ny taminay

161. kala ( 01/11/2006 12:26)
=D=D=D=D fiffi
162. Fiffi ( 01/11/2006 13:30)
163. pissoa ( 01/11/2006 16:32)
kala, ca va pos la tête :roll::-D:-D:-D:-D:-D

164. booboo ( 01/11/2006 17:12)
:-D:-D:-D
165. Fiffi ( 01/11/2006 19:04)
166. booboo ( 01/11/2006 19:40)
Fiffi >:-D:-D:-D:-*
167. Fiffi ( 01/11/2006 20:49)
:roll::roll: toa mbola mamaly foana i booboo nefa efa voafafa ? hihihhi zah koa aza ity mbola mamaly an'i booboo hiany koh ! :-D:-D:-D:-D:-*:-*
168. ari.malala ( 02/11/2006 06:37)
kala:

fiffi > :wink: milay le passe ê!

ireto olona voalaza ps manaraka ireto dia antsoina hoany amin'ny birao fa miakatra codis : pissoa,ari.malala
fa maninona no ianareo roa ndray no mifanangambovona be ato nefa le xxx1 sy xxx2 no concernés.
Sincérité ou non, ajanony amin'izay



kala, fona topko fa ts anao tsony e! aza akarina codis zany mo za e :-D:-D:-D:-D:-D
169. Fiffi ( 02/11/2006 07:03)
ari.malala: tsy misy an'zany akia fa aza matahotra ndry an! andraso fa omeko bombek mihintsy aza :-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*
170. ari.malala ( 02/11/2006 07:11)
Fiffi, misaotra ee :-D:-D:-D:-D:-D
171. sasa ( 02/11/2006 07:46)
izay no mahatonga an'ahy miteny aminareo rehetra ato hoe atovy par si le kozy hihi hihh zao zao tsy mivaha ve ny olana raha tsy eto, d'efa miteny aminareo koa za hoe ity fitiavana ity wa afo mandoro fa aza milalao an'io izany,rehefa hiaraka ka tsy misy tanjona d mifanaraha hatrany amboalohany fa aza mifanafina izany, matoa ianareo samy tsy mbola sincere sy honnety d mazava ho azy izany fa tsy mbola feno le fitiavana
tsy haiko aloha ianao ry xxx fa na izany aza d hoy aho hoe mitandrema amin'ny manaraka fa betsaka ny olona otranzany
172. diamondra27 ( 02/11/2006 23:04)
zay ndray DM vao tonga fa tsy naharaka, tara lava raha vao misy dinika tahaka izao.

:-w:-w:-w

nareo 2 aloha an!:cry::cry:

tena mbola mifankatia nareo fa zany oe: samy manambady sy manakambo

atahorako tafaraka ihany 'zao refa any aoriana any.Ohatra oe: refa samy miady mivady any nareo ka sendra mifanena tampoka de tonga ho azy ny courant sy
midobodoboka be le (l)(l)(l)
Tena @izay angamba ny masoandro mody no mampalahelo.

173. Fiffi ( 03/11/2006 06:49)
Fiffi:





174. miangalyandria ( 03/11/2006 15:32)
Saika tsy hamaly ihany aho fa izany hoe !!! Izao ny ahy ny hevitro : Mifankahalà amin'ny fonareo manontolo raha izay no hahafaty ilay fitiavana sy ifanadinoanareo dia rehefa afaka ny fo avy eo dia mitony amin'izayyyyyyy !!! Dia izay nareo vao hahatsapa hoe kay ny tsy miady marina no olom-bodo fa ny to fo mpamosavy !!!!!

Avy aty amin'i Miangalyandria ho anareo roa :-*:-*:-* na dia tsy fantatrao aza nareo.
175. kala ( 04/11/2006 09:23)
pissoa > :roll::roll::roll::roll: marina mafy ê!

fiffi > efa the end ange le izy nefa mbola misy tsy voaendy ato ê!:-D:-D:-D:-D

tsy manohy resaka tsony zà zay an!


ari.malala > refa maditra dia codis fa tsy misy fona :wink: lengako zany fa :-*:-*:-* de courage toi ê!
176. Zoniaina ( 05/11/2006 02:16)
oayy izany resabe ato , hummmm misy raha la terre
177. chipie1 ( 05/11/2006 17:17)
zistoire num 2 ity !
178. Fiffi ( 05/11/2006 18:13)
Fiffi:





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1149