(
30/10/2006 15:12)
ka enao kosa anie ka tsy nety nandray vola fa dia nanaiky asiana gratos fotsiny e. Tsy mety amiko zany fa ny mahazatra ahy dia ny manome vola rehefa vita ny nifanarahana
izany no fanaoko aty
140. manantsoa
(
30/10/2006 16:23)
Fiffi > Tena maro no miaraka kanefa tsy misy fitiavana akory na dia kely aza . Ohatra lhl miaraka amin' ny makorelina , vhv miaraka amin' ny lhl satria hanataka fotsiny ,sns...
Mora ihany ny mitondra-tena raha mandinika kely fotsiny alohan' ny hanaovana zavatra . Raha miteny anao amin' ny zavatra tsy mety ataonao ny olona dia lazaina fa : fialonana , tsy fitiavana sns . Raha aorian' ilay nanaovanao azy indray ny olona no miteny dia lazaina fa mandatsa ...