fanontaniana manitikitika
49. mandrindra
(
24/10/2006 15:30)
cutie:
olo-mendrika zany @lapino ny oul mampirafy a :roll::roll::roll:
zah ve olo-mandrika sa tsia?:°):°)
53. lapino
(
24/10/2006 16:07)
cutie:
olo-mendrika zany @lapino ny oul mampirafy a :roll::roll::roll:
Ny ataoko fa olo-mendrika manko hoe mahefa ny adidiny amin'ny vadiny sy amin'ny zanany, dia manaja ny teny nomena ... tsy teny manko fa voady e.
-- ohatra ny mampa-koditra be ilay manambady kle! :^) :-D:-D
54. mandrindra
(
24/10/2006 16:42)
pisssooooaaaako, fa maninona pourkoi hoa fa tsy hoe satria fotsiny eee???:lol:
56. cutie
(
24/10/2006 18:47)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 24-10-2006 17:30:54
Lohateny : Re : fanontaniana manitikitika
Hoy i cutie:
olo-mendrika zany @lapino ny oul mampirafy a
zah ve olo-mandrika sa tsia?
olo-mendrika:lol::lol::lol:
57. cutie
(
24/10/2006 18:50)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 24-10-2006 18:07:14
Lohateny : Re : fanontaniana manitikitika
Hoy i cutie:
olo-mendrika zany @lapino ny oul mampirafy a
Ny ataoko fa olo-mendrika manko hoe mahefa ny adidiny amin'ny vadiny sy amin'ny zanany, dia manaja ny teny nomena ... tsy teny manko fa voady e.
-- ohatra ny mampa-koditra be ilay manambady kle!
ny fanontaniana de we: am-pitiavana ve no anaovany an'reny sa we refa adidy de tsy maintsy atao :roll::roll::roll:
De aza manambady zany ry lapino refa mampa-koditra a :-D
58. pissoa
(
24/10/2006 19:49)
Tafiditra ao anatin'ny "adidy" ny "mitia" sy manao izay atao am-pitiavana rehefa manambady. :) Noho izany tsy misy fanontaniana mihitsy hoe tsy maintsy ve sa tam-pitiavana izany, fa na ianao mitia + manaja ny voady na tsia.
60. pissoa
(
24/10/2006 19:52)
Azo atao ve ny mitia olona iray efa manam-bady, manan-janaka? Milaza izy fa tia nefa azo antoka tokoa ve izany?
tsia - tsy azo atao :)
