ny taminay

141. xxx ( 30/10/2006 16:27)
ari.malala> fa tena sur ve enao fa i xxx1 sy xxx2 dia tena nifamaly teto? xxx2 za no manoratra ary tsoriko aminao fa tsy misy ifandraisany ny sujte eo ambany sy ito sujet ito fa na ny olona concerné aza samihafa. Aza dia miseho ho anao ho be saina loatra fa io zavatra soratanao io no tena fanalam-baraka. Zavatra efa nosoratanao tany amin hafatra toa mbola averinao eto indray...tsss miseho milay nefa ny fiananao aza tsy hitanao akory! aza miseho azy ho favy amin resaka fitiavana fa tssss..

xxx3
142. pissoa ( 30/10/2006 16:39)
Hihihi, ity ny an'i ari.malala
ari.malala:
enfin, histoire anzareo mo le izy de notantaraina forum de lasa ny namana rehetra no concernés fa ny tokony atao de ny mitsara objectivement fa tsy miteny betement otran'io!
:roll::-D:-D:-D de henjy tsala fa efa resaka fo no nahatongavana teto amin'ity tantara ity mbola ny fo ihany no asaina miresaka eto (l):-D
143. cutie ( 30/10/2006 17:26)
Cutie miteny hoe tsy marina ilay tsy nampoizina, manaiky za fa fantatr'i xxx1 ny marina rehetra, saingy ny mandreraka be sy lazaiko hoe tsisy sincerité dia ilay fanaovana ani' xxx1 devant le fait accompli foana. Jereo tsara anie raha manaraka tsara nareo e, i xxx1 miteny ny zavatra hitranga eo aminy sy ny vadibeany fa i xxx2 raha tsy efa vita ny zavatra ohatra, nanao vodiondry no nahatongavana taty dia tsy afaka nihaona mintsy... efa vita ny mariage vao mihaona na miresaka @ xxx1... aiza le nampiozina amzany? io le tenenin'i Fiffi he namitaka sy nametrapetraka.

efa nolazain'i xxx1 ery ambony le tsy nampoizina tiany holazainy fa efa azoko e, xxx njay toa lasa manitatra:roll::roll::roll::roll:
144. kelly13 ( 30/10/2006 17:45)
ovao njay ny sizé fa efa ampy zay e
145. Fiffi ( 30/10/2006 17:57)
efa mba nisy fangatahana ho an'i xxx1 sy xxx2 io ry zareo de aza hampiana intsony aaaahhhh !!!
Maninona nefa no hitarina tahak'zao indray le izy ry xxx3 ?
avadio ny page eh !
146. Zina ( 30/10/2006 19:18)
Ny tena tsara dia MBA MANGATAKA an'ny Admin mba hanala an'ity tantara ity stp.
147. booboo ( 30/10/2006 20:05)
fa maninona ?
148. cutie ( 30/10/2006 20:20)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
booboo
149. Fiffi ( 30/10/2006 22:13)
Zina:
Ny tena tsara dia MBA MANGATAKA an'ny Admin mba hanala an'ity tantara ity stp.
mihombon-k'hevitra @ Zina aloha zah an! satria tsy mety le misy manitatra ratsy io an !


150. Fiffi ( 30/10/2006 22:15)
THE END
151. Zina ( 31/10/2006 04:10)
booboo a ka lasa mandreraka be anie ilay izy e.. mbola ho betsaka ny ankizy hifamaly eto
152. Fiffi ( 31/10/2006 07:01)
153. booboo ( 31/10/2006 07:07)
:-D:-D:-D:-D
154. mimich ( 31/10/2006 08:03)
=D=D=D=D=D=D
155. Zina ( 31/10/2006 21:39)
mimich a inn aloha ilay tehaka e? Njy ve mba afaka manaontany an'i admin mba esorina io????
156. Fiffi ( 31/10/2006 21:44)
Zina: afaka hanontaniandry koa ange izy an! fa ny tsara angamba de ny nandefa ny dinika no manao ny fangatahana hanalana azy !

Fa mino aho fa tsy hisy hamitatra intsony ity satria efa VITA !!!!!
157. Fiffi ( 31/10/2006 22:02)
158. kala ( 01/11/2006 08:37)
fiffi > :wink: milay le passe ê!

ireto olona voalaza ps manaraka ireto dia antsoina hoany amin'ny birao fa miakatra codis : pissoa,ari.malala
fa maninona no ianareo roa ndray no mifanangambovona be ato nefa le xxx1 sy xxx2 no concernés.
Sincérité ou non, ajanony amin'izay

xxx1 moa zany le nanoratra, mahereza hoaho dia ataovy toy ny hoe izay no sedra tamin'iny fiarahana indray mitoraka iny. Dia aza avela haharitra 10 andro ny hatezerana sy ny alahelo.
Ny tsirairay dia mbola hotsaraina amin'izay ataony. Raha tena tsapanao fa nanao ny nety ianao, aza manahy ny ampitso fa misy mpamaly ao. Aoka hianao hangina. Zany an! dia :-*

xxx2 > aza tohizana intsony fa tantara efa vita, ny mpamaky no mandinika.
Samia mahay maka hoazy amin'izay hianareo roa.

fiffi > mbô ampiakaro amin'izay le soratra misy ny anaran'ny aktéra
159. Fiffi ( 01/11/2006 08:51)
160. booboo ( 01/11/2006 12:01)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092