ny taminay

61. cutie ( 24/10/2006 19:44)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 24-10-2006 18:11:46
Lohateny : Re : ny taminay
cutie:

aoka alou haka fisainana kely

haka fisainana :roll::roll::roll::roll:
nga tsy efa ao le izy :@:@:@:@
62. vale ( 24/10/2006 21:12)
cutie::-D:-D:-D:-D:°)nivilana nankaiza aky?:lol::lol::lol::°)
63. cutie ( 24/10/2006 21:14)
niakavanana:-D
64. vale ( 25/10/2006 01:50)
:-D:-D:-D:-D:wink:
65. ari.malala ( 25/10/2006 06:37)
Fiffi a, tsy azo ifohana sigara ato aaaaa!

pissoa, amiko manokana tsy mi jouer la victime ilay namana mitaraina ny nanjo azy, fa mamoaka ny alahelom-pony izy. Ca peut arriver à n'importe qui anie e! ary io sentiment tsy azo ferana hoe ity virtuel ka hatreto iany, fa refa tia dia tia na virtuel aza! aza manenjika kosa e! samy namana ato izao ihany ve dia izany kosa no antaondry? samy vhv aky tsy mifanenjika fa ny fianana malama maina a!
66. Fiffi ( 25/10/2006 06:39)
pissoa:

xxx nanokatra ny size : tsy hitako ze tokony ho olanao amin'izany.
ianao no "voa" ... ka ianao no lasa mi-jouer victime eto amin'ny forum.
fa nahoana no tsy hisy olana @ ireo zavatra nahazo an'i xxx ireo ? de normale daholo ve zany ny zavatra natao azy ?
mi-jouer victime ahoana kosa zany :?: de mahazo rariny zany le xxx2 ? nametrapetraka , lasa nanambady sady mbola nanala-baraka an'i xxx1 koa ? de zany ve no hatao hoe mi-jouer la victime :?::roll:


67. sonwin ( 25/10/2006 07:17)
lalina izy 'ty:@, ary aiza aza bedada amin'izao kle:@
68. Fiffi ( 25/10/2006 07:33)
inona koa no hidiran'i bedada @ zany ?
69. pissoa ( 25/10/2006 08:00)
Fiffi sy ari.malala : retirer-ko ary ny teniko hoe mi-jouer victime e. :-P:-D:-D:-D
Dia miala tsiny amin'i xxx voalohany izay namoaka ny tao am-pony fotsiny :-*

Ny tiako tenenina kosa nefa dia tsy miova :

I xxx voalohany no voa teto - dia izy no "mamoaka ny tao am-pony" eto amin'ny forum. Saingy raha ny zavatra nataony aloha dia tsy hitako mazava izay tsy hitovizany amin'i xxx faharoa. Amin'ny ankapobeny dia vokatry ny fampirafesana daholo ireo nataon'i xxx faharoa ireo. Samy nampirafy nefa i xxx voalohany sy xxx faharoa. Dia mitohy amin'ilay teniko (nodinganin'i Fiffi) hoe
Alaivo sary an-tsaina anie ny mety ho nataonao tamin'ny sipanao amin'izao (ilay saika nanao fisehoana izany) - raha raikitra ny taminao sy ilay "virtoaly" e ! Heverinao fa misy hafa toy ny nataon'i xxx faharoa io ve ? Saingy eto fotsiny dia ianao no "voa" ...


Manenjika ve izaho ry ari.malala ? Tsy maninona raha izay no azo hiantsoana ahy :P (dia enjeho ary zah hoe mpanenjika :-$:-D:-D:-D)

Fiffi, izaho tsy niteny mihitsy hoe mahazo rariny i xxx faharoa ka. Hoy fotsiny aho hoe tsy dia mahazo rariny koa i xxx voalohany :P
70. ari.malala ( 25/10/2006 08:06)
pissoa, ataoko hoe manenjika indry satria tsinona tena henjana loatra kosa ny tenindry e! marina fa vokaty ny fampirafesana anie le izy e! dakor mints za, saingy le izy tsisy sincerité no mandreraka! enfin, histoire anzareo mo le izy de notantaraina forum de lasa ny namana rehetra no concernés fa ny tokony atao de ny mitsara objectivement fa tsy miteny betement otran'io! tsy hitako izay olanao amin'zany ahoana moa? matoa anie noteneniny teto navesatra hoazy e! izay ilay hoe ny alahelo tsy ambara havana zakan'ny tompony ihany!
71. pissoa ( 25/10/2006 08:09)
Hevitra tamin'ilay tantara fotsiny ireo ambony ireo - fa ity ny valin'ny fanontanian'i xxx :

xxx:
Ka araky ny hevitrareo diso ve za ra toa ka ni-réagir ni-éviter azy fa tsy franche niteny azy, satria efa nampoiziko ihany hoe alainy baraka imason’olona za k’inona toko mais bon ts mampaninona ahy zany.

