ny taminay
41. Fiffi
(
23/10/2006 18:41)
cutie sy sonwin: fa nahoana kosa no hoe orera be le tantara ? heu...mba mafy kosa aloha ny zavatra nahazo an'i xxx io an! ny zavatra tena tsy tantiko @ io tantara io kosa aloha de hoe le bandy nametrapetraka eh ! kay lery lasa nanambady :evil:
42. cutie
(
23/10/2006 18:42)
heu...mba mafy kosa aloha ny zavatra nahazo an'i xxx io an! ny zavatra tena tsy tantiko @ io tantara io kosa aloha de hoe le bandy nametrapetraka eh ! kay lery lasa nanambady
io no mampa orera azy :lol:
43. Fiffi
(
23/10/2006 20:43)
cutie: hay ve eh ! tena marina fa oréra beeeeee le izy sady ny zavatra tena maharikoriko ahy kosa aloha de le bandy sady efa manambady no mbola manala baraka an'le sipa koh an! :evil:
45. Fiffi
(
23/10/2006 20:57)
vale:tena mitovy hevitra @ ndry akia zah ry vale an! de mahereza akia ry xxx fa indrisy ! inona moa no azo hatao fa de enganie ka mba ho tonga saina tsara ko le bandy mba tsy hamerina an'zany zavatra hatony zany @ manaraka an!
ndryyyyyyyy :(xxx:-*:-*:-*:-*:-*, soa ihany enao fa tonga saina satria olona tsy de tsara loatra raha ilay voalzanao eto , satria efa hifanarahana hoe samy miala , hay moa..sady tsy vitan'ny nandainga sy namitaka anao izy fa mbola tsy tena tsia anao kou e! de mahereza de mivavaka ho anao koa!:-*:-*:-*:-*:-*
cutie: marina akia zany an!
49. vale
(
23/10/2006 21:09)
:-D:-D:-D:-D:-D, de ahoana kou zany, nareo2 samy sipa,:lol::lol: ihihihihihi
51. diamondra27
(
23/10/2006 21:52)
pandefa : cutie [ Valio ] 23-10-2006 22:58:25
Lohateny : Re : ny taminay
tsy mba misy tantara mahafinaritra ve any ho any e
ny tantarako akia mahafinaritra be fa lava loatra ka sao tsy tianareo a!;-);-):-P
53. diamondra27
(
23/10/2006 21:58)
cutie: indray mande raha sendra teto @ internet ny tenako de niresaka t@ olona be de be isankarazany ; mahafinaritra daholo, na lahy na vavy, ao ny mpino ao ny tsy mpino samy namako daholo ireo.Ny sasany moa de efa olondebe ny sasany mbola zaza. Ny sasany milaza azy ho virj ny sasany ndray mampirafy be (virtuellement io fa tsy réel an) , internet manko virtuel fa sao de tsy misy mahalala nareo, ny sasany fidèle.
Ny sasany homosexuel ny sasany hétéro.
Malalatsaina ny tenanay tsy manome tsiny olona fa mifanaja....
de mahafinaritra doly le namana fa afaka miresaka retra retra
de katsaka tsaramaso....
mbola hitohy fa noana ny kibo
lazao raha mbola tohizana

55. diamondra27
(
23/10/2006 22:04)
de niresaka de nifankahita de niara-nisakafo de lasa mpinamana be de mbola mitohy ny fifandraisana de bien be le izy e!
mbola tsy niady fa au contraire mifanome conseils sy manala azy eto de voilà, de ni-itatra ny finamàna lasa tsy olona 2
tsara ve le tantara?
mbola tsy niady fa au contraire mifanome conseils sy manala azy eto de voilà, de ni-itatra ny finamàna lasa tsy olona 2
tsara ve le tantara?
59. andry08
(
24/10/2006 17:59)
=Dtohizo e! (betsaka ve ilay sakafo sa noana be avy eo?)entra parentezy iny fa tohizo
60. pissoa
(
24/10/2006 18:05)
simplex =D=D=D
xxx nanokatra ny size : tsy hitako ze tokony ho olanao amin'izany.
Alaivo sary an-tsaina anie ny mety ho nataonao tamin'ny sipanao amin'izao (ilay saika nanao fisehoana izany) - raha raikitra ny taminao sy ilay "virtoaly" e ! Heverinao fa misy hafa toy ny nataon'i xxx faharoa io ve ? Saingy eto fotsiny dia ianao no "voa" ... ka ianao no lasa mi-jouer victime eto amin'ny forum. Tsy hifanomezan-tsiny fa toetran'ny ankabeazan'ny olombelona moa io.