fanontaniana manitikitika
1. Lalosy
(
21/10/2006 14:21)
Azo atao ve ny mitia olona iray efa manam-bady, manan-janaka? Milaza izy fa tia nefa azo antoka tokoa ve izany?
répondu par xxx le 27/06/2007 11:15
2. dailynews
(
21/10/2006 14:24)
manahavariana fa tena niverina matetika be teto mihitsy ity fanontaniana ity amin ny endrika sy ny fomba samihafa.
raha tian i lalosy ny valiny dia tsy azo atao aky a. aza miditra amin izany akory, efa vadin olona izany na milaza aza izy fa tia.
raha tian i lalosy ny valiny dia tsy azo atao aky a. aza miditra amin izany akory, efa vadin olona izany na milaza aza izy fa tia.
4. stenley
(
21/10/2006 15:36)
ie! raha manaiky misaraka @ vady @janany izy de tena tia anao,nefa aza manao an'zany fa manjary mampalahelo le ankizy ,sa ahona hoy nareo?
5. andry08
(
21/10/2006 15:39)
sarotra be ilay cas! Dia ahoana moa no ndeha hilazana hoe hampisarao ny olona?
Heloka be izany!:oops:
Heloka be izany!:oops:
6. cutie
(
21/10/2006 15:48)
tsy heloka zany
ny mbola fijanona @ vady aman-janany no heloka nefa izy tia an'le ray koa:lol:
ny mbola fijanona @ vady aman-janany no heloka nefa izy tia an'le ray koa:lol:
7. lapino
(
21/10/2006 15:57)
cutie:
tsy heloka zany
ny mbola fijanona @ vady aman-janany no heloka nefa izy tia an'le ray koa:lol:
:-w:-w:-w:roll::roll:
8. booboo
(
21/10/2006 15:58)
Azonao atao kah. Dé refa mitia ianao dia mahatatesa fotsiny ny vokany :°):°).
9. andry08
(
21/10/2006 16:00)
cutie: fantatrao ve ny tena marina hoe tena tia azy izy ka tokony hisaraka ? Sao dia taitaitra eo dia hoe ndeha hiova ? Misy zaza anie ity resaka ity fa tsy sipasipa fotsiny e!Ny vady anie ka nisoratra sy (angamba nankany ampiangonana rizareo)ka hoe hisarao!
10. cutie
(
21/10/2006 16:02)
ka nga tsika mahalala an;zany raha tena tia izy na tsia, fa araky le laizan'i lalosy ery ambony no hamaliako azy e .
Sady raha vo tsy missraka koa ange de lasa mampirafy.
Ka in no tinareo, hampirafy sa hisaraka :-D
Sady raha vo tsy missraka koa ange de lasa mampirafy.
Ka in no tinareo, hampirafy sa hisaraka :-D
11. cutie
(
21/10/2006 16:03)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 21-10-2006 17:57:09
Lohateny : Re : fanontaniana manitikitika
Hoy i cutie:
tsy heloka zany
ny mbola fijanona @ vady aman-janany no heloka nefa izy tia an'le ray koa
in koa ty mahazo :roll::roll::roll:
12. lemenakely
(
21/10/2006 19:48)
AMIKO MANOKANA DIA TSY OLANA NY MITIA OLONA EFA MANAMBADY ....fa aoka kosa samy mahatanty ny 2 tonta satria rehefa ela ny ela tsy maintsy miady ka ny mampalahelo dia ny ankizy izay tsy manantsiny fa raha miafina ilay fiarahana na pour le sexe fotsiny ihany tsy hitako zay olana aloha e!
13. dailynews
(
22/10/2006 00:52)
WOW !!!! variana be aho, miharatsy marina izao fiainana izao kah...
ny zavatra mahamenatra sy mahafady indrindra taloha izao efa tsy misy lanjany intsony mihitsy.
ny zavatra mahamenatra sy mahafady indrindra taloha izao efa tsy misy lanjany intsony mihitsy.
14. soanja
(
22/10/2006 01:09)
Lalosy:
Azo atao ve ny mitia olona iray efa manam-bady, manan-janaka? Milaza izy fa tia nefa azo antoka tokoa ve izany?
Anontanio izy hoe mbola tiany ve ny vady amanjanany sa tsia. Ary ianao koa tokony hanontany tena hoe efa lany angaha le mbola tsy manambady no de efa anolona no alaina eny antanany.
Dia miankina aminle ao anaty saina ao no mahafantatra ny valiny. Fa raha ny valiny avy aty amiko dia miankina ny zavatra heverinao ho zavadehibe amin'ny fiainana no tokony ho valiny. Misy valeur ny fiainana ary samy mametraka io valeur io amin'ny alalan'ny fiainany avy.
15. Zina
(
22/10/2006 03:00)
mety fitiavana ephemere io, rehefa ela2 ianao io indrindra no tena hiala. Aza miditra amin'izany
16. malalatinasoa
(
22/10/2006 05:17)
Raha mahazaka ny sainao hoe manorina fahasambarana eo ambonin'ny alahelon'olona dia tsy maninona midira. Surtout ny alahelon'ny ankizy tsy manan-tsiny @ ataon'ny olon-dehibe. Ianao samirery no mahalala izay zakanao.
Raha mahavita mamono eritreritra @ excuses be dia be moa ianao dia midira.... fa efa mivonona @ izay gidragidra iseho eo.
Raha mahavita mamono eritreritra @ excuses be dia be moa ianao dia midira.... fa efa mivonona @ izay gidragidra iseho eo.
17. colar
(
22/10/2006 14:39)
tsy votery ho gidrgidra kosa ny fiainana e,mila fandeferana,mila matsapa enao we mananjanaka izy ka tsy tokony ho tazoniko ho ahy irery na d ty ahy aza,fa ny olana mantsy de ny sipa te hitazona fona we ana rery ty,refa tsy zay ny ataonao de vo maika enao tinlay lhl, fa ny manome tsiny ange tsy maintsy misy fona ,kanefa v ra tena mifankaty nareo in ny olana,miaraha alo fa refa tsy mety v tsy mirava e.itanao eo ihany we ty anao izy sa le raika ihany no tiny,mahereza fa ny mpanapempo misy fona fa ny fiainanao ,enao ko tsy maintsy mila ol,mila taranaka,mila fiainana tsara,ra ol itanao ko v we afaka hifanampy aminao ,tsy hampijaly anao,hisy otran zany njay,hevitro alo zay an,ny hafa ko manana ny heviny,satria ngamba izy efa manana,fa refa tsy manana zay anie ka mampalahelo e,aleo misy toy zay tsisy,na ho kilalao aza klo
18. Liebe
(
22/10/2006 16:17)
Lalosy:
Azo atao ve ny mitia olona iray efa manam-bady, manan-janaka? Milaza izy fa tia nefa azo antoka tokoa ve izany?
Azo atao raha toa ka tsy misy lalàna mamehy anao (Oh: ny finoanao, ny fiaraha-monina misy anao,...)
20. lapino
(
22/10/2006 19:46)
cutie:
Mpandefa : lapino [ Valio ] 21-10-2006 17:57:09
Lohateny : Re : fanontaniana manitikitika
Hoy i cutie:
tsy heloka zany
ny mbola fijanona @ vady aman-janany no heloka nefa izy tia an'le ray koa
in koa ty mahazo :roll::roll::roll:
Lasa saina za ...