Tsy diso njy :P
72. pissoa ( 25/10/2006 08:18)
ari.malala : sao tiana hiteny izay tian'ny ankabeazan'olona ho heno fotsiny aho :?::-D:-D:-D

saingy le izy tsisy sincerité no mandreraka ozizy njy ... dia jereo nefa ny fahazakantsika ny atao hoe sincerité (sincere be izaho miteny eto) :)

(PS : Dinika efa nandeha teto amin'ny forum io resaka sincerité io, ary ny hevitro tamin'izay dia hoe : Tian'ny olona ho sincere ny olona miresaka aminy rehefa manome naoty tsara ho azy - fa ankoatra izay tsy dia ankasitrahany loatra. Natoraly be io)
73. sonwin ( 25/10/2006 09:07)
Fiffi:

inona koa no hidiran'i bedada @ zany ?



mba miara-mi:@ mijery ny resakareo eto ka
74. Fiffi ( 25/10/2006 09:09)
pissoa: heu...ny tena manahirana ahy akia de tsotra fotsiny an!
Marina aloha fa hoe samy nampirafy ry zareo ! ok ! tsy azo lavina io ! saingy ny tena mandreraka ny saiko de zao fotsiny ! samy nanao ny nataony ry zareo , ny an'i xxx2 aza lasa nanambady mihintsy izy nefa raha samy nanao ny nataony naninona no nanala-baraka an'i xxx1 ? raha toa manko ka tsy nanao na inona na inona i xxx2 fa voafitaka de manaiky zah ! saingy......
75. Fiffi ( 25/10/2006 09:10)
sonwin:
mba miara-mi:@ mijery ny resakareo eto ka
nga enao tsy miresaka ato koh ? :roll:


76. xxx ( 25/10/2006 09:19)
Ny tsara ho fantatra angamba dia hoe: Inona ilay fanalam-baraka? sahala amin'ny ahoana ny fisehoany? sao dia ilay xxx1 koa no mahana tsy enjehina!

Fiffi> raha ny fahitako anao dia fantatrao tsara hoe iza i xxx1 sy xxx2. Subjective be enao mamoaka hevitra, fa asa hoe hainao tsara tokoa ve ny tantara? Tsy nisy famitahana tao na kely sy bitika aza fa raha tena mahaliana anao ilay tantara dia andefasako hafatra ianao, amizay hitanao ny version'ny xxx2 mba tsy hanenjehanao azy fahatany fotsiny.

Diniho amin saina tsy miangatra ny voalazan'i simplex, pissoa sy ny hafa fa marina ny an-dry 'zareo.

Tsy haiko aloha fa ny vhv refa voa ny namany dia ry 'zareo koa no mahatsiaro tena voa ary miaro ny namany 100% na diso na mety ny nataon'i namany.

Za sy xxx1 efa nifandefa hafatra hoe aleo hijanona any ilay tantara,nefa moa ny kozy koa mandeha foana eto, dia tairo aza fa tohizantsika, on verra iza no nanala baraka, iza no nanala baraka tena, iza no mahana tsy enjehina. Za manaiky misy hadisoako anatin'ilay tantara....fa ny fanenjehana anjambany kosa, ataoko fa tsy milay!

Hoy i xxx2.
77. Fiffi ( 25/10/2006 09:26)
xxx:
Fiffi> raha ny fahitako anao dia fantatrao tsara hoe iza i xxx1 sy xxx2. Subjective be enao mamoaka hevitra, fa asa hoe hainao tsara tokoa ve ny tantara?
xxx: heu....io aloha le tantatra an! de namaky aho , de tahaka ny rehetra koa ! mamaly sy manomé ny hevitro ! De @ maha vhv ahy de mi-défendre ny vhv zah tsy normal ve zany ozy enao ? ny zavatra iray tsy tantiko fotsiny de io efa nolazaiko io an! hoe samy nanao fahadisoana ianareo saingy le hoe lasa nanambady sy ny filazana imason'olona izay voalaza etsy ambony no tsy laniko eh!


78. xxx ( 25/10/2006 09:36)
Fiffi> za nanambady efa fantany tsara. Saika hoe invité any aza izy, saingy hitako ihany hoe tsy nety raha tany izy nohon'ny antony maro. Ny daty fotsiny ange no tsy fantany fa ny hoe hanambady fantany tsara e! Araka ny hevitrao aza, iza izao no mamoaka resaka imason'olona , za sa izy?? za nga no namoaka resa-be eto amin'ny forum? de za ve no manala baraka amin'izany?
Dia averiko ihany ny teniko hoe, tsara ho fantatra angamba dia hoe inona ilay fanalam-baraka?? sao i xxx1 hoy aho no mahana tsy enjehina?
79. xxx ( 25/10/2006 09:48)
xxx2 za ko ange mihaiky hoe misy ts nety ny nataoko ee, fa enao manadio tena hoe ts niresaka an'iza n'iza no ts azoko mitsy hoe manin, ts mahana mits za na de kely aza fa haiko pertinnement hoe iza no resahanao ra tsy hoe angamba misy sipa hafa nataonao ny nanaovanao ahy ko :roll: fa ny tena mahazendana ahy de enao milaza fa ts milaza an'iza n'iza nefa de ny zvt lazainao de contraire an zany mais bon aleo wa hijanona any zany resaka rht zany fa ampy zay aleo samy hanao ny fiainany,

pissoa tsy manao victime za ary tsy milaza ho victime ko fa misy antony ny namohahako an'io sujet io teto fa refa zay no fandraisanjy azy hoe mi-jouer victime za de victime za zany :wink: saingy hoe... tsy de zay lôtra le but :wink:
80. xxx ( 25/10/2006 10:08)
xxx1> vakio tsara ny hafatra nalefako tany aminao momba io resaka lazainao io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0809