fanontaniana manitikitika

21. diamondra27 ( 22/10/2006 19:57)
ie mety tena tia anao izy fa tsy araka ilay fitiavana andrasanao kosa le fitiavana omeny anao. De c à toi de voir.
ou tu acceptes de sortir avec lui ou elle ou tu le(la) quittes
22. cutie ( 22/10/2006 20:10)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 22-10-2006 21:46:35
Lohateny : Re : fanontaniana manitikitika
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Mpandefa : lapino [ Valio ] 21-10-2006 17:57:09
Lohateny : Re : fanontaniana manitikitika
Hoy i cutie:

tsy heloka zany
ny mbola fijanona @ vady aman-janany no heloka nefa izy tia an'le ray koa




in koa ty mahazo

in no mampa lasa saina @io zao :roll::roll::roll:
23. belaza ( 22/10/2006 20:46)
tsy hitako indray izay ho tenenina ka!!
24. mandrindra ( 23/10/2006 14:09)
eny, tena azo atao tokoa no mitia olona efa manambady amanajanaka. aza asiana fetrany izany ny fitiavana. hihaino ny fitiavanareo fa aza miditra any amin 'izay vady amanjanany fotsiny.
25. soanja ( 23/10/2006 15:11)
Ka raha vao miaraka anie tsy voatery hiditra le sipa na le bandy, vao maika manalaviatra le resaka tokatrano sns fa ny vady amanjanaka lasa tafiditra tsy fidiny e dia eo ny ady. Samy mamy kokoa ny fitiavana eo anivon'ny ady. Misy ol tia anio koa mantsy.
26. sonwin ( 23/10/2006 15:29)
lalina izy 'ty
27. mandrindra ( 23/10/2006 16:00)
soanja, tsy voatery manalavitra ny tokantrano izany. ny fahaiza-mitantana ihany dia mandeha io e.
ny vady amanjanaka koa tsy voatery ho tafiditra amin'io resaka fanana olontiana hafa noho ny vady io ka.
28. lapino ( 23/10/2006 16:00)
cutie, io nosoratan-jy io no mahalasa saina ahy ka!
29. cutie ( 23/10/2006 16:02)
tsy mavaza nga io nosoratako io :roll::roll::roll:
30. sonwin ( 23/10/2006 16:10)
maizina io
31. cutie ( 23/10/2006 16:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
mila atao sary ve
32. lapino ( 23/10/2006 16:13)
mazava ilay hevitra ka, fa mitombina ve ?
Be dia be manko no olona noheveriko fa mba olo-marina sy olo-mendrika, fa lasa olo-meloka indray raha io nolazain-jy io :roll:
33. cutie ( 23/10/2006 16:33)
olo-mendrika zany @lapino ny oul mampirafy a :roll::roll::roll:
34. xxx ( 23/10/2006 20:03)
tiavo izy raha tianao dia mifanaraha tsara ny tokony ataonareo 3 (ianao -izy-ny vadiny) , tokony ho roa anie ny vadin' ny lhly iray é ...(roa ihany fa tsy mihoatra an ! ) manjary betsaka ny vhvy tsy manana fa vitsy loatra ny lhl.. fitiavan-tena ny an' ny betsaka .. ahy irery ity :wink:
35. cutie ( 23/10/2006 20:06)
tokony ho roa anie ny vadin' ny lhly iray é ...(roa ihany fa tsy mihoatra an ! )

taiza njay io rule vao2 io :-D:-D:-D:-D
36. xxx ( 23/10/2006 20:23)
teny amin' ny arabe :-D:-D:-D
37. cutie ( 23/10/2006 20:51)
:-D:-D:-D:-D:-D
38. cutie ( 23/10/2006 20:51)
notsiponina teny ve :-D
39. xxx ( 23/10/2006 20:54)
f'anga cutie tsy mahita :?:, sa omeko solomaso:wink::-D:-D
40. cutie ( 23/10/2006 20:55)
tsy nitady koa ny marina:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8454