fanontaniana manitikitika

81. MTN ( 26/10/2006 20:57)
tena nihomehimehy mihitsy aho voakitikitik'ilay fanontaniana
82. mandrindra ( 27/10/2006 10:12)
soanja:

Io vatanao io hoa sarobidy aza lanina amin'ny zavatra tsy ahitan'ny tena tombotsoa. Saingy aza hadino kosa ny mitsinjo ny hafa hatrany.

ahoana koa izany hoe tsy ahitanan'ny tena tombotsoa izany?? matoa atao dia ahitana tombotsoa eeee

83. Fiffi ( 27/10/2006 17:45)
MTN:
tena nihomehimehy mihitsy aho voakitikitik'ilay fanontaniana
:roll: aiza koa ? toa tsy hita mi-:) na :D na :lol: na :-D akory ? :wink::-D:-D:-D


84. colar ( 27/10/2006 18:12)
ny adidy tsy an olon dratsy hoy ny ntaolo,refa manao adidy zany d tsy olondratsy mintsy na mpirevy b tahaka ninn ary,
85. Fiffi ( 27/10/2006 18:58)
an ?
86. cutie ( 27/10/2006 21:50)
:-D:-D:-D:-D:-D
io ndray fiffi
87. Fiffi ( 27/10/2006 22:13)
maninona akia zah ? :-D:-D:-D
88. cutie ( 27/10/2006 22:14)
tsy mahazo resaka :-D:-D:-D:-D
89. Fiffi ( 27/10/2006 22:21)
colar:
ny adidy tsy an olon dratsy hoy ny ntaolo,refa manao adidy zany d tsy olondratsy mintsy na mpirevy b tahaka ninn ary,
cutie: tsy hoe tsy mahazo akia fa nyan'i colar ve efa hoe ny adidy tsy an'olon-dratsy de mbola hampiany hoe ...io nolazainy io ! zany izy efa hoe rehefa nanao adidy zany ve de ...hiany ? :-D:-D:-D


90. cutie ( 27/10/2006 22:26)
fiffi
izy ngambany zany :-D:-D:-D:-D
91. Fiffi ( 30/10/2006 06:05)
izy matoa lazainy kah! :-D
92. cutie ( 30/10/2006 21:44)
:-D:-D:-D:-D
93. Fiffi ( 01/11/2006 09:04)
mahita lazaina mihintsy hoa i colar an ! :-D:-D:-D:-D
94. xxx ( 27/06/2007 11:15)
io aloha de tena misy e! fa ny aza voany ihany, ndrindra fa ny tsy manambady mitia olona efa manambady, de eo enao no raisina, fa izy efa manana ny vonona!:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0134